plt-x-antaifasy_jud_text_reg/01/20.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 20 Fa anareo sa malala, mioregna tsara ame finoanareo masigny indrindra, sady mivavaha ame Fagnahy Masigny. \v 21 Mipetraha anareo ame fitiavan'Andriamanatry, da diaso e famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompontsika izay mitondra anao ho ame fiainagny mandrakizay.