auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-03-06 02:04:20 -05:00 committed by root
parent 45a3d5e1d3
commit 57d6bb1eb7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Fa amin'izao fotoagny izao da tokony ho mpampianatry anareo, anareo da mbola mila olo hampianatry anareo gne fitsipiky fototry gne hafatr'Andriamanitry. Ronono gne ilainareo, fa tsy vetin-tsakafo! Fa gne olo izay misotro ronono fotsiny da tsy ampy traikefa amin'e hafatry gne fahamarinagny, satria izy da mbola zaza madiniky. Fa gne ventin-tsakafo da ho andreo zakabe. Indreo da izay voahofagny tamin'e fa
\v 12 Fa amin'izao fotoagny izao da tokony ho mpampianatry anareo, anareo da mbola mila olo hampianatry anareo gne fitsipiky fototry gne hafatr'Andriamanitry. Ronono gne ilainareo, fa tsy vetin-tsakafo! \v 13 Fa gne olo izay misotro ronono fotsiny da tsy ampy traikefa amin'e hafatry gne fahamarinagny, satria izy da mbola zaza madiniky.\v 14 Fa gne ventin-tsakafo da ho andreo zakabe. Indreo da izay voahofagny tamin'e fagnavahagny gne tsara amin'e ratsy gne fahatakaragny nohon'e fahamatorandreo.