auto save
This commit is contained in:
parent
85b71f7c21
commit
2c8497c6c8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9 Ka magneky tominy amin'ireo kazaragny fampianaragny hafahafa. Fa tsara râ tokony hamafisigny ame fahasoavagny e fo, fa tsy amin'e hanigny izay tsy magnampy ireo izay mandeha miaraky amindreo. \v 10 Isika da manigny alitara izay tsy anagnanareo izay manompo gne tabernakely fahefagny hihinagny.\v 11 Fa e ràn'e ota da nindesin'e mpisoronabe tame toeragny masigny, nandritr'izany e vatandreo da norohagny t'ambadik'e toby.
|
||||
\v 9 Ka magneky tominy amin'ireo kazaragny fampianaragny hafahafa. Fa tsara râ tokony hamafisigny ame fahasoavagny e fo, fa tsy amin'e hanigny izay tsy magnampy ireo izay mandeha miaraky amindreo. \v 10 Isika da manigny alitara izay tsy anagnanareo izay manompo gne tabernakely fahefagny hihinagny. \v 11Fa e ràn'e ota da nindesin'e mpisoronabe tame toeragny masigny, nandritr'izany e vatandreo da norohagny t'ambadik'e toby.
|
Loading…
Reference in New Issue