\v 7 Noho izay antony izany da hiala an' i abany amy endriny gne lelĂ , da hikambagny ame vadiny, da anjary nofotry raiky indreo roy". \v 8 Tsy ho roy sanaky indreo fa ho nofotry raiky avao. \v 9 Ka izay natambatr'Andriamanitry, da aoky tsy ho sarahin' olombelogny ."