diff --git a/07/05.txt b/07/05.txt index 077943f..37a25f8 100644 --- a/07/05.txt +++ b/07/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Aza mifanakatsakana nareo tsirairay, afa-tsy amin'ny fifanarana nifanôvana ary amin'ny fotôgna vôtokana. Atôvy zany mba hafanareo manokan-tena amin'ny vavaka. Avy akeo de tokony hiara-hatory ndray nareo, mba tsy hafan'ny Satana maka fagna anareo nohon'ny tsy fanagnanareo fifehezan-tegna. \v 6 Kanefa za de milaza reo ra reo aminareo am-pahalalana fa tsy didy akory. \v 7 Iriko ny ôla daôly ho ôtra anà. Fa ny tsirairay de samy managna ny fagnomezam-pahasoavana manokana avy amin'Andriamanitra. Ny raika managna ity karazam-panomezam-pasoavana ity, ary ny raika hafa managna karazagny hafa kô. \ No newline at end of file +\v 5 Aza mifanakatsakana nareo tsirairay, afa-tsy amin'ny fifanarana nifanôvana ary amin'ny fotôgna vôtokana. Atôvy zany mba hafanareo manokan-tena amin'ny vavaka. Avy akeo de tokony hiara-hatory ndray nareo, mba tsy hafan'ny Satana maka fagna anareo non'ny tsy fagnananareo fifezan-tegna. \v 6 Kanefa za de milaza reo ra reo aminareo am-pahalalana fa tsy didy akory. \v 7 Iriko ny ôla daôly ho ôtra anà. Fa ny tsirairay de samy managna ny fagnomezam-pahasoavana manokana avy amin'Andriamanitra. Ny raika managna ity karazam-panomezam-pasoavana ity, ary ny raika hafa managna karazagny hafa kô. \ No newline at end of file