diff --git a/08/08.txt b/08/08.txt index 0b8d7d7..3db289d 100644 --- a/08/08.txt +++ b/08/08.txt @@ -1 +1 @@ -Fa refa nahita tsigny tamign'olo Andriamanitry, da hoy Izy hoe: "Indro, ho avy gn'andro-hoy e Tompo-refa hagnano fagnekegny vaovao amign'olon'Israely izy amign'olon'i Joda Iao. Da tsy ho akô gne fagnekegny izay naniko niaraky tame razandreo tame andro izay nitondrako andr \ No newline at end of file +\v 8 Fa refa nahita tsigny tamign'olo Andriamanitry, da hoy Izy hoe: "Indro, ho avy gn'andro-hoy e Tompo-refa hagnano fagnekegny vaovao amign'olon'Israely izy amign'olon'i Joda Iao. \v 9 Da tsy ho akô gne fagnekegny izay naniko niaraky tame razandreo tame andro izay nitondrako andreo tame fagnahy hiala avy tame tanin'Egypta izany. Fa indreo da tsy nipetraky tao ame fagnekeko, sady Iao tsy niraharaha andreo- Hoy gne Tompo. \ No newline at end of file