From 079083b22e68b4f3280c16fac7a9a30c16cb3a7c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Tue, 25 Feb 2020 07:17:40 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 14/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/01.txt b/14/01.txt index e54925a..d5b9c09 100644 --- a/14/01.txt +++ b/14/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Mikara fitiavana ary ôka ho be zotom-po amin'reo fagnomezam-pagna, indrindra fa ny mba haminagnianareo. \v 2 Fa ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de tsy miresaka amin'ôla fa amin'Andriamanitra. Fa tsisy mahazo an'azy satria miresaka ra misitrika akao amin'ny fanahy izy. \v 3 fa ze mamignany de miresaka amin'ôla mba ho fananganana an'jareo, famporisiana an'jareo,ary fampionona an'jareo. \v 4 Ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de magnorina ny tegnany, fa ze maminagny de magnorina fiangonana. \ No newline at end of file +\v 1 Mikara fitiavana ary ôka ho be zotom-po amin'reo fagnomezam-pagna, indrindra fa ny mba haminagnianareo. \v 2 Fa ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de tsy miresaka amin'ôla fa amin'Andriamanitra. Fa tsisy mahazo an'azy satria miresaka ra-misitrika akao amin'ny fagna izy. \v 3 Fa ze maminagny de miresaka amin'ôla mba ho fananganana an'jareo, famporisiana an'jareo,ary fampiononana an'jareo. \v 4 Ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de magnorina ny tegnany, fa ze maminagny de magnorina fengonana. \ No newline at end of file