auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-03-05 15:34:03 -05:00 committed by root
parent 6f88895a4d
commit 87af46faec
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany, satria da managny mpisoronabe zakabe izay lasa namaky gne lagnitry, Jesosy Zanak'Andriamanitry, da andeha itsika hifikitry mafy amin'e finoantsika. Fa itsika da tsy managny mpisoronabe izay tsy mahatsapa fangorahagny amin'e fahalementsika. F'izy, itsika da managny olo raiky izay efa nalaim-pagnahy tamin'e fomba rehetra akô antsika, saingy Izy tsy misy ota. Aoka ary itsika andeha amin'e fahatokiagny ho agny amin'e seza fiandrianan'e fahasoavagny, mba handraisantsika gne famindram-po
\v 14 Noho izany, satria da managny mpisoronabe zakabe izay lasa namaky gne lagnitry, Jesosy Zanak'Andriamanitry, da andeha itsika hifikitry mafy amin'e finoantsika. \v 15 Fa itsika da tsy managny mpisoronabe izay tsy mahatsapa fangorahagny amin'e fahalementsika. F'izy, itsika da managny olo raiky izay efa nalaim-pagnahy tamin'e fomba rehetra akô antsika, saingy Izy tsy misy ota. \v 16 Aoka ary itsika andeha amin'e fahatokiagny ho agny amin'e seza fiandrianan'e fahasoavagny, mba handraisantsika gne famindram-po sady hahita fahasoavagny hagnampy amin'e fotoagny ilàgny an'izany.