auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-19 06:27:19 +08:00 committed by root
parent b6d93380d1
commit 054001a02b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Moa tsy hainareo ma fa ny vatagnareo de tempolin'ny Fagnahy Masina, ze mipetraka akao agnatinareo, ze azonareo avy amin'Andriamanitra? Moa tsy hainareo ma fa tsy an'nareo ny tegnanareo? Fa ôlom-bôvidy anareo. Kô de mankalazà a
Moa tsy hainareo ma fa ny vatagnareo de tempolin'ny Fagnahy Masina, ze mipetraka akao agnatinareo, ze azonareo avy amin'Andriamanitra? Moa tsy hainareo ma fa tsy an'nareo ny tegnanareo? Fa ôlom-bôvidy anareo. Kô de mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tegnanareo. [Fanamarihana: Ny antontan-taratasy talô de mivaky salan'zao hoe: "Noho zany mankalazà an'Andriamanitra." Fa ny antontan-taratasy tsara indrindra tsy managna zany fampianarana zany.]