auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-03-06 12:59:59 -05:00 committed by root
parent 449e612217
commit 5f6c9f6761
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 \v 33 \v 34 Fa tadidio gne andro taloha, refa nohazavaigny anareo, gne fomba niharetanareo gne ady mafy tamin'e fijaliagny. Anareo da nalaigny baraka ampahibemaso tamin'e fagnaratsiagny da tamin'e fagnenjehagny, sady anareo da niaraky nizara tamindreo izay nandalo fijaliagny akô izany. Satria anareo da nanagny fangoraham-po tamindreo izay voafonja, sady anareo da nagneky tamim-pifaliagny gne fangalàgny gne fanagnanareo. Da nahalala anareo fa gne tegnanareo da managny fanagnagny tsara kokoa sady maharitry mandrakizay. [Fagnamarihagny: Gne dikan-teny taloha da tsy hahitagny gne fehezanteny hoe: "Fa anareo da nanagny fangoraham-po tamin'e gadrako."]
\v 32 Fa tadidio gne andro taloha, refa nohazavaigny anareo, gne fomba niharetanareo gne ady mafy tamin'e fijaliagny. \v 33 Anareo da nalaigny baraka ampahibemaso tamin'e fagnaratsiagny da tamin'e fagnenjehagny, sady anareo da niaraky nizara tamindreo izay nandalo fijaliagny akô izany. \v 34 Satria anareo da nanagny fangoraham-po tamindreo izay voafonja, sady anareo da nagneky tamim-pifaliagny gne fangalàgny gne fanagnanareo. Da nahalala anareo fa gne tegnanareo da managny fanagnagny tsara kokoa sady maharitry mandrakizay. [Fagnamarihagny: Gne dikan-teny taloha da tsy hahitagny gne fehezanteny hoe: "Fa anareo da nanagny fangoraham-po tamin'e gadrako."]