plt-x-antaifasy_mrk_text_reg/10/07.txt

1 line
267 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-22 06:50:28 +00:00
\v 7 Noho izay antony izany da hiala an' i abany amy endriny gne lelà, da hikambagny ame vadiny, da anjary nofotry raiky indreo roy". \v 8 Tsy ho roy sanaky indreo fa ho nofotry raiky avao. \v 9 Ka izay natambatr'Andriamanitry, da aoky tsy ho sarahin' olombelogny ."