Sat Mar 07 2020 17:05:57 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 17:05:58 +03:00
commit 9ecc73ca7c
93 changed files with 192 additions and 2 deletions

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fa nisy lelà raiky nantsovagny hoe Ananiasy, niaraky tamin'i Safira vadiny, nivarotry anjara tany, \v 2 da notazomigny e sasany tamin'e vola vidiny (gne vadiny avakoa nahalala an'izany), sady ninday gn'ampahany hafa tamin'izany da nametraky anazy teo ame tongotrin'e apostoly.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa Petera nizaka hoe: "Ananiasy, nagnino da nofenon'i Satana vandy gne fonao havandy amin'e Fanahy Masigny, da hitagna gn'ampahany tamin'e vidin-tany? \v 4 Raha mbola tsy lafo izany, tsy nijanogny ho fanagnanao manokagny me zany, da refa lafo izany, tsy tamin'e fahefanao me izany? Akôgnaia gne nieritreretanao an'izany ra zany tamin'e fonao? Tsy navandy tamign'olo anao, fa tamin'Andriamanitry." \v 5 Raha naharegny io zaka io, da lavo tamin'e tany Ananiasy da afaky gn'aigny, da tahotry zakabe gne tamin'izany rehetra naregny an'izany. \v 6 Da ireo tovolà da niroso da namosagny lamba anazy, da nintindreo nijotso izy da nalevigny.

1
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Tafaran'e lera telo teo ho eo, da niditry gne vadiny, mbola tsy nahafantatry izay niseho. \v 8 Petera nizaka tamin'azy hoe: "Zakay anà Raha izany gne namarotanareo e tany." da hoy izy: "Eka, noho izany."

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Aveo i Petera nizaka an'azy hoe: "Nagnino anareo nagneky hiara-hitsapa gne gne Fagnahin'e Tompo? Indro, gne tongotrin'e olo izay nandevigny gne vadinao da eo ame varangara, da hagnajotso anao indreo. \v 10 Da lavo teo noho eo tamin'e tongotriny izy da afaky gn'aigny. Refa niditry tao ireo tovolà, da nahita an'azy maty, da ninday anazy nijotso sady nandevigny anazy tagnilan'e vadiny. \v 11 Raiki-tahotry gne fiangonagny manontolo, izy ame rehetra izay naharegny an'izany raha zany.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Famantaragny sady fahagagagny maro gne nibôky tamin'e fokonolo tamin'e alalan'e tagnan-reo Apostoly. Niaraky tamin'e fialofan'i Solomon's indreo. \v 13 Fa tsy nisy olo hafa nanagny fahasahiagny hiaraky amindreo; kanefa, e vahoky da nanandratry fankasitrahagny ambony andreo.

1
05/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Da vômaiky nihamaro gne mpino izay nagnampy isa ny Tompo, andian-delà sy viavy, \v 15 da nentin-dreo tegny ame lalagny hatramin'e marary da nampatorian-dreo tambony fandria sy farafara, da mba refa mandalo i Petera da mety hanaloky e sasany amin-dreo gne alokiny. \v 16 Teo avakoa da maro gne vahoaky gne niaraky tonga avy ao ame tanàgny magnodidigny an'ny Jerosalema, ninday gne marary izy am'izay nampahoriagn'e fagnà maloto, sady da sitragny izy rehetra.

1
05/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa nitsangagny gne mpisorogny be, izy amn'izay niaraky tamin'azy (izay sekta an-dreo sadoseo); sady feno fialognany indreo da \v 18 nisambotry an-kery ireo apostoly, da nampiditry andreo tagny ame tragno mizigny.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Da nadritrin'e aligny da nisy anjelin'e Tompo nanokatry gne varangaragn'e figandragny sady nagnajotso andreo tao, sady nizaka hoe: \v 20 "Mandàna, mitsangana ao amin'e fiangonagny da mitsangana amin'e olo gne zaka rehetrn'ity fiainana ity." \v 21 Refa naregny an'izany indreo, da niditry tao amin'e fiangonagny indreo Raha vô mandraigny gn'andro da nampianatry. Fa avy gne mpisorogny be, izy am'izay niaraky tamin'azy, da nangaiky gne filan-kevitry rehetra, gne lohologny rehetra e vahoakn'Israely, da nalefa tagny ame fikadragny mba hamoaky ireo apostoly.

1
05/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa nony avy e mpiandry raharaha da tsy nahita andreo tao ame figadragny, da nipody indreo da nitatitry hoe: \v 23 "Nahita gne tragno mizigny nihidy tsara iay da gne mpiambigny da nitsngagny nandigny tame varavaragny, fa refa novahanay zany, tsy nahita olo tagnatiny iay.

1
05/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Da refa naharegny an'izany gne lehiben'e mpiambigny e fiangonagny izy ame mpisorogny be, da very hevitry tanteraky indreo nahakasiky gne raha mety hitranga. \v 25 Fa nisy olo avy da nizaka tamin-ndreo nagnano hoe: "Ireo lelà izay naninareo tao ame tragno mizigny da nitsangagny ao amin'e fiangonagny sady nampianatry gne vahoaky.

1
05/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Da lasa gne lehiben'e mpiambigny niaraky tamin'ireo mpiandry raharaha, da ninday andreo nipody, fa tsy tamin'e herisetra, satria natahotry gne vahoky indreo sao da ho torahagny vato. \v 27 Refa ninday andreo indreo, da mandefa andreo tagnatrehan'e filan-kevitry. Nagnadihady andreo gne mpisorogny be, \v 28 nizaka hoe: "Noraranay mafy anareo mba tsy hampianatry amin'io agnara io, kanefa, nofenoanareo e fampianaranareo i Jero salema ho topmon'andraikitry amin'e ran'io lelà io iay."

