auto save
This commit is contained in:
parent
f1bc0703d0
commit
34c96f4e5d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 Indreo da e olo izay harambato miafigny ao ame sakafom-pitiavanareo. Mihinagny am-pahamegnaragny, mamoky e tegnandreo avao. Indreo da rahogny tsy misy rano, entin'e rivotry. Hazo fararano tsy misy voany_indroy maty, niala vatriny. \v 13 Indreo da onjan-dranomasigny mahery, mitopatopaky mamorivory e fahamegnarandreo. Kintagny mirerirery indero, ka voatahiry ho anazy mandrakizay e fahamaitisan'e mizigny.
|
||||
\v 12 Indreo da e olo izay harambato miafigny ao ame sakafom-pitiavanareo. Mihinagny am-pahamegnaragny, mamoky e tegnandreo avao. Indreo da rahogny tsy misy rano, entin'e rivotry. Hazo fararano tsy misy voany_indroy maty, niala vatriny. \v 13 Indreo da onjan-dranomasigny mahery, mitopatopaky mamorivory e fahamegnarandreo. Kintagny mirerirery indreo, ka voatahiry ho anazy mandrakizay e fahamaitisan'e mizigny.
|
Loading…
Reference in New Issue