plt-x-sihanaka_1co_text_reg/06/01.txt

1 line
462 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-20 11:18:26 +00:00
\v 2 \v 3 Rafa misy raika aminareo miady \v 1 amin'ny raika hafa, sahy hagnantongna fitsarana akeo agnatrehan'ny mpitsara tsy mpino ma izy, fa tsy akeo agnatrehan'reo mpino? Mô tsy fantatrareo ma fa reo mpino no hitsara an'zao tontolo zao? Ra zany, anareo no hitsara an'zao tontolo zao, mô tsy mahavita mandamina raharaha madinika ma anareo? Mô tsy fantatrareo ma fa hitsara anjely tsika? Impiry, ary, tsika no afaka mitsara reo raharaha amin'ty fiaignana ty?