1
05/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Fa i Petera izy ame apostoly namaly hoe: "Iay da tokony hagneky an'Andriamanitry noho g e olo. \v 30 Gne Andriamanitry razanay nanangagny an'i Jesosy izay novonoinareo !tamin'e fagnatognagny an'Azy tamin'e hazo. \v 31 Andriamanitry nanandratry an'Azy tamin'e tagnan-kavanagny mba ho Tompo sy Mpamojy, mba hagnome fibebahagny ho an'Israely, sady hamelagny gne heloky. \v 32 Iay da vavolombelogny gne amin'izany raha zany, sady avakoa gne Fanahy Masina, izay nomen'Andriamanitry ho andreo magneky an'Azy

1
05/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Raha naregny an'izany indreo tao amin'e filan-kevitry, da vignitry indreo da nitady hamono ireo apostoly. \v 34 Fa sy Fariseo raiky natsovagny hoe Gamaliela, mpampianatry lalàgny, izay nanjain'e olo aby, nitsangagny da nandidy gne apostoly mba ho alaigny avoaky tsela agny ivelany.

1
05/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Da izy nizaka tamindreo hoe: "Lelà Israely, tandremo tsara gn'amin'e raha izay ho haninareo miaraky amin'ireo olo reo. \v 36 Fa taloha tagny, Teodasy nizaka gne tegnany ho raha, sady vondron'olo, tokony ho efa-jato, nagnaraky an'azy. Novinigny izy, da gne rehetra izay nagneky an'azy da niparitaky sady lasa tsinotsinogny. \v 37 Aveo io lelà io, Jodasy avy agny Galilia da nitsangagny tamin'e andron'e fagnisagny da nitogny olo maromaro hagnaraky anazy. Izy avakoa da novinigny, da indreo rehetra izay nagneky an'azy da nipetraky.

1
05/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Da am'izao da zakaiko aminareo, magnalavira an'ireo lelà reo da apetray raiky indreo, fa raha avy amin'e olo io drafitry na io asa io, da ho fôgny izany. \v 39 Fa ra ho avy amin'Andriamanitry kosa, da tsy hoazonareo foagnagny ireo; mety ho hitanareo azaky fa miady amin'Andriamanitry anareo." Da resy lahatry indreo.

1
05/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Da nangaiky an'ireo apostoly indreo da namango sady nandindy andreo tsy hizaka amin'e agnaran'i Jesosy, da nametraky andreo handeha. \v 41 Indreo da niala gne filan-kevitry tame fifaliagny satria mendriky gne hinday fahafam-baraka ho an'Ilay Agnara. \v 42 Tafaran'izay isan'andro, tsy nitsahatry nampianatryady nitory an'i Jesosy ho Kristy indreo, teo ame baza malalakin'e fiangonagny sady tamin'e tragno maro.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
11/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Sady ireo apostoly izy ame ralà izay tagny Jodia nahare fa ireo Jentilisa avakoa da nandray gne Tenin'Andriamanitry. \v 2 Refa niakatry tagny Jerosalema i Petera, ireo izay tame antok'ireo voafora da nagnakiagny anazy; \v 3 hoy indreo hoe: " Anao nikambagny niaraky tamin'ireo ralà tsy voafora sady nisakafo niaraky tamindreo!"

1
11/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa Petera nanomboky nagnazava gne raha nibôky tamindreo tamign'atsipiriany; hoy Izy hoe: \v 5 "Nivavaky tagny ame tanàgnin'e Jopa iao, sady nahita fahitagny gn'amin'e fisian-draha raiky izay nidigny, akô gne lamba zakabe nalatsaky avy agny an-dagnitry tamin'ireo zorony efatry iao. Nidigny taminà izany. \v 6 Nibanjigny an'izany iao sady nandinindiky momba izany. Nahita ireo biby managny tongotry efatry e tany, gne biby da, gne biby mandady, sady ireo vorogny egny ame lagnitry iao.

1
11/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Aveo iao da nahare feo nizaka taminà hoe: "Mitsangàna, ry Petera; mamono sady mihinàgny." \v 8 Hoy iao hoe: "Tsia, ry Tompo; fa tsy mbola nisy zavatry tsy masigny na maloto mihitsy niditry taty am-bavako." \v 9 Fa gne feo namaly avy agny an-dagnitry indraiky hoe: " Izay nambaran'Andriamanitry fa madio, ka antsovagny hoe maloto." \v 10 Nibôky in-telo izany, sady aveo da nalaigny nimpody niakatry tagny an-dagnitry gne raha agnaby.

1
11/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Indro, tselatsela teo da nisy telo lahy nitsangany tagnoloan'e tragno izay nisy anay; nalefa avy tagny Kaisaria negnanty aminà indreo. \v 12 Gne Fagnahy da nandidy anà hiaraky amindreo, sady tsy tokony hagnisy fizahagny tarehy amindreo iao. Gne ralà enigny ireo da nandeha niaraky taminà, sady nandeha negnà an-dragnon'e lelà iay.\v 13 Izy da nizaka taminay gne nahitany gn'anjely raiky nitsangagny tan-dragnony sady nizaka hoe: "Magnirahà lelà agny Jopa sady indeso mimpody i Simona izay antsovagny hoe Petera. \v 14 Izy da hizaka hafatry raiky aminao izay havoavonjy anao - anao izy ame ankohonananao agnaby."

1
11/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Râ nanomboky nizaka tamindreo iao, gne Fagnahy Masigny da avy tamindreo, akô gne nidignany taminay tagny ame vôlohany. \v 16 Tsarovako gne zakan'e Tompo, gne nizakany hoe: "Jaona nagnano batisa tame rano tokôtry; fa anareo da mila hatao batisa ao ame Fagnahy Masigny."

1
11/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Da râ Andriamanitry nagnome andreo gne fagnomezagny mitovy am'izay nomegny antsika tamin'isika nino an'e Tompo Jesosy Kristy, ia iao, gne ho afaky hanohitry an'Andriamanitry?" \v 18 Refa regnin-dreo izany raha izany, tsy nizaka ndre ino ndre ino hoentigny hamaly indreo, fa nidera an'Andriamanitry avao indreo sady nizaka hoe: "Sady Andriamanitry nagnome fibebahagny ho fiainagny ho an'ireo Jentilisa avakoa."

