auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-25 12:09:35 +08:00 committed by root
parent bf6df6efcc
commit 39369357c1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Aza mifanakatsakana nareo tsirairay, afa-tsy amin'ny fifanarana nifanôvana ary amin'ny fotôgna vôtokana. Atôvy zany mba hafanareo manokan-tena amin'ny vavaka. Avy akeo de tokony hiara-hatory ndray nareo, mba tsy hafan'ny Satana maka fagna anareo nohon'ny tsy fanagnanareo fifehezan-tegna. \v 6 Kanefa za de milaza reo ra reo aminareo am-pahalalana fa tsy didy akory. \v 7 Iriko ny ôla daôly ho ôtra anà. Fa ny tsirairay de samy managna ny fagnomezam-pahasoavana manokana avy amin'Andriamanitra. Ny raika managna ity karazam-panomezam-pasoavana ity, ary ny raika hafa managna karazagny hafa kô.
\v 5 Aza mifanakatsakana nareo tsirairay, afa-tsy amin'ny fifanarana nifanôvana ary amin'ny fotôgna vôtokana. Atôvy zany mba hafanareo manokan-tena amin'ny vavaka. Avy akeo de tokony hiara-hatory ndray nareo, mba tsy hafan'ny Satana maka fagna anareo non'ny tsy fagnananareo fifezan-tegna. \v 6 Kanefa za de milaza reo ra reo aminareo am-pahalalana fa tsy didy akory. \v 7 Iriko ny ôla daôly ho ôtra anà. Fa ny tsirairay de samy managna ny fagnomezam-pahasoavana manokana avy amin'Andriamanitra. Ny raika managna ity karazam-panomezam-pasoavana ity, ary ny raika hafa managna karazagny hafa kô.