auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-02-22 10:52:49 -05:00 committed by root
parent 5a57332d64
commit f1bc0703d0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Indreo da e olo izay harambato miafigny ao ame sakafom-pitiavanareo. Mihinana am-pahameragny, mamoky e tegnandreo avao. Indreo da rahogny tsy misy rano, entin'e rivotry. Hazo fararano tsy misy voany_indroy maty, niala vatriny. \v 13 Indreo da onjan-dranomasigny mahery, mitopatopaky mamorivory e fahamegnarandreo. Kintagny mirerirery indero, ka voatahiry ho anazy mandrakizay e fahamaitisan'e mizigny.
\v 12 Indreo da e olo izay harambato miafigny ao ame sakafom-pitiavanareo. Mihinagny am-pahamegnaragny, mamoky e tegnandreo avao. Indreo da rahogny tsy misy rano, entin'e rivotry. Hazo fararano tsy misy voany_indroy maty, niala vatriny. \v 13 Indreo da onjan-dranomasigny mahery, mitopatopaky mamorivory e fahamegnarandreo. Kintagny mirerirery indero, ka voatahiry ho anazy mandrakizay e fahamaitisan'e mizigny.