diff --git a/05/12.txt b/05/12.txt index afb422a..fac97e4 100644 --- a/05/12.txt +++ b/05/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 \v 14 Fa amin'izao fotoagny izao da tokony ho mpampianatry anareo, anareo da mbola mila olo hampianatry anareo gne fitsipiky fototry gne hafatr'Andriamanitry. Ronono gne ilainareo, fa tsy vetin-tsakafo! Fa gne olo izay misotro ronono fotsiny da tsy ampy traikefa amin'e hafatry gne fahamarinagny, satria izy da mbola zaza madiniky. Fa gne ventin-tsakafo da ho andreo zakabe. Indreo da izay voahofagny tamin'e fa \ No newline at end of file +\v 12 Fa amin'izao fotoagny izao da tokony ho mpampianatry anareo, anareo da mbola mila olo hampianatry anareo gne fitsipiky fototry gne hafatr'Andriamanitry. Ronono gne ilainareo, fa tsy vetin-tsakafo! \v 13 Fa gne olo izay misotro ronono fotsiny da tsy ampy traikefa amin'e hafatry gne fahamarinagny, satria izy da mbola zaza madiniky.\v 14 Fa gne ventin-tsakafo da ho andreo zakabe. Indreo da izay voahofagny tamin'e fagnavahagny gne tsara amin'e ratsy gne fahatakaragny nohon'e fahamatorandreo. \ No newline at end of file