Sat Mar 07 2020 16:46:40 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 16:46:40 +03:00
commit 47eb0ff2c4
110 changed files with 224 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 ne boky nosoratako taloha, rô teofilo, da magnambara gne raha natombok'i Jesosy izy ame nampenariny agnaby,\v 2 hatrame andro nampiakaragny an'Azy,avy eo da nandidy gn'Apostoly izay nofidiny tame alalan'e Fanahy Masina Izy.\v 3 Tafaran'e nijaliany, da nagnabôky gne tegnany velogny tamindreo Izy niaraky tame porofo mandresy lahatry maro. Nibôky tamindreo Izy nandritry gne andro efapolo andro, sady niresaky momban'e fanjakan'Andriamanitry.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Refa nihaogny niaraky tamindreo Izy, da nandidy andreo tsy hiala ao jerosalema, fa handigny gne fampagnategnan'e Ray momban'izay, nozakainy hoe: "Naharegny taminà anareo \v 5 fa nagnano batisa tame rano tokôtry i Jaona, fa anareo da tokony hanīgny batisa ame Fanahy Masina ao antin'e andro vitsy".

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Refa tafavory niaraky indreo da nagnotany an'Azy indeo hoe: "Tompo, izao me gne fotoagny hameregnanao gne fanjakagny ho an'Israely? "\v 7 Hoy Izy tamindreo hoe: " Tsy anareo gne hahalalagne fotoagny ndre gne vanin'andro izay notendren'e Ray tme fahefagny manokagny. \v 8 Fa refa avy kosa gne Fanahy Masina da hahazo hery anareo, ka ho lasa vavolombeloko eran'e Jerosalema izy am'i Jodia raiky manontolo sady Samaria, da hatragny ame faran'e tany. "

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Refa nizaka an'izany raha izany i Jesosy Tompo, da niandrandra indreo, nakarigny Izy, sady gne rahogny nanakotry an'Azy tamasondreo. \v 10 Raha mbola nihandra igny indreo tame nandehanany, tampoky teo, nisy roy lahy nisikigny fotsy nitsangagny tagnilandreo.\v 11 Nizaka indreo hoe: "Ralelà avy agny Galilia, magnino anareo mitsangagny eto magnety gne lagnitry? Igny Jesosy nalaigny taminareo izay nampiakarigny agny andagnitry igny, da hiverigny akô gne nahitanareo an'Azy niakatry agny an-dagnitry teo igny.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Avy eo indreo da niverigny tagny Jerosalema avy tao ame vohitry Oliva, izay eo akaikin'i Jerosalema, mitovy ame dia andro sabata raiky.\v 13 Refa avy indreo, da niakatry tao ame efitry ambony rihagny, izay nipetrahandreo. Indreo da i Petera, Jaona, Jakoba, Andrea, Filipo, Tomasy, Bartolomeo, Matio, Jakoba zanak'i Alfeo, Simona Zelota, da i Jodasy zanak,i Jakoba.\v 14 Nitambatry ho raiky izy agnaby, sady nazoto nivavaky. tagnatin'izany gne viavy, Maria endrin'i Jesosy, izy amireo rahalany.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Tamizany andro izany i Petera da nitsangagny tategnategnan'e rahalany, eo ame gn'olo120 eo, sady nizaka hoe \v 16 : "O rahala, tena nilaigny gne fahatanterahan'e Soratry Masigny, izay nambaran'e Fanahy Masina meloha tame vavan'i Davida momba an'i Jodasy, izay ninday gn'olo nisambotry an'i Jesosy."

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Fa agnosan'e raiky amitsika izy sady nahazo gn'anjarany tamizao fanompoagny izao." \v 18(Amizao fotoagny izao io lela io da nividy tanim-boly tame vola azony tame faharatsiagny izy, sady lavo nitrosogny teo izy, da nisokatry sady nipoky gne vatany, sady nivoraky aby gn'olokiny. \v 19Gn'olo agnaby tao Jerosalema da naharegny gne momba an'izany, sady nagnatso an'io tanim-boly io tame fizakandreo hoe: "Akeldama", izany hoe: "Tanim-bolin-dRa")

1
01/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20F'efa voasoratry ao ame Bokin'e Salamo hoe: "Avelay ho fogny gne tanim-boliny, sady k'avela ndre da olo raiky aza hipetraky ao'; Avelay ho azon'olo-kafa gn'andraikitriny."

