From 5f6c9f6761ed49c8d1da95d59923687e8bfd52f3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD124 <> Date: Fri, 6 Mar 2020 12:59:59 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 10/32.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/32.txt b/10/32.txt index b1ebc38..09a397b 100644 --- a/10/32.txt +++ b/10/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 \v 34 Fa tadidio gne andro taloha, refa nohazavaigny anareo, gne fomba niharetanareo gne ady mafy tamin'e fijaliagny. Anareo da nalaigny baraka ampahibemaso tamin'e fagnaratsiagny da tamin'e fagnenjehagny, sady anareo da niaraky nizara tamindreo izay nandalo fijaliagny akô izany. Satria anareo da nanagny fangoraham-po tamindreo izay voafonja, sady anareo da nagneky tamim-pifaliagny gne fangalàgny gne fanagnanareo. Da nahalala anareo fa gne tegnanareo da managny fanagnagny tsara kokoa sady maharitry mandrakizay. [Fagnamarihagny: Gne dikan-teny taloha da tsy hahitagny gne fehezanteny hoe: "Fa anareo da nanagny fangoraham-po tamin'e gadrako."] \ No newline at end of file +\v 32 Fa tadidio gne andro taloha, refa nohazavaigny anareo, gne fomba niharetanareo gne ady mafy tamin'e fijaliagny. \v 33 Anareo da nalaigny baraka ampahibemaso tamin'e fagnaratsiagny da tamin'e fagnenjehagny, sady anareo da niaraky nizara tamindreo izay nandalo fijaliagny akô izany. \v 34 Satria anareo da nanagny fangoraham-po tamindreo izay voafonja, sady anareo da nagneky tamim-pifaliagny gne fangalàgny gne fanagnanareo. Da nahalala anareo fa gne tegnanareo da managny fanagnagny tsara kokoa sady maharitry mandrakizay. [Fagnamarihagny: Gne dikan-teny taloha da tsy hahitagny gne fehezanteny hoe: "Fa anareo da nanagny fangoraham-po tamin'e gadrako."] \ No newline at end of file