Sat Mar 07 2020 16:27:22 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 16:27:23 +03:00
commit 974652bb70
15 changed files with 40 additions and 2 deletions

2
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 1 Joda, mpanompon'i Jesosy Kristy raiky, rahalàn'i Jakoba, ho andreo izay angiagny hoe, malala ao amin'Andriamanitry Ray, sady voatahiry ho an'i Jesosy Kristy:
\v 2Hampitomboigny ho aminareo anie gne famindram-po izy ame fiadanagny sady gne fitiavagny.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 O Malala! raha igny nagnano gn'ezaky hanoratry ho anareo gne mikasiky gne famonjegny hitambarantsika igny iao, da nanoratry ho anareo iao mba hanosiky anareo hiady mafy ho an'e finoagny izay efa natolotry indraiky avao ho an'e mpino. \v 4 Fa ho an'e olo sasany nisisiky antsokosoko eo aminareo. Indreo da olo voamariky ho an'e fagnamelohagny. Indreo da olo ratsy fagnahy izay manevateva e fahasoavan'Andriamanitry ho agny ame fijejojejoagny, sady da manda e Andriana izy ame Tompo tokantsika, Jesosy Kristy.

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Amin'izao fotoagny izao iao da te hampatsiaro anareo_ndre da efa lalanareo tanteraky izany_fa e Tompo da nagnavotry e olo avy tame tany Egypta, fa tafaran'izany da naringany aby izay tsy nino. \v 6 Da e anjely izay tsy nitagny gne fahefagny izay napetraky tamindreo, fa izay niala e fipetrahandreo_Andriamanitry da namatotry andreo tame famihezagny mandrakizay, ame mizigny be tanteraky, ho ame andron'e fitsaram-be.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ako i Sodoma izy am'i Gomora izy ame tanàgny magnodidigny andreo, izay nanolotry e tegnandreo ho am'e fijangajangagny izy ame fagnamboaragny filagny tsy ara-boajanahary. Da nanigny ohatry amin'izay mijaly ame fagnasaziagny agny ame afo mandrakizay indreo. \v 8 Kanefa akoizany avao, e mpagnonofy io da mandoto e vatandreo avakoa, sady mizaka raha ratsy manohitry e manam-boninahitry.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Fa ndre i Mikaela arikanjely, rehefa niady tame devoly sady nifandritry tamin'azy e ame fatin'i Mosesy, da tsy sahy nizaka ratsy hagnameloky anazy. Fa hoy izy se: "Hagnanatry anao anie gne Tompo!"\v 10 Fa io olo io da mizaka ratsy e raha tsy fatany. Da izay fantany_ako e fahalalan'e biby tsy mana saigny_izany e manimba andreo.\v 11 Loza ho andreo! Fa raha nandeha tamin'e tanàgnin'i Kaina indreo, sady nagnaraky e fahadisoan'i Balama hazaoagny tambiny. Da ringagny tamin'e fikominan'i Kora indreo.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Indreo da e olo izay harambato miafigny ao ame sakafom-pitiavanareo. Mihinagny am-pahamegnaragny, mamoky e tegnandreo avao. Indreo da rahogny tsy misy rano, entin'e rivotry. Hazo fararano tsy misy voany_indroy maty, niala vatriny. \v 13 Indreo da onjan-dranomasigny mahery, mitopatopaky mamorivory e fahamegnarandreo. Kintagny mirerirery indreo, ka voatahiry ho anazy mandrakizay e fahamaitisan'e mizigny.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Da i Enoka, e faha fiton'i Adama da efa naminany e momba an'io, nizaka hoe: "Ho avy e Tompo miaraky ame masiny aman'alinaligny. Ho avy Izy mba hagnatanteraky e fitsaragny e olo agnaby.\v 15 Ho avy Izy hampiaiky e olo ratsy fagnahy agnaby tamin'e asa vitany tame haratsiam-pagnahiny, da e zaka mafy agnaby izay nozakain'e olo ratsy fagnahy hanohitry an'Azy. \v 16 Indreo da mpimonimomigny, sady mpimenomenogny, izay magnaraky e filan-dratsindreo. Indreo da mpirehereha fatratry, izay nohon'e tombontsoandreo manokagny, da mandoka e hafa.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa anareo sa malala, tadidio e zaka nozakain'e apostolin'i Jesosy Kristy Tompontsika taloha. \v 18 Hoy indreo taminareo se: "Fa ame andro farany da hisy mpaniratsira izay hagnaraky e filan'e haratsiam-pagnahiny." \v 19 Io olo io da mitariky fisarahagny. Indreo io da olo araky gne nofo, sady tsy managny Fagnahy.

1
01/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa anareo sa malala, mioregna tsara ame finoanareo masigny indrindra, sady mivavaha ame Fagnahy Masigny. \v 21 Mipetraha anareo ame fitiavan'Andriamanatry, da diaso e famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompontsika izay mitondra anao ho ame fiainagny mandrakizay.

2
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 22 Mamindra fo amin'izay misalasala.
\v 23 Vonjeo sady sariho hiala ame afo e olo sasany. Da e sasany amindray fo amin-tahotry. Malegna ndre e akanjo nolotoin'e nofo aza.

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Da ho an'izay miaro anareo mba tsy ho tafintohigny, sady haavy anao hijoro eo agnatrehan'e voninahitriny, tsy misy tsigny sady am-pifaliam-be, \v 25 amin'Andriamanitry tokagny Mpamonjintsika tamin'alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie, gne voninahitry, gne fahalehibeazagny, gne fahefagny, e hery, talohan'e fotoagny agnaby, amin'izao fotoagny izao, da e mandrakizay. Amena

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> fa10b4e7e17b4f65a277b3f0271f89a2ecd006b7
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> fa10b4e7e17b4f65a277b3f0271f89a2ecd006b7

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Joda

View File

@ -32,6 +32,22 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD122"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-03",
"01-05",
"01-07",
"01-09",
"01-12",
"01-14",
"01-17",
"01-20",
"01-22",
"01-24"
]
}