auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-26 08:32:29 +08:00 committed by root
parent 415591760e
commit 3eff60d1a6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 Ino zany no manaraka, ry rahalà? Rafa tafaray nareo, ny tsiraikaraika de magnana salamo, fampegnarana, fanambarana, fiteny tsy fantatra, na fandikan-teny. Atôvy ny ra-daôly mba hanorenanareo ny fengonana.\v 27 Raha misy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, avelao hisy ro na farafabetsany telo eo, ary mande tsiraikaraika, avy akeo de tokony hisy tokana handika ny tegny ze vôlaza.\v 28 Fa raha tsisy mpandika tegny, avelao ny tsirairay amin'jareo hitazona fahanginana akao am-pengonana. Avelao ny tsirairay hiresaka mitokona amin'ny tenany sy amin'Andriamanitra.
\v 26 Ino zany no manaraka, ry rahalà? Rafa tafaray anareo, ny tsiraikaraika de magnana salamo, fampegnarana, fanambarana, fiteny tsy fantatra, na fandikan-teny. Atôvy ny ra-daôly mba hanorenanareo ny fengonana.\v 27 Raha misy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, avelao hisy ro na farafabetsany telo eo, ary mande tsiraikaraika, avy akeo de tokony hisy tokana handika ny tegny ze vôlaza.\v 28 Fa raha tsisy mpandika tegny, avelao ny tsirairay amin'jareo hitazona fahanginana akao am-pengonana. Avelao ny tsirairay hiresaka mitokona amin'ny tenany sy amin'Andriamanitra.