auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-25 07:17:40 +08:00 committed by root
parent ce218cf124
commit 079083b22e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Mikara fitiavana ary ôka ho be zotom-po amin'reo fagnomezam-pagna, indrindra fa ny mba haminagnianareo. \v 2 Fa ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de tsy miresaka amin'ôla fa amin'Andriamanitra. Fa tsisy mahazo an'azy satria miresaka ra misitrika akao amin'ny fanahy izy. \v 3 fa ze mamignany de miresaka amin'ôla mba ho fananganana an'jareo, famporisiana an'jareo,ary fampionona an'jareo. \v 4 Ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de magnorina ny tegnany, fa ze maminagny de magnorina fiangonana.
\v 1 Mikara fitiavana ary ôka ho be zotom-po amin'reo fagnomezam-pagna, indrindra fa ny mba haminagnianareo. \v 2 Fa ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de tsy miresaka amin'ôla fa amin'Andriamanitra. Fa tsisy mahazo an'azy satria miresaka ra-misitrika akao amin'ny fagna izy. \v 3 Fa ze maminagny de miresaka amin'ôla mba ho fananganana an'jareo, famporisiana an'jareo,ary fampiononana an'jareo. \v 4 Ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de magnorina ny tegnany, fa ze maminagny de magnorina fengonana.