1
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21Noho izany, da ilaigny, gne raiky ame lela niaraky tamitsika nandritry gne fotoagny agnaby nidiran'i Jesosy Tompo izy ame nialany teto amitsika, \v 22hatrame batisan'i Jaona ka hatrame andro nekarany teo amitsika, da tsy maintsy vavolombelogny miaraky amintsika ame fitsanganany." \v 23Sady nametraky roy lahy indreo, da i Josefa natsoigny hoe Barsabasy, na koa ho Josto, da i Matia

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24Nivavaky indreo sady nizaka hoe: "Anao, Tompo o, gne mahalala gne fon'olo agnaby, ka ambaray izay hofidinao amizy roy lahy \v 25mba handray gne toeragny ato amizao fanompoagny izao izy ame maha Apostoly nohon'e fandikagny lalagny izay namboarin'i Jodasy handeha ho agny ame toeragny manokagny. \v 26Indreo da niloka ho andreo, sady nilatsaky tam'i Matia gne filokagny, sady voisa ho Apostoly raiky ambin'ny folo izy.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Nagneky gne fahafatesany i Saoly. da nanomboky tamio andro io gne fagnejeagny zakabe hanoheragny gne fiangonagny izay tao Jerosalema, sady gne mpino agnaby da niparitaky nagneragny gne faritry jodia izy ami Samaria, ankotrin'e Apostoly . \v 2Gne lelà matahotry an'Andriamanitry da nandevigny an'i Stefana sady nagnano hira fisaonagny an'azy. \v 3Fa Saoly da nanimba tanteraky gne fengonagny; nitety tragno izy sady nangala gne lelà izy ame viavy, sady nandefa andreo tagny am-pigadragny.

1
08/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Fa gne mpino izay niparitaky da nandeha nitory gne zaka.\v 5Filipo da nidigny tagny ame tanam-ben'i Samaria sady nitory an'i Kristy tamindreo.

2
08/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 6Refa naharegny sady nahita gne famataragny izay namboarin'i Filipo gne fokon'
olo maro, da nifantoky tsara tamizay nozakainy indreo. \v 7Gne fagnahy maloto da nijotso tame maro izay nidirany, nitoreo mafy, sady maro tame malemy izy ame kilemaigny gne sitragny. \v 8Noho izany da nisy fifaliagny zakabe tao ame tanam-be.

1
08/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Fa nisy lelà raiky natsovagny hoe Simona tao ame tanam-be , izay vao tselatsela gne nihira aody; matetiky nagnano raha mahagaga gne fokon'olo tao Samaria izy, refa magnambara fa izy da olo manan-danja. \v 10Gne Samaritana agnaby, manomboky ame kidy indrindra ka hatrame zakabe indrindra, da niteno tsara an'azy; da hoy indreo hoe: "Io lelà io da e fahefan'Andriamanitry izay antsovagny hoe Zakabe." \v 11Indreo da niteno an'azy, satria izy da nahagaga andreo efa nandritry gne fotoagny ela tame gn'aodiny.

1
08/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa refa nino an'i Filipo indreo noho izy nitory gne filazantsara momban'e fanjakan'Andriamanitry izy ame gn'agnaran'i Jesosy Kristy, da nanigny batisa indreo, ndre gne lela ndre gne viavy. \v 13 Na i Simona aza da nino, sady tafaran'e nagnamboaragny batisa an'azy da nijanogny niaraky tamin'i Filipo fezay izy. Refa nahita gne famantaragny izy ame asa zakabe izay niboaky izy, da gaga.

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Sady refa regnin'e Apostoly ao Jerosalema fa nandray gne zakan'Andriamanitry i Samaria, da nalefandreo tagny amindreo i Petera izy am'i Jaona. \v 15Refa nidigny indreo, da nivavaky ho andreo indreo, mba mety handresandreo gne Fanahy Masina. \v 16Fa nandrapaha avy an'izany fotoagny izany, da mbola tsy nisy nilatsahan'e Fanahy Masina indreo; fa vita batisa tame gn'agnaran'i Tompo Jesosy fotsiny avao. \v 17Avy eo i Petera izy am'i Jaona da nametraky gne tagnany teo amindreo, sady da nandray gne Fanahy Masina indreo.

