auto save
This commit is contained in:
parent
e8f7159860
commit
11f79c9b7d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Magnafaka za, otrany anafako an'i Kristy. Amizao midera anareo za satria matsiaro an'ana amin'ny ra daoly nareo. Midera anareo za satria mitazogna mafy ny fombafomba araka ze nagnolorako an'jareo teo aminareo nareo. Ary teko ho azonareo fa Kristy no lohan'ny leila daoly, fa ny lohan'ny vavy, ary Andriamanitra no lohan'i Kristy. Ary magnala voninahitra ny lohany reo leila ze mivavaka na mamignany ka misaron-do.
|
||||
\v 1 Magnafaka za, trany anafako an'i Kristy. \v 2 Amizao midera anareo za satria matsiaro an'ana amin'ny ra daoly nareo. Midera anareo za satria mitazogna mafy ny fombafomba araka ze nagnolorako an'jareo teo aminareo nareo. \v 3 Ary teko ho azonareo fa Kristy no lohan'ny leila daoly, fa ny lohan'ny vavy, ary Andriamanitra no lohan'i Kristy. \v 4 Ary magnala voninahitra ny lohany reo leila ze mivavaka na mamignany ka misaron-do.
|
Loading…
Reference in New Issue