1
11/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Sady ireo izay naparitaky noho gne fagnenjehagny izay nanomboky tame fahafatesan'i Stefana da niely tagny Foinika, Kyprosy, sady Antioka, fa indreo da nizaka gn'afatry momba an'i Jesosy tamin'ireo Jiosy raiky avao. \v 20 Fa gne sanany tamindreo, gne lelà avy agny Kyprosy sy Kyrena, da nandeha tagny Antioka sady nikoragny tamindreo Grika avakoa, nizaka tamindreo gne filazantsara momba gne Tompo Jesosy. \v 21 Gne tegnan'e Tompo da niaraky tamindreo; maro isa gne nino sady nitodiky tamin'e Topmo.

1
11/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Gne vaovao momba andreo da avy tame sofin'e fiangonagny tao Jerosalema, sady indreo nagniraky an'i Barnabasy hatragny Antioka. \v 23Refa avy izy da nahita gne fagnomezan'Andriamanitry, da ravoravo izy; sady izy nampahery anazy agnaby mba hitoetry miarak'e ame Tompo amin'e fon-dreo agnaby. \v 24 Satria izy da lelà tsara sady feno gne Fagnahy masigny izy ame finoagny, sady olo maro gne niampy an'e Topmo.

1
11/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Da nandeha negnà Tarsosy i Barnabasy mba nitadia an'i Saoly. \v 26 Refa hitany izy, da nentigny tagny Antoka. Sady nandritry gne taogny raiky nagninjitry indreo da nivory niaraky tamin'e fiangonagny sady nampianatry olo maro. Gne mpianatry da nantsovagny vôlohany hoe kritiany tao Antioka.

1
11/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Sady tamin'izany andro izany da nisy mpaminagny maromaro nidigny avy tagny Jerosalema nankagny Antioka. \v 28 Gne raiky tamindreo, i Agabo gn'agnantsovagny anazy, nitsangagny sady nambaran'e Fagnahy fa hisy mosary zakabe hibôky magneragny izao tontolo izao. Nibôky tokôtry izany tamign'andron'i Klaodio.

1
11/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Noho izany, ireo mpianatriny, arak'e gne fahafahan'e tsikiraikiraiky aby, da nanapaky hevitry gne handefa fagnampiagny ho an'ireo ralà tagny Jodia. \v 30Nagnano izany indreo; nandefa vola hoan'ireo olombe tamin'e tanàgnin'i Barnabasy sy Saoly.

1
11/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha-11

1
15/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Gn'olo sanany da nidigny avy tagny Jodia hatragny Antiokia sady nampianatry ireo ralà, da nizaka hoe: " Râ tsy Vita famoràgny arak'e fomba fanin'i Mosesy anareo, da tsy ho voavonjy anareo." \v 2 Izany da ninday an'i Paoly sy Barnabasy tagn'agnantin'e fifamaliagny sy ady hevitry tamindreo. Noho izany i Paoly sy Barnabasy da voatendry niaraky tame sanany hafa tamindreo hiakatry agny Jerosalema mba hihaogny amin'ireo apostoly izy am'olombe momba an'izany fagnontaniagny izany

1
15/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Noho izany indreo, da nalefan'e fiangonagny, da namakivaky an'i Foiniko sy Samaria sady nagnamboara gne fiovam-pondreo Jentilisa. Indreo da ninday hafaliagny zakabe tamindreo ralà agnaby. \v 4 Refa avy tao Jerosalema indreo, da neken'e fiangonagny izy ame apostoly sady indreo olombe, da nitantara gne raha izay nataon'Andriamanitry tamindreo agnaby.

1
15/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Nefa gn'olo sanany izay nino, izay tame tarik'ireo Fariseo, da nitsangagny sy nizaka hoe: "Ilaigny e magnano famoràgny andreo izy ame mibaiko andreo hitandrigny gne lalàgnin'i Mosesy." \v 6Noho izany ireo apostoly izy am'olombe da niaraky nivory mba handiniky an' izany zavaty misy izany.

1
15/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Tafaran'e ady hevitry be, nitsangagny i Petera da nizaka hoe: "Ry ralà, fantatrao f'efa taloha ela be Andriamanitry gne nagnano safidy taminareo, mba ho amign'alalan'e vavakiko da tokony hahare gne zakan'e filazantsara ireo Jentilisa, sady hino. \v 8Andriamanitry, izay mahafantatry e fo, vavolombelogny amindreo, nagnome gne Fagnahy Masigny andreo, da akô gne naniny tamintsika; \v 9 sady tsy nagnano fagnavakavahagny tamintsika; sady tsy nagnano fagnavakavahagny tamintsika izy am'idreo Izy, nagnadio gne fon-dreo tame finoagny.

1
15/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Sady noho izany nagnino anareo mitsapa an'Andriamanitry, hoe tokony hametrahanareo zoga and vozin'e mpianatry nefa na gne razantsika na isika azaky tsy mahavita mitakogny? \v 11 Nefa mino isika fa ho voavonjy amign'alalan'e fahasoavan'i Tompo Jesosy, akô andreo avakoa."

1
15/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Gn'olo agnaby da nisigny nandritry gne nitenoman-dreo an' Barnabasy sy Paoly mitantara gne famantaragny izy ame fahagagagny niasan'Andriamanitry izay niasa tamin'ireo Jentilisa tamign'alalan-dreo.

1
15/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Refa tsy nikoragny indreo, da namaly Jakoba, nizaka hoe: "Ry ralà, tenemo iao. \v 14I Someone da efa nagnambara gne fomba nagnampian'Andriaminitry tame fahasoavagny vôlohany ireo Jentilisa mba hangalaky amindreo gn'olo ho anign'agnarany.

