diff --git a/13/09.txt b/13/09.txt index 659e8f5..c252a70 100644 --- a/13/09.txt +++ b/13/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Ka magneky tominy amin'ireo kazaragny fampianaragny hafahafa. Fa tsara râ tokony hamafisigny ame fahasoavagny e fo, fa tsy amin'e hanigny izay tsy magnampy ireo izay mandeha miaraky amindreo. \v 10 Isika da manigny alitara izay tsy anagnanareo izay manompo gne tabernakely fahefagny hihinagny.\v 11 Fa e ràn'e ota da nindesin'e mpisoronabe tame toeragny masigny, nandritr'izany e vatandreo da norohagny t'ambadik'e toby. \ No newline at end of file +\v 9 Ka magneky tominy amin'ireo kazaragny fampianaragny hafahafa. Fa tsara râ tokony hamafisigny ame fahasoavagny e fo, fa tsy amin'e hanigny izay tsy magnampy ireo izay mandeha miaraky amindreo. \v 10 Isika da manigny alitara izay tsy anagnanareo izay manompo gne tabernakely fahefagny hihinagny. \v 11Fa e ràn'e ota da nindesin'e mpisoronabe tame toeragny masigny, nandritr'izany e vatandreo da norohagny t'ambadik'e toby. \ No newline at end of file