auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-10 21:32:33 +08:00 committed by root
parent 0a0819905c
commit 1f028dea12
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Amizao de mampirisika anareo za, ry rala, amin'ny anaran' Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraka nareo daoly, ary tsy hisy fisarana akeo aminareo. Mampirisika za mba hikambagna amin'ny saina mitovy sy tanjogna mitovy nareo. \v 11 Fa efa natao mazava tamina, ry rala, tamin'ny alalan'ny vaokan'i Kloe fa misy fifampandanina akeo aminareo.
\v 10 Amizao de mampirisika anareo za, ry ralà, amin'ny agnaran' Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraka nareo daôly, ary tsy hisy fisaragna akeo aminareo. Mampirisika za mba hikambagna amin'ny saina mitovy sy tanjogna mitovy nareo. \v 11 Fa efa natao mazava tamina, ry ralà, tamin'ny alalan'ny vaôkan'i Kloe fa misy fifampandanina akeo aminareo.