Sat Mar 07 2020 16:30:26 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 16:30:27 +03:00
commit 89e6efc4c2
12 changed files with 32 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, voagadra an'i Jesosy Kristy, da gne rahala Timoty ho an'i Filemona, namagny malalanay sady mpiara-miasa aminay, \v 2 da ho an'i Apia anakavinay, da Arkipo miaramila namanay, da ho an'e fiangonagny izay miangogny ao an-tragnonao. \v 3 Ho aminareo anie gne fahasoavagny izy ame fiadanagny avy amin'Andriamanitry Raintsika izy am'i Jesosy Kristy Tompo.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Misaotry gn'Andriamanitriko avao iao. \v 5 manogno anao iao ame fivavahako. Efa naharegny gne ame fitiavagny izy ame finoagny izay anagnanao ao am'i Jesosy Tompo sady ho an'e mpino agnaby iao. \v 6 Mivavaky iao mba hahavy gne fiombonagny ame finoanao hahomby ame fahalalagny gne raha tsara agnaby izay eo amintsika ao am'i Kristy. \v 7 Fa nanagny fifaliagny sady fiononagny zakabe iao nohon'e fitiavanao, satria gne fon'e mpino da novelombelomigny tame alalanao rahalànao.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Noho izany, ndre da managny fahasahiagny aby ao am'i Kristy iao da handidy anao mba hagnano izay tokony haninao, \v 9 nefa nohon'e fitiavagny, da mangaiky anao iao - iao, Paoly, lelà antitry, da amin'izao fotoagny izao gadra ho an'i Jesosy Kristy.

1
01/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Mangataky anao iao gn'ame zanako Onesimosy, izay naterako tame fehiko. \v 11 Fa izy da tsy nahasoa anao teo aloha, fa amin'izao fotoagny izao izy da mahasoa antsika roy. \v 12 Nalefako nipody ho aminao agny izy, izy gne tiako tokotry. \v 13 Magniry gne hitagny an'azy hiaraky aminà iao, mba hahafahany manompo anà ho anao, raha mbola voafehy nohon'e filazantsara iao.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Nefa tsy te hagnano ndre ino ndre ino raha tsy misy gne fagnekenao iao. Tsy tiako ho an-kanteregny gn'asa soa ataonao fa an-tsitrapo. \v 15 Angamba noho izany gne nisarahany taminao nandritry gne fotoagny kidikidy, mba hanagnanao an'azy mandrakizay. \v 16 Tsy ho andevo sanaky izy, fa tsara mihoatry gne andevo, da rahala malala. Izy gne malala indrindra aminà, sady mihoatry lavitry ho anao, na ao ame nofo na ao am'i Tompo.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ka raha managny ana ho mpiara-miasa anao, da raiso ako iao izy. \v 18 raha magnano gne tsy mety izy na mitrosa ndre ino ndre ino aminao, da anio ho anà izany. Iao, Paoly, manoratry izao ame tagnako: \v 19 Iao gne handoa aminao. Tsy mizaka aminao hoe mitrosa gne tegnanao aminà anao.\v 20 Eka, rahalà, anio mahazo tombony ao ame Tompo iao; omeo fitsaharagny e foko ao am'i Kristy.

1
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Gne toky momba gne fankatoavanao, gne soratako ho anao. Fantako fa hagnano mihoatry izay nangatahiko anao. \v 22 Mandritry izany fotoagny izany avao, omagno ho anà gne efotry fandraisam-bahiny, fa magnantegna iao fa ame alalan'e vavakinao da haverigny aminao indraiky iao.

1
01/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Eprafa, namako mpiara-migadra ao am'i Jesosy Kristy, magnano veloma anao. \v 24 Akoizany avakoa i Marka, Aristarko, Demasy da i Lioka, mpiara-miasa aminà. \v 25 Ho ame fagnahinareo anie gne fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko voalohany

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 98b3b49663413b025c63b33c494fa7125166b81e
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> 98b3b49663413b025c63b33c494fa7125166b81e

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Filemona

View File

@ -32,6 +32,19 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD122"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-04",
"01-08",
"01-10",
"01-14",
"01-17",
"01-21",
"01-23"
]
}