Sat Mar 07 2020 16:32:59 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 16:32:59 +03:00
commit 66d906f0be
30 changed files with 72 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, mpanompon'Andriamanitry sady Apostolin'i Jesosy Kristy, hagnamafy gne finoan'olom-boafidin'Andriamanitry izy ame fahalalagny e marina izay magnaraky gne toe-pagnahy araky an'Andriamanitry, \v 2 ame fahatokisagny e fiainagny mandrakizay, izay nampagnantegnain'Andriamanitry, gne tsy mavandy, taloha be tagny. \v 3 Tame fotoagny voatondro, da naboakiny e zakany tame hafatry izay natokisany ho ampitaiko. Naniko izany arak'e didin'Andriamanitry, gne Mpamonjy antsika.

2
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 4 Ho an'i Titosy, anaky marina ao ame finoagny hitambarantsika. Fahasoavagny izy ame fiadanagny avy amin'Andriamanitry Ray izy amin'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika.
\v 5 Noho izao antony izao e namelako anao tagny Kreta, da e mba handaminanao io raha mbola tsy vita aby sady hanendry olombe isak'e tanagny araky izay efa nandidiako anao.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 E olombe ame tanagny da tsy tokony hanan-tsigny mihintsy, vadin'e viavy raiky, managny anaky mino tsy voapanga ho magnara-po ame ratsy na maditry. \v 7 Ilain'e mpitandrigny, amin'e maha-mpagnano e asan'Andriamanitry, e tsy fanagnan-tsigny. Tsy tokony hahery fizakagny na mirehareha. Tsy tokony ho mora vignitry, tsy mamolava, tsy tia ady, sady olo tsy tia vola.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 F'izy, tokony hampandroso an-dragno izy, naman'izay tsara. Tsy maintsy mahonon-tegna, marina, masina, sady mahafehy tegna. \v 9 Tokony mitagny mafy e hafatry izay efa nampianarigny izy, mba afahany mampahery gne hafa ame fampianaragny tsara sady hagnitsy e olo izay manohitry an'azy.

1
01/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa maro e olo mpikomy, indrindra e voafora. Tsy misy lanjany e zakandreo. Mandiso fagnantegnagny sady mitariky gn'olo ame lalan-diso indreo. \v 11 Ilaigny e manakagny an'iregny. Mampianatry e tsy tokony hampianarigny indreo mba azahoagny haregna maloto sady mandrava e fianakaviagny agnaby.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Nisy raiky tamindreo, izay lelà hendrindreo, nizaka hoe: "E Kretana da mpavandy mandrakariva, ratsy sady biby mandoza, kamo be tenda."\v 13 Marina izany voazaka izany, noho izany anaro mafy indreo mba hatanjaky ame finoagny.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ka miraharaha e tafasirin'e Jiosy na e didin'olo izay niala tame fahamarinagny.

2
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 15 Ho an'e madio, da madio e raha agnaby. Fa ho an'izay voaloto sady tsy mino kosa, da tsy misy madio ndre ino ndre ino. Nohon'e saigny izy ame fieritreretany efa voaloto.
\v 16Magneky fa mahalala an'Andriamanitry indreo, kanefa mandà an'Azy ame asany aby. Mpalaigny sady mpandika lalàgny indreo. Tsy mahavita asa tsara ndre ino ndre ino.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fa anao kosa, mizaka izay mifagnaraky ame fampianaragny marina. \v 2 E lelà efa nahazo taogny da tsy maintsy mahay mitondra tegna, maontigny, mahonon-tegna, matanjaky ame finoagny, ame fitiavagny, da ame faharetagny.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Akoizany avakoa e viavy efa nahazo taogny da tokony hagnaboaky fezay e tegnandreo ho tsara fitondran-tegna, fa tsy mpidiniroho olo. Tsy tokony ho andevozin'e divay be indreo. Tokony hampianatry izay tsara indreo \v 4 mba hampiofagny e viavy tanora ho tena tia e vady aman-janany manokagny. \v 5 Tokony hampianatry andreo hahonon-tegna, hadio, hikarakara tokantragno tsara, sady hagneky e vadindreo. Tokony hagnano izany raha aby izany indreo mba tsy voarabin'e Zakan'Andriamanitry.

