auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-06 03:29:20 -05:00 committed by root
parent 7992d4dac9
commit 3f771106bb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa refa nahita tsigny tamign'olo Andriamanitry, da hoy Izy hoe: "Indro, ho avy gn'andro-hoy e Tompo-refa hagnano fagnekegny vaovao amign'olon'Israely izy amign'olon'i Joda Iao. Da tsy ho akô gne fagnekegny izay naniko niaraky tame razandreo tame andro izay nitondrako andr
\v 8 Fa refa nahita tsigny tamign'olo Andriamanitry, da hoy Izy hoe: "Indro, ho avy gn'andro-hoy e Tompo-refa hagnano fagnekegny vaovao amign'olon'Israely izy amign'olon'i Joda Iao. \v 9 Da tsy ho akô gne fagnekegny izay naniko niaraky tame razandreo tame andro izay nitondrako andreo tame fagnahy hiala avy tame tanin'Egypta izany. Fa indreo da tsy nipetraky tao ame fagnekeko, sady Iao tsy niraharaha andreo- Hoy gne Tompo.