auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 07:34:17 +08:00 committed by root
parent e36087d115
commit 3b488b0d33
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Paoly, nantsovin'Jesosy Kristy mba ho Apostoly nony sitrapôgaadriamanitra, \v 2ho an'ny fiangonan'Andriamanitra akao Korinto, ho an'reo ze nohamasignina tao amin'i Krisy Jesosy, ze vôantso ho ôla masigna. Magnoratra ho an'reo daôly ze miantso ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny toeragna daôly iany ko zany, de Tompon'jareo sy antsika. \v 3Ho aminareo anie ny fasoavana sy ny fiadagnana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
\v 1 Paoly, nantsovin'Jesosy Kristy mba ho Apostoly nony sitrapon'Andriamanitra, \v 2ho an'ny fiangonan'Andriamanitra akao Korinto, ho an'reo ze nohamasignina tao amin'i Krisy Jesosy, ze vôantso ho ôla masigna. Magnoratra ho an'reo daôly ze miantso ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny toeragna daôly iany ko zany, de Tompon'jareo sy antsika. \v 3Ho aminareo anie ny fasoavana sy ny fiadagnana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.