1
15/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Gne zakan'ireo mpaminagny da momba izany, araky gne vôsoratry hoe: \v 16 'Afaran'ireo zavatry ireo da himpody iao, sady hanangagny indraiky e tragno lain'i Davida iao, izay efa lavo; Hagnamboatry sy hamerigny ame laoniny indraiky gne faharavagny iao, \v 17 da hitadia gne Tompo gn'olo sisa tapetraky, agnantin'izany gne Jentilisa agnaby izay antsovagny amign'agnarako.' \v 18 Izao gne nozaikain'e Tompo, ireo izay efa nagnano io raha io da efa fantatry tamin'ireo razambe taloha. (Fagnamarihagny: Ireo dikan-teny sanany taloha da mivaky akô iao: "Izao gne nozaikain'e Tompo, amin'ireo izay fantatry tamign'andro taloha agnaby gne sanany.)

1
15/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Noho izany, gne hevitrikoda, tsy tokony hagnakorontagny ireo avy ame Jentilisa izay nitodiky tamin'Andriamanitry isika. \v 20 Fa isika da hanoratry ho andreo fa tsy maintsy miala ame fahalotoan'ireo sampy indreo, ame fahavetavetagny, sady amin'e henan'e biby voakenda, izy ame ràndreo. \v 21 Satria Mosesy da efa vômbara tamin'e isan-tanàgny tamign'andro taloha sady izy da vakigny amin'ireo synagoga isaky gne Sabata."

1
15/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Da akô tsara tamin'ireo apostoly izy am'olombe, niaraky tame fiangonagny agnaby, gne nifidy an'i Joda izay antsovagny hoe Barnabasy, sy i Silasy, izay mpitariky gne fiangonagny, izy ame handefa andreo agny Antokia miaraky amin'i Paoly sy Barnabasy. \v 23 Indreo da nanoratry ity: "Hatragny amin'ireo apostoly izy am'olombe, gne ralànareo, hatramin'ireo ralà avy agny Jentily agny Antokia, Siria, sady Kilikia: Arahaba!

1
15/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Isika da efa nahare fa gn'olo sanany da niala tamintsika, tsy nisy beko avy amintsika sady nagnelingeligny anreo tamin'ireo fampianaragny izay nampikorontagny gne fagnahinareo. \v 25 Izao gn'izy, iay agnaby da efa nagneky gne hifidy ireo lelà sy handefa andreo agny aminareo miaraky amin'i Barnabasy sy Paoly malalanay, \v 26 lelà izay nagnano gn'ainy tsy ho aigny ho gn' agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.

1
15/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Noho izany iay da magniraky an'i Joda sy i Silasy, izay hizakagny aminareo io zavztry io avao ame zakan-dreo manokagny. \v 28 Da akô tsara amin'e Fagnahy Masigny sy aminay, gne tsy hampinday entagny zakabe noho ireo raha ireo tena ilaigny: \v 29 da hialanareo amin'ireo zavatry nataonareo ho fagnatitry amin'ireo sampy, rà, ireo zavatry vôkenda, sady avy ame fahavetavetagny. Râ mitandrigny gne tegnareo amin'izany anareo, da ho tsara aminareo izany. Veloma."

1
15/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Noho izany indreo, refa voarôky, da nidigny tagny Antiokia; aveo indreo da namory gne fonkonolo niaraky, sady nanolotry gne taratasy indreo. \v 31 Refa voavakin'indreo izany, da nifaly indreo noho gne tampaherezagny. \v 32 Joda sy i Silasy, mpaminany avakoa, da nampahery ireo ralà tamin'e zaka maro sy nampahery andreo.

1
15/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Refa avy nijanogny fotoagny kidikidy tao indreo, da nalefa am-piadanagny avy ame ralà ho agny amin'ireo izay nandefa anazy ireo indreo. \v 34[Fagnamarihagny: Gne dikan-teny tena taloha da mangalaky gn'andininy faha34 (taragno gn'Asa 15: 40): "Nefa mbola tsifohin'i Silasy gne nijanogny teo."] \v 35 Fa i Paoly sy Barnabasy da nijanogny tagny Antiokia niaraky tamin'ireo maro hafa, izay nampianaragnan-dreo sy nagnambaran-dreo gne zakan'e Tompo.

1
15/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Tafanign'andro kidy Paoly da nizaka tamin'i Barnabasy hoe: "Andao isika himpody am'izao sady hamangy ireo ralà agny ame tanàgny agnaby izay nagnambarantsika e zakan'e Tompo, sady hahita hoe magnano akôgnaià indreo." \v 37I Barnabasy da ta hinday an'i Jaona avakoa izay nantsovagny hoe Marky hiaraky amindreo. \v 38 Nefa i Paoly nihevitry fa tsy tsara gne hinday an'i Marky, izay niala andreo tagny Panfilia sy tsy nonohy niaraky niasa taminindreo niasa.

1
15/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Aveo da nisy fifandiragny mafy, da nisaraky indreo, sady i Barnabasy ninday an'i Marky niaraky taminazy sady nandeha sambo negnà Sipra. \v 40Fa i Paoly nifidy an'i Silasy sady nandeha, tafaran'e nagnomezan'ireo ralà anazy andraikitry ho an'e fahasoavagn'e Tompo. \v 41 Aveo izy da nandeha namakivaky nan'i Syria sy i Kilikia, da nampatanjaky gne fiangonagny.

1
15/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha-15

1
16/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Avy tagnynDerbe sy Lystra avakoa Paoly, sady indro, teo gne mpianatry raiky antsoigny hoe Timoty, zanaky lelàn' e viavy Jiosy izay nino; Rrika iabany. \v 2 Izy da tsara laza tamin'ireo oalàn izay tagny Lystra sady Ikonioma. \v 3 Tian'i Paoly hiara-dia aminazy izy; da malaigny izy sady noforagnh noho ireo Jiosy izay tamin'ireo toeragny ireo, satria fantatr'izy agnaby fa Grika iabany.

1
16/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Râ nandeha mamakivaky gne tanàgny maro indreo, da nanolotry toromariky ho an'ireo mpino mba hagneky gne fampianaragny, izay nosoratan'i Apostoly izy am'olombe tao Jerosalema. \v 5 Da niha-natanjaky tame finoagny gne fiangonagny sady nitombo isa isan'andro.

