diff --git a/06/19.txt b/06/19.txt index a9f581a..5bb4f2b 100644 --- a/06/19.txt +++ b/06/19.txt @@ -1 +1 @@ -Moa tsy hainareo ma fa ny vatagnareo de tempolin'ny Fagnahy Masina, ze mipetraka akao agnatinareo, ze azonareo avy amin'Andriamanitra? Moa tsy hainareo ma fa tsy an'nareo ny tegnanareo? Fa ôlom-bôvidy anareo. Kô de mankalazà a \ No newline at end of file +Moa tsy hainareo ma fa ny vatagnareo de tempolin'ny Fagnahy Masina, ze mipetraka akao agnatinareo, ze azonareo avy amin'Andriamanitra? Moa tsy hainareo ma fa tsy an'nareo ny tegnanareo? Fa ôlom-bôvidy anareo. Kô de mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tegnanareo. [Fanamarihana: Ny antontan-taratasy talô de mivaky salan'zao hoe: "Noho zany mankalazà an'Andriamanitra." Fa ny antontan-taratasy tsara indrindra tsy managna zany fampianarana zany.] \ No newline at end of file