auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 08:15:19 +08:00 committed by root
parent 2ea077f0c7
commit 28e1869fa5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Tsarao ny tegnanareo: Mety amin'ny vevavy ma ny mivavaka amin'Andriamanitra tsy misaron-dô? \v 14 Tsy ny natiora mitsy aza ma no mampianatra anareo fa raha ny leila no lava volo, de fafam-baraka ho an'azy zany? \v 15 Tsy mampianatra anareo ma ny natiora fa raha ny vevavy no lava volo, de voninahitra ho an'azy zany? Fa nomegna an'azy ny volony mba hagnarognana an'azy.\v 16 Fa raha misy te-hiady hevitra amin'zany, de tsy magnana fampiharana hafa zany, na reo fiangonan'Andriamanitra.
\v 13 Tsarao ny tegnanareo: Mety amin'ny vevavy ma ny mivavaka amin'Andriamanitra tsy misaron-dô? \v 14 Tsy vô-janahary miitsy aza ma no mampianatra an'nareo fa raha ny leila no lava volo, de fafam-baraka ho an'azy zany? \v 15 Tsy mampianatra anareo ma ny natiora fa raha ny vevavy no lava volo, de voninahitra ho an'azy zany? Fa nomegna an'azy ny volony mba hagnarognana an'azy.\v 16 Fa raha misy te-hiady hevitra amin'zany, de tsy magnana fampiharana hafa zany, na reo fiangonan'Andriamanitra.