1
16/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Nandeha namakivaky gne rafitry gne Frygia sy Galatia Paoly izy ame namany, satria noraran'e Fagnahy Masigny indreo hagnambara gne zaka agny ame faritr' Asia.\v 7Refa niditry takaiky an'i Mysia, da ta handeha ho agny Biytania indreo, nefa nosakanan'e Fagnahin'i Jesosy indreo. \v 8 Da nandalo tmin'i Mysia, danandeha nidigny tagny ame tanàgny an'i Troasy indreo.

1
16/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Nahita fahotagny i Paoly tamign'alihny: lelà raiky Makedonia nitsangagny teo, nangahiky anazy sady nizaka hoe: "Avia aty Makedonia sady vonjeo iay." \v 10 Refa avy nahita gne fahitagny inPaoly, da nandeha agny Makedonia avy hatragny iay, nahatsapa fa Andriamanitry gne nangahiky anay mba nitory gne filazantsara amindreo.

1
16/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Niantsambo noho izany avy tagny Troasy, da nilahatry mahitsy ho agny Samatrakia iay, sady nihazo an'iNeapolia iay gn'andro magnaraky. \v 12 Aveo da nandeha agny Filipy iay,bizay isan'e tanàgny Makedonia, izay tanàgny tena manan-danja ame rafitry izy ame zana-tany Romanina, sady nijanogny tamin'izany tanàgny izany nandritry gn'andro maro iay.\v 13 Tamign'andro Sabata da nandeha tambadik'e vavahady akaiky e renirano iay, izay noeritreretinay fa misy toeram-pivavahagny. Nidobôky iay sady nikoragny tamin'ireo viavy izay niaraky avy teo.

1
16/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Nisy viavy raiky atao hoe Lydia, mpivarotry lamba volomparasy avy agny ame tanàgnin'i Tyatira, izay nanaompo an'Andriamanitry, niteno anay. Nanokatry the fony e Tompo hitandrigny e zaka izay nozakain'i Paoly. \v 15 Refa bita batisa izy sy gne ankohonany, da namporisiky anay izy, nizaka hoe: "Râ nitsara anà ho mahatoky ame Tompo anareo, da midira sady mipetraha ao an-dragno," Sady nandresy lahatry anay izy.

1
16/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Sady tamin'izany, râ negnà ame toeram-pivavahagny iay, da nisy zaviavy raiky izay managny Fagnahin'e sikidy nifakanepaky taminay. Ninday tombony hoan'e tompony tamign'alalan'e sikidy izy. \v 17 Nagnaraky anay sy Paoly avy agny afara io viavy io sady nangahiky mafy, nagnano hoe: "Ireo lelà ireo da mpanompon'Andriamanitry Ambony Indrindra. Magnambara aminareo gne lalam-pamojegny indreo." \v 18 Nagnano izany izany nandritry gn'andro maro izy. Fa i Paoly da nanomboky sorry taminazy da nitodiky sady nizaka tamin'e fagnahy hoe: " Mandidy anao amign'agnaran'i Jesosy Kristy iao mba hijotso ao aminazy." Sady nijotso avy hatragny izany.

1
16/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Refa hitan'ireo tompony fa lasa the fagnantegnagny gn'ame tombony ho andreo, da nosamborin'indreo i Paoly sy Silasy sady notaritiny indreo ho agny an-tsena agnoloan'ireo manam-pahefagny. \v 20 Refa ninday andreo tagnoloan'ireo mpitsara indreo, da nizaka hoe: " Magnakorontagny e tanagnintsika itoa lelà toa. Jiosy indreo. \v 21 Magnambara fomba izay tsy ara-dalàgny ho an'e Romanigny gne magneky e mampihatra anazy indreo."

1
16/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Da nitsangagny e fonkonolo nanohitry an'i Paoly sy Silasy; nangalaky e lambandreo gne mpitsara sady nandidy andreo mba ho kapohigny ame kakazo. \v 23 Refa nokapohin'ireo mafy indreo, da nalefandreo agny an-tragnomizigny sady nandidy gne mpiambigny tragnomizigny mba hiambigny mafy andreo. \v 24 Refa nahazo izany didy izany gne mpiambigny, da nalefany tagny amin'e tena farany laligny ame fonja indreo sady nofeheziny tame kakazo e tongotr'indreo.

1
16/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Nagnodidigny gne misasak'aligny da nivavaky i i Paoly sy Silasy sady nihira fideragny an'Andriamanitry, sady gadra hafa da niteno andreo. \v 26Tampoky teo da nisy horohorontany zakabe, da nampihozongozogny gne fototry e fonja; sady nisokatry avy hatragny gne varangaragny agnaby, sady tataky gne fehin'olo agnaby.

1
16/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Taitry tame torimaso gne mpiambigny gne tragnomizigny sady nahita gne varangaran'e fonja nipôky; nagnabôky gn'amesany izy da saiky hamono tagna, satria noeritreretiny fa nilefa ireo gadra. \v 28 Fa nangahiky tame feo mafy Paoly, nagnano hoe: "Ka mandratry gne tegnanao, satria atoa aganaby iay."

1
16/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Nampiantso Jiro gne mpiambigny tagnomizigny sady niditry nalaky t'agnatiny, tora-kovitry nojo gne tahotry, nandohaliky tagnoloan'i Paoly sy Silasy,\v 30 sady ninday andreo nijotso sy nizaka hoe: "Tompoko, ino gne tsy maintsy aniko mba ho voavonjy?" \v 31 Hoy indreo hoe: "Minoa an'i Tompo Jesosy, da ho voavonjy anao, anao izy ame ankohonananao."

1
16/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Nitory gne tenin'e Tompo taminazy indreo, niaraky tamign'olo agnaby tan-dragnony. \v 33 Aveo da nandray andreo tamign'aligny tamin'igny lera igny avao gne mpiandry gonna, sady nanasa gne ratrin-dreo, sady izy amin'dreo agnaby tame tragnony raiky manontolo da nanigny batisa tselatsela. \v 34 Aveo da nentigny niakatry tan-dragnony i Paoly sy Silasy sady nandroso sakafo tagnoloan-dreo, da nifaly tokôtry izy niaraky tamindreo izay tan-dragnony, f'efa nino an'Andriamanitry izy.

