diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index fd29ec4..a8de9e2 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Paoly, nantsovin'Jesosy Kristy mba ho Apostoly nony sitrapôgaadriamanitra, \v 2ho an'ny fiangonan'Andriamanitra akao Korinto, ho an'reo ze nohamasignina tao amin'i Krisy Jesosy, ze vôantso ho ôla masigna. Magnoratra ho an'reo daôly ze miantso ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny toeragna daôly iany ko zany, de Tompon'jareo sy antsika. \v 3Ho aminareo anie ny fasoavana sy ny fiadagnana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. \ No newline at end of file +\v 1 Paoly, nantsovin'Jesosy Kristy mba ho Apostoly nony sitrapon'Andriamanitra, \v 2ho an'ny fiangonan'Andriamanitra akao Korinto, ho an'reo ze nohamasignina tao amin'i Krisy Jesosy, ze vôantso ho ôla masigna. Magnoratra ho an'reo daôly ze miantso ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny toeragna daôly iany ko zany, de Tompon'jareo sy antsika. \v 3Ho aminareo anie ny fasoavana sy ny fiadagnana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. \ No newline at end of file