plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/13.txt

1 line
499 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-18 00:15:19 +00:00
\v 13 Tsarao ny tegnanareo: Mety amin'ny vevavy ma ny mivavaka amin'Andriamanitra tsy misaron-dô? \v 14 Tsy vô-janahary miitsy aza ma no mampianatra an'nareo fa raha ny leila no lava volo, de fafam-baraka ho an'azy zany? \v 15 Tsy mampianatra anareo ma ny natiora fa raha ny vevavy no lava volo, de voninahitra ho an'azy zany? Fa nomegna an'azy ny volony mba hagnarognana an'azy.\v 16 Fa raha misy te-hiady hevitra amin'zany, de tsy magnana fampiharana hafa zany, na reo fiangonan'Andriamanitra.