1
16/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Sady refa mandraigny gn'andro, da nandefa zaka tamin'ireo mpiambigny ireo mpitsara, nizaka hoe: "Avelay Andeha ireo lelà ireo." \v 36 Niampatry izany zaka izany tamin'i Paoly gne mpiambigny, nizaka hoe: "Nampinday zaka anà gne mpitsara mba hamela anareo handeha: noho izany am'izao mibôha, sady mandehana am- piadanagny."

1
16/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Fa nizaka tamindreo Paoly hoe: "Nikapoky anaynampahabemaso tsy nisy fitsaràgny indreo, ndre da mizàka gne zom-pirenegny Romanigny azaky iay_ sady nalefandreo tam-pigadragny. Am'izao da tiandreo ho alefa an-tsokotsoko me iay? Tsia! Aoky gne tegnanareo gne ho avy eto sy hitariky anay hijotso." \v 38 Niampatry izany zakanizanyntame mpisara gne mpiambigny, sady râ vak nahare indreo fa Romanigny i Paoly sy Silasy, da natahotry indreo. \v 39 Avy sy nialatsigny tamindreo gne mpitsara sady ninday andreo nijotso, nangataky andreo mba hiala tao an-tànagny.

1
16/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Da niala tagny an-drangomizigny i Paoly sy Silasy sady negnà ame tragnon'i Lydia. Refa nahita ireo ralàbi Paoly sy Silasy, da nampahery andreo sady aveo da niala to an-tànagny indreo.

1
16/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha-16

1
20/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Refa tapitry e naresaky, namory ireo mpianatry i Paoly sady aveo nampahery andreo, nagnano veloma izy sady lasa handeha ho agny Makedonia. \v 2 Refa nandeha tegny amin'ireo faritry ireo sady nagnano teny fankaherezagny maro andreo, da avy tagny Gresia izy. \v 3 Refa avy nijanogny tell volagny tao izy, nisy teti-dratry noforonin'ireo Jiosy hanoheragny anazy efa izy handeha hiantsambo ho agny Syria igny, da nanapa-kevitry gne himpôdy ho agny Makedonia izy.

1
20/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Nagnaraky anazy hatragny Asia lavitry abjy i Sopaterera zanaky lahin'i Pyro avy agny Beria; Aristarko sy Sekondo, samby avy amin'ireo mpino Tesalonika; Gayo avy agny Derbe; Timoty, sady Tykiko sy Trofimo avy agny Asia. \v 5 Fa ireo lelà ireo efa nandeha alohanay sady nandigny anay tagny Troasy. \v 6Niaraky tame sambo niala two Filipy iay tafaran'e andro fihinanagny mofo matavay, sady tagnantin'e dimy andro da avy tagny amindreo Troasy iay. Sady nimpetraky tao iay nandritry gne fito andro.

1
20/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Tamign'andro vôlohan'e herigna'andro, refa nivory niaraky mba hanapaky gne mofo iay, da nikoragny tamin'ireo mpino i Paoly. Izy da nikinia handeha gn'omarainigny, da tsy nanohy koragny hatrame sasakaligny izy. \v 8 Nisy jiro maro tamign'efitry ambony izay nihavianay niaraky.

1
20/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Tamin'e varangarankely gne nidobôky ity korao nantsoigny hoe Eotika, izay tafalatsaky tagnantin'e torimaso laligny. Râ nikoragny elabe tokôtry i Paoly, io korao io, da mbola natory avao, tafalatsaky agy egny ame rindrigny fahatelo sady nony narenigny izy da efa maty. \v 10 Fa i Paoly nidigny, nagnampatry e tagnany taminazy, sady namihigny anazy. Aveo izy nizaka hoe: "Ka malahelo esanaky, fa velogny izy."

1
20/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Da aveo niakatry izy sady hanapaky gne mofo sy nihinagny. Refa avy nikoragny ela tamindreo hatrame mazava ratsy andro izy, da nandeha. \v 12Ninday an'igny korao igny efa velogny nimpody indreo sady tena ravo be da ravo be.

1
20/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Isika mihitsy gne nandeha alohan'i Paoly tame sabo sady niantsambo ho agny Aso, fa agny kaisanay handraisagny an'i Paoly. Izany gne ragniriany atao amentegnany, satria nagniry andeha an-tanety izy. \v 14 Refa nifakahita taminay tagny Aso izy, da nentinay tame sambo izy da negnà Mitylena.

1
20/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Aveo niantsambo avy teo iay sady avy tamin'e tandrifin'e nosin' Kio gne maraigny. Gn'andro magnaraky da niantsogny tamin'e nosin'e Samo iay, sady gne marihinigny da avy tame tanàgnin'i Mileto. \v 16 Fa Paoly nanapa-kevitry gne hiantsambo nandalo an'i Efasosy, mba tsy handany fotoagny ela agny Asia izy; satria izy da meky gne ho agny Jerosalema gn'andron'e Pentekosta, râ azony atao gne magnano izany.

1
20/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Avy agny Mileto gne nandefasagny lelà ho agny Efasosy sady nampangahiky gn'olombe fiangonagny hagnantogny aminazy.\v 18 Refa avy taminazy indreo, da nizaka tamindreo izy hoe: "Anareo tegnanareo mahafantatry, hatramign'andro vôlohany nagnitsahako an'i Asia, hoe akôgnaià gne nandanihako gne fagnontaniako niaraky taminareo.\v 19Iao da nanompo hatrany gne Tompo tame fanetre-tegna agnaby sy ranomaso, sady tagnantin'e fijaliagny gne nibôky taminà izany nohon'e teti-dratsin'ireo Jiosy. \v 20 Anareo da mahafantatry fa tsy nitazogny fahanginagny tamin'e fagnambaragny taminareo agnaby izay nilaigny iao, izy ame fomba nampianariko anareo tamasin'olo sady tame isa-tragno, \v 21 nijoaroako vavolombelogny taminareo Jiosy izy ame Jentilisa momba gne fibebahagny amin-Andriamanitry izy ame finoagny ao amin'i Jesosy Tompontsika.

