plt-x-antaifasy_phm_text_reg/01/01.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 1 Paoly, voagadra an'i Jesosy Kristy, da gne rahala Timoty ho an'i Filemona, namagny malalanay sady mpiara-miasa aminay, \v 2 da ho an'i Apia anakavinay, da Arkipo miaramila namanay, da ho an'e fiangonagny izay miangogny ao an-tragnonao. \v 3 Ho aminareo anie gne fahasoavagny izy ame fiadanagny avy amin'Andriamanitry Raintsika izy am'i Jesosy Kristy Tompo.