From 3eff60d1a6c565905f8d5845e35a02ae1ca4696d Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 26 Feb 2020 08:32:29 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 14/26.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/26.txt b/14/26.txt index 439af97..f30d923 100644 --- a/14/26.txt +++ b/14/26.txt @@ -1 +1 @@ -\v 26 Ino zany no manaraka, ry rahalà? Rafa tafaray nareo, ny tsiraikaraika de magnana salamo, fampegnarana, fanambarana, fiteny tsy fantatra, na fandikan-teny. Atôvy ny ra-daôly mba hanorenanareo ny fengonana.\v 27 Raha misy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, avelao hisy ro na farafabetsany telo eo, ary mande tsiraikaraika, avy akeo de tokony hisy tokana handika ny tegny ze vôlaza.\v 28 Fa raha tsisy mpandika tegny, avelao ny tsirairay amin'jareo hitazona fahanginana akao am-pengonana. Avelao ny tsirairay hiresaka mitokona amin'ny tenany sy amin'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 26 Ino zany no manaraka, ry rahalà? Rafa tafaray anareo, ny tsiraikaraika de magnana salamo, fampegnarana, fanambarana, fiteny tsy fantatra, na fandikan-teny. Atôvy ny ra-daôly mba hanorenanareo ny fengonana.\v 27 Raha misy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, avelao hisy ro na farafabetsany telo eo, ary mande tsiraikaraika, avy akeo de tokony hisy tokana handika ny tegny ze vôlaza.\v 28 Fa raha tsisy mpandika tegny, avelao ny tsirairay amin'jareo hitazona fahanginana akao am-pengonana. Avelao ny tsirairay hiresaka mitokona amin'ny tenany sy amin'Andriamanitra. \ No newline at end of file