2
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 6 Akoizany, ampaherezo e lelà mbola tanora mba hahonon-tegna. \v 7 Ame fomba agnaby da aboay e tegnanao ho modelin'e asa tsara; sady rehefa mampianatry anao, magnaboà fahitsiagny izy ame fahamendrehagny.
\v 8Mizakà hafatry salama sady tsy misy tsigny, mba ho megnatry izay manohitry ndre ia ndre ia, satria tsy managny ndre ino ndre ino rats hozakaigny momba antsika izy.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 E mpanompo da tokony hagneky e tompony ame raha agnaby. Hagnano izay sitrapony fa tsy hifamaly amin'azy. \v 10 Tsy tokony hangalangalatry indreo. F'izy, tokony hagnaboaky e finoagny tsara aby indreo, mba hampahamendriky e fampianarantsika momba an'Andriamanitry mpamonjy antsika ame lafiny rehetra.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Fa efa niboaky tame olo agnaby e fahasoavam'Andriamanitry. \v 12 Mampianatry antsika handà e toetry tsy araky an'Andriamanitry izy ame filàn'izao tontolo izao izany. Mampianatry antsika hiaigny am-pihononagny, am-pahamarinangny, da arak'e lalan'Andriamanitry amin'izao vanim-potoagny izao izany \v 13eo am-pandignasantsika fatratry izay handraisantsika e fagnantegnagny mahafinaritry, e fiboahan'e voninahitrin'Andriamanitrintsika lehibe da Mpamonjy Jesosy Kristy.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Jesosy da nanolotry e tegnany ho antsika mba hagnavotry antsika hiala ame tsy fagnarahan-dalagny agnaby sady hagnadiovagny, ho an'e tegnany, olo raiky manokagny izay tena mazoto hagnano asa tsara.

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ambaray da ento ampaherezigny io raha aby io. Magnomeza fagnitsiagny ame fahefagny agnaby. Ka avela hisy olo hagnano tsinontsino anao.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ampaherezo indreo hangeky e mpanapaky izy ame manam-pahefagny, hagneky andreo, ho vonogny ame asa tsara agnaby. \v 2Ampatsiahivo indreo tsy handraby ndre ia ndre ia, hiala ame adihevitry, hamela e hafa hagnaraky e lalany, da hagnaboaky e fanetren-tegna ame olo agnaby.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa taloha gne tegnantsika da tsy nanan-tsaigny sady tsy nagneky. Voatariky tame lalan-diso itsika sady nandevozin'e filàgny izy ame fahafinaretagny samby hafa. Niagny tame faharatsiagny izy ame fialignagny itsika. Nankahalaigny iay sady nifankahala itsika.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa rehefa niboaky e hatsaram-pagnahin'Andriamanitry mpamonjy antsika izy ame fitiavany gne olo, \v 5da tsy tame asan'e fahamarinagny nanintsika izany, fa tame famindram-pony e namonjeny antsika. Izy da namonjy antsika tamin'e alalan'e fagnadiovan'e faharetam-baovao izy ame fagnavaozagny tamin'e Fagnahy Masigny.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Andriamanitry nandrotsaky be tamintsika gne Fagnahy Masigny tamin'alalan'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. \v 7Naniny izany mba, ho voaramarigny tame fahasoavagny, da ho lasa mpandova itsika amin'alalan'e fahatokisagny e fiainagny mandrakizay.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Izany hafatry izany da mendri-pitokisagny. Tiako hizaka momba izany raha izany am-pahatokisagny anareo, mba izay matoky an'Andriamanitry da hikinia hagnano e asa tsara izay efa napetrakiny teo alohandreo. Izany raha izay da sady tsara no mahasoa ho an'e olo agnaby.

2
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 9Fa ialay e adihevitry adala izy ame tantaram-pirazanagny da e fifandiragny izy ame ady momba e lalàgny. Io raha aby io da raha tsisy dikany sady tsy mahasoa.
\v 10Mandà izay olo miteraky fizarazaragny eo agnivonareo, afaran'e fampitandremagny indraiky na indroy, \v 11sady fantaro fa e olo akoizany da niala tame lalagny marigny sady manota sady magnameloky e tegnany.

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Rehefa nagniraky an'i Artema na Tykiko aminareo agny iao, da malakisa da mandiàna aminà agny Nikopolia, izay nanapahako hevitry andaniagny e rirignigny.\v 13Malakisa da alefaso Zena, igny mpahay lalagny igny, izy amin'i Apolosy, mba tsy hanagny raha mahory indreo.

1
03/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 E olontsika da tsy maintsy mianatry magnano asa tsara izay ilaigny maiky mba tsy ahalasa andreo tsy hamokatry.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Izy agnaby miaraky aminà da magnano veloma anareo. Magnamboara veloma izay tia antsika ame finoagny. Ho aminareo aby anie e fahasoavagny.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> d977f6091410a51d7eb378077209224faefecd8f
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> d977f6091410a51d7eb378077209224faefecd8f

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Titosy

View File

@ -32,6 +32,37 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD122"
],
"finished_chunks": [
"01-01",
"01-04",
"01-06",
"01-08",
"01-10",
"01-12",
"01-14",
"01-15",
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-06",
"02-09",
"02-11",
"02-14",
"02-15",
"03-01",
"03-03",
"03-04",
"03-06",
"03-08",
"03-09",
"03-12",
"03-14",
"03-15",
"03-title",
"01-title",
"front-title"
]
}