plt-x-antaifasy_tit_text_reg/01/15.txt

2 lines
344 B
Plaintext

\v 15 Ho an'e madio, da madio e raha agnaby. Fa ho an'izay voaloto sady tsy mino kosa, da tsy misy madio ndre ino ndre ino. Nohon'e saigny izy ame fieritreretany efa voaloto.
\v 16Magneky fa mahalala an'Andriamanitry indreo, kanefa mandà an'Azy ame asany aby. Mpalaigny sady mpandika lalàgny indreo. Tsy mahavita asa tsara ndre ino ndre ino.