1
20/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Indro am'izao, ho agny Jerosalema iao, noteren'e Fagnahy Masigny da tsy mahalala izay hahazo anà agny, \v 23 afa-tsy izay hampiandreman'e Fagnahy Masigny anà isaky gne tanàgny zakabe amin'ireo famatoragny sy gne fijaliagny izay mandigny anà. \v 24 Fa iao da tsy mihevitry gne fiaignako hoe sarobidy and tegnako, râ tsy hahavita gne hazakazako izy amign'asa fanompoko izay noraisiko avy amin'i Jesosy Tompo iao, hagnambara gne filazantsaran'e fahasoavan'Andriamanitry.

1
20/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Sady indro am'izao, fantatro fa anreo agnaby, izay nagnamboarako gne fanjakagny, gne tsy hahita e tarehiko esanaky. \v 26 Noho izany ambarako aminareo amin'ity andro ity, fa iao da tsy manan-tsigny ame ràn'olo. \v 27 Fa tsy nafiniko taminareo gne fagnambaragny gne sitrapon'Andriamanitry agnaby.

1
20/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Noho izany tandremo gne momban'e tegnanareo, izy ame momban'ireo ondry agnaby izay hampihandraketan'e Fagnahy Masigny anareo. Mitandrema ame mpiambigny ondrin'e fiangonan'Andriamanitry, izay novidiany ame ràny manokagny. (Fagnamarinagny: râ ohatry ka "Tamin'e ràny manokagny" gn'ame antontan-taratasy fahiny da mivaky hoe: "Tamin'e ràny zanaky lahiny manokagny.") \v 29 Fantatro fanafaran'e fandehako, da ho avyminareo ireo amboadia maseky sady tsy hiantra an'ireo ondry. \v 30 Fantatro fa ndre da avy aminareo azaky danhisy olo ho avy sady hagnova e marigny mba hitariky ireo mpianatry hagnaraky andreo.

1
20/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Da miambena. Tsarovy fa nandritry e telo taogny iao tsy nijanogny nampianatry gne tsikiraikiraiky aby aminareo andro aman'aligny tame ranomaso. \v 32 Am'izao ankiniko amin'Andriamanitry sy ame tenin'e fahasoavagny anareo,izay afaky manangagny sy magnome anareo gne lova eo amin'ireo agnaby izay nohamasinigny.

1
20/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Tsy niregny bolafotsy, volamena, na lamban'olo iao. \v 34Anareo tegnanareo gne mahafantatry fa ireto tanagny ireto gns nanolotry izay ilaiko sady ireo nilain'ireo izay niaraky taminà. \v 35 Tamin'e raha agnaby gne nagnomezako ohatry anareo gne fomba tokony hagnampinareo e malemy amign'alalan'e asa, sady gne fomba hitadidinareo gne tenin'i Tompo Jesosy, zaka izay nambarany izy tegnany hoe: "Mahasambatry tokôtry gne magnome noho gne mandray."

1
20/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Refa avy nizaka akô izany izy, da nandohaliky sady nivavaky niaraky tamin'izy agnaby. \v 37 Nisy fitomagniagny be teo sady namihigny an'i Paoly sady nagnoroky anazy indreo. \v 38Nalahelo gne maro tamindreo nohonizay nozakainy, hoe: indreo da tsy hahita gne tavany esanaky. Aveo nagnatitry anazy tegny ame sambo indreo.

1
20/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha-20

1
22/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 " Ry ralà izy am'iaba, tenomy gne fiarovako izay haniko aminareo am'izao." \v 2 Refa nahare an'i Paoly nizaka tamin'e zaka Hebreo gne fonkonolo, da lasa nisigny indreo. Hoy izy hoe:

1
22/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 "Jiosy iao, teraky tagny Tarsosy agny Kilikia, f'efa be tamin'ity tanàgny ity tamin'e tongotr'i Gamaliela. Nampianarigny araky gne fomba hetitry gne lalàgn'ireo razantsika iao. Tena mafana fo ho an'Andriamanitry iao, akô anareo agnaby amin'izao andro izao.\v 4 Nagnenjiky io Làlagny io ho ame fahafatesagny iao, nifehy sy nanolotry andreo ho atao an-dragno mizigny ndre viavy ndre lelà, \v 5 sady gne mpisorogny be izy amign' olombe agnaby afaky mijoro vavolombelogny. Nahazo taratasy avy agny amindreo iao ho an'ireoralà agny Damaskosy, sady nandeha negnagny ninday andreo nimpody mbola mifehy negnà Jerosalema mba hagnasaziagny andreo.

1
22/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Da izao gne nibôky refa nandeha sady nagnakaiky an'i Damaskosy iao, sady tamin'e mitataovovonagny teo da nisy hazavagny zakabe avy agny an-dagnitry nanomboky nazava nagnodidigny anà. \v 7 Lavo tame tany iao sady nahare feo nizaka taminà hoe: 'Saoly, Saoly, nagnino anao gne magnejiky Anà?' \v 8 Namaly iao hoe: 'Ia me anao, Tompoko?' Nizaka taminà Izy hoe: 'Iao gne Jesosin'e Nazareta, izay enjehinao.'

1
22/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Indreo izay niaraky taminà da nahita gne hazavagny, fa indreo tsy nahafantatry gne izay nozakainy taminà. \v 10Hoy iao hoe: 'Ino e tokony aniko, Tompoko?' Gne Tompo nizaka taminà hoe: 'Mitsangàna sady midira agny Damaskosy; agny gne hagnambaragny anao gne raha agnaby izay tokony ho aninao.' \v 11 Tsy nahita nohon'e famirapiratan'izany fahazvagny izany iao, sady notantanan'ireo izay niaraky taminà, da avy tagny Damaskosy iao.

