diff --git a/11/01.txt b/11/01.txt index 8f38363..bcbb733 100644 --- a/11/01.txt +++ b/11/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Magnafaka za, otrany anafako an'i Kristy. Amizao midera anareo za satria matsiaro an'ana amin'ny ra daoly nareo. Midera anareo za satria mitazogna mafy ny fombafomba araka ze nagnolorako an'jareo teo aminareo nareo. Ary teko ho azonareo fa Kristy no lohan'ny leila daoly, fa ny lohan'ny vavy, ary Andriamanitra no lohan'i Kristy. Ary magnala voninahitra ny lohany reo leila ze mivavaka na mamignany ka misaron-do. \ No newline at end of file +\v 1 Magnafaka za, trany anafako an'i Kristy. \v 2 Amizao midera anareo za satria matsiaro an'ana amin'ny ra daoly nareo. Midera anareo za satria mitazogna mafy ny fombafomba araka ze nagnolorako an'jareo teo aminareo nareo. \v 3 Ary teko ho azonareo fa Kristy no lohan'ny leila daoly, fa ny lohan'ny vavy, ary Andriamanitra no lohan'i Kristy. \v 4 Ary magnala voninahitra ny lohany reo leila ze mivavaka na mamignany ka misaron-do. \ No newline at end of file