From 87af46faec608e57fdc49fd5d54678f0603fedca Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD124 <> Date: Thu, 5 Mar 2020 15:34:03 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 04/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/14.txt b/04/14.txt index fc3757d..d14e8a6 100644 --- a/04/14.txt +++ b/04/14.txt @@ -1 +1 @@ -Noho izany, satria da managny mpisoronabe zakabe izay lasa namaky gne lagnitry, Jesosy Zanak'Andriamanitry, da andeha itsika hifikitry mafy amin'e finoantsika. Fa itsika da tsy managny mpisoronabe izay tsy mahatsapa fangorahagny amin'e fahalementsika. F'izy, itsika da managny olo raiky izay efa nalaim-pagnahy tamin'e fomba rehetra akô antsika, saingy Izy tsy misy ota. Aoka ary itsika andeha amin'e fahatokiagny ho agny amin'e seza fiandrianan'e fahasoavagny, mba handraisantsika gne famindram-po \ No newline at end of file +\v 14 Noho izany, satria da managny mpisoronabe zakabe izay lasa namaky gne lagnitry, Jesosy Zanak'Andriamanitry, da andeha itsika hifikitry mafy amin'e finoantsika. \v 15 Fa itsika da tsy managny mpisoronabe izay tsy mahatsapa fangorahagny amin'e fahalementsika. F'izy, itsika da managny olo raiky izay efa nalaim-pagnahy tamin'e fomba rehetra akô antsika, saingy Izy tsy misy ota. \v 16 Aoka ary itsika andeha amin'e fahatokiagny ho agny amin'e seza fiandrianan'e fahasoavagny, mba handraisantsika gne famindram-po sady hahita fahasoavagny hagnampy amin'e fotoagny ilàgny an'izany. \ No newline at end of file