1
22/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Nifankahita tame lelà raiky nantsoigny hoe Ananiasy tagny iao, lelà matahotry an'Andriamanitry nagnaraky gne lalàgny sady tsara laza tamin'ireo Jiosy agnaby izay nipetraky tao. \v 13 Nagnantogny anà izy, nijoro tagn'ilako, sady nizaka hoe: ' Ry Saoly, magniteha.' Tamin'izany lera izany da nahita anazy iao.

1
22/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Sady nizaka izy hoe: 'Gn'Andrimanitr'ireo razantsika da nifidy anao mba hahalala the sitrapony, mba hahita gne Raiky Marigny, sady hahare gne feo aloaky gne vavany. \v 15 Fa ho vavolombelogny ho Anazy amign'olo agnaby momba izay hitanao sy regninao anao. \v 16 Sady magnino anao gne mandigny? Mitsangàna, aoky ho anigny batisa, sady sasay gne fahotanao, mangehà amign'agnarany."

1
22/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Refa avy nimpody tagny Jerosalema iao, sady râ mbola nivavaky tame fiangonagny, da nahazo tsindrimandry iao. \v 18 Nahita Anazy iao nizaka taminà hoe: 'Malaky mialà an'i Jerosalema, satria indreo tsy hagneky gne fijoroagny vavolombelogny momba Anà.'

1
22/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Hoy iao: 'Tompo, indreo tompon-tegna da mahafantatry fa iao nagnadra sy nikapoky ireo nino Anao tame synagoga agnaby. \v 20 Refa nalatsaky gne ràn'i Stefana vavolombelonao, iao koa da nitsangagny teo sy nagnakaiky, sady niambigny gne fitafian'ireo izay namono anazy iao.' \v 21Fa nizaka taminà Izy hoe: ' Mandehana, satria halefako lavitry an'ireo Jentilisa anao."'

1
22/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Niteno anazy indreo mandram-pizakany an'izany. Da nagneky mafy indreo sady nizaka hoe: "Vonoy hiala ame tany gne lelà akô io, satria tsy mendriky gne ho velogny izy." 23Râ naresaky indreo, nagnatoraky gn'ankajony, sady nagnatoraky vovoky tame rivotry, \v 24 gne lehiben'e Kapiteny da nandidy an'i Paoly mba indesigny agny ame lapa. Izy nandidy fa tokony hadinigny miaraky ame kapoaky izy, da izy avao d'efa hahalala hoe nagnino indreo gne nikohikohiky anazy akô izany.

1
22/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Refa namehy anazy tamin'e taretry hoditry indreo, da hoy Paoly tamign'e kapiteny izay nitsangagny teo: "Ara-dalàgny ho anareo me gne magnakaravasy lelà izay Romanigny sy tsy mbola hotsaraigny avao? \v 26Refa naharegny an'izany gne kapiteny, da negnà ame lehiben'e kapiteny izy da nizaka anazy, nizaka hoe: "Ino izao ataonao izao? Fa mponigny Romana io lelà io."

1
22/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Nagnantogny gne lehiben'e kapiteny sady nizaka taminazy hoe: "Zakay aminà, mponigny Romana me anao?" Paoly namaly hoe: "Eka." \v 28 Sady namaly gne lehiben'e kapiteny hoe: " Tamin'e vola be avao gne nazahoako gne zom-pirenegny io. Fa Paoly nizaka hoe: " Nateraky ho mponigny Romana iao." \v 29 Sady niala anazy tselatsela teo gne lelà izay nametra-,pagnontaniagny anazy. Natahotry avakoa gne lehiben'e kapiteny, refa fantatriny fa mponigny Romana i Paoly, satria izy nifehy anazy.

1
22/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Gne maraigny igny, ta hafantatry gne marigny momba ireo fanendrikendrehan'ireo Jiosy nanohitry an'i Paoly gne lehiben'e kapiteny. Da notatagny gne fehiny sady nibaiko ireo mpisorogny be izy ame filan-kevitry agnaby mba hivory izy. Sady ninday an'i Paoly nidigny izy sady nametraky anazy teo ategnategnan-dreo.

1
22/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha-22

View File

@ -2,11 +2,15 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 527797964249825b0788d01f8cce684f2cd79d07
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 21137cf43899fb0d6dca0b3bc26db2eaa518b5e0
### You are free to:
@ -30,7 +34,10 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> 527797964249825b0788d01f8cce684f2cd79d07
=======
>>>>>>> 21137cf43899fb0d6dca0b3bc26db2eaa518b5e0

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD123"
"MAD123",
"MAD125"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
@ -137,6 +138,97 @@
"28-25",
"28-27",
"28-28",
"28-30"
"28-30",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-07",
"05-09",
"05-12",
"05-14",
"05-17",
"05-19",
"05-22",
"05-24",
"05-26",
"05-29",
"05-33",
"05-35",
"05-38",
"05-40",
"16-title",
"16-01",
"16-04",
"16-06",
"16-09",
"16-11",
"16-40",
"16-37",
"16-35",
"16-32",
"16-29",
"16-27",
"16-25",
"16-22",
"16-19",
"16-16",
"16-14",
"20-title",
"20-01",
"20-04",
"20-07",
"20-09",
"20-11",
"20-13",
"20-36",
"20-33",
"20-31",
"20-28",
"20-25",
"20-22",
"20-17",
"20-15",
"22-title",
"22-01",
"22-03",
"22-06",
"22-09",
"22-12",
"22-14",
"22-17",
"22-19",
"22-22",
"22-25",
"22-27",
"22-30",
"11-title",
"11-01",
"11-29",
"11-27",
"11-25",
"11-22",
"11-19",
"11-17",
"11-15",
"11-11",
"11-07",
"15-title",
"15-01",
"15-03",
"15-05",
"15-07",
"15-10",
"15-12",
"15-13",
"15-15",
"15-19",
"15-22",
"15-24",
"15-27",
"15-30",
"15-33",
"15-36",
"15-39",
"11-04"
]
}