From 1f028dea12caa438efe1f38461b19a5cf09ac7d4 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sun, 10 Nov 2019 21:32:33 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/10.txt b/01/10.txt index 2e35024..532f838 100644 --- a/01/10.txt +++ b/01/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 Amizao de mampirisika anareo za, ry rala, amin'ny anaran' Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraka nareo daoly, ary tsy hisy fisarana akeo aminareo. Mampirisika za mba hikambagna amin'ny saina mitovy sy tanjogna mitovy nareo. \v 11 Fa efa natao mazava tamina, ry rala, tamin'ny alalan'ny vaokan'i Kloe fa misy fifampandanina akeo aminareo. \ No newline at end of file +\v 10 Amizao de mampirisika anareo za, ry ralà, amin'ny agnaran' Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraka nareo daôly, ary tsy hisy fisaragna akeo aminareo. Mampirisika za mba hikambagna amin'ny saina mitovy sy tanjogna mitovy nareo. \v 11 Fa efa natao mazava tamina, ry ralà, tamin'ny alalan'ny vaôkan'i Kloe fa misy fifampandanina akeo aminareo. \ No newline at end of file