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Sady refa hitan'i Simona fa gne Fanahy Masina da natolotry teo an-tagnan'e apostoly tame gn'alalan'e fametrahagny tagna, da nomeny vola indreo. \v 19 Hoy izy hoe: "Omeo anà avakoa izany fahefagny izany, ka izay ametrahako tagna agnaby da mety handray gne Fanahy Masina."

1
08/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 fa hoy i Petera tamin'azy hoe: "Ho levogny miaraky aminao agny gne volafotsinao, satria anao nieritreritry gne hahazo gne fagnomezan'Andriamanitry ame gn'alalan'e vola. \v 21 Anao da tsy managny anjara na ampahany amizany raha izany, satria gne fonao da tsy marigny amin'Andriamanitry . \v 22 Noho izany mibebaha ame faharatsianao, sady mivavaha am'i Tompo, sao mba mety hamela gne fagnirian'e fonao Izy. \v 23Fa iao mahita fa anao da vôpoizignin'e lolom-po izy ame vôfatotrin'e fahotagny anao."

1
08/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Simona namaly sady nizaka hoe: "Mivavaha am'i Tompo ho anà, mba tsy hisy hiboky aminà gne raha nozakainao."

1
08/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Refa nijoro vavolombelogny sady nagnambara gne zakan'i Tompo indro, da nipody tagny Jerosalema i Petera izy am'i Jaona, nitory gne filazantsara tame tanagny maro ao Samaritana.

1
08/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Sady nisy anjelin'i Tompo nizaka tam'i Filipo sady nizaka hoe: "Mitsangana sady mandehana megnatsimon'e lalagny midigny avy agny Jerosalema megn'agny Gaza." (Io lalagny io da da agny ame tany fogny.) \v 27Da nitsangagny izy sady nandeha . Indro, nisy lela avy agny Etiopia, tandapan'i Kandasy, mpanjaka vavin'e Etiopiana. Izy gne nendraikitry gne haregny agnaby. Avy tagny Jerosalema izy mba hidera. \v 28Sady nody izy ka nipetraky teo ame saretiny, sady namaky gne zakan'Isaia mpaminany.

1
08/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Sady gne fagnahy nizaka tam'i Filipo hoe: "Mandehana sady k'aza miala lavitry an'io sarety io." \v 30Ka da nihazakazaky nagnatogny an'azy izy, sady naharegny an'azy namaky gne zaka tao amin'Isaia mpaminany, sady nizaka hoe: "Azonao me io vakinao io?" \v 31Nizaka gn'Etiopiana nagnano hoe: "Akôgnaia gne hahalalako, raha tsisy olo mitari-dalagny anà?" Nengavy an'i Filipo izy mba hagnatogny gne sarety sady hipetraky hiaraky amin'azy.

1
08/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Sady gne andalan-tsoratra masigny isay novakiny gne Etiopiana da nagnano hoe: "noetigny ho vonoigny akô gn'ondry izy ,sady akô gne zanak'ondry môgny eo aloan'e mpamono an'azy, noho izany da tsy nahazaka izy. \v 33 Fa tame fangala-baraka an'azy da nesorigny tamin'azy gne rariny. Ia gne afaky hamaritry tanteraky gne taranakiny? Nohon'e gn'aigniny nesorigny teto an-tany."

1
08/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34 Noho izany da nagnotany an'e Tandapa i Filipo, nagnano hoe: "Magnotany anao iao, ia gne zakain'io mpaminany io, gne tegnany avao me, sa olo hafa?" \v 35 Nanomboky nizaka i Filipo, sady nanomboky tamizany soratra masina izany gne nitoriany gne filazantsara momba an'i Jesosy tamin'azy.

1
08/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Refa nandeha tegny an-dalagny indreo, da nagnatogny tegny amizay nisy rano indreo sady hoy gne tandapa hoe: "Io , misy rano eto. Ino gne manakagny anà tsy ho anigny batisa?" \v 37(Fagnamarijhagny: Hoy i Filipo hoe: "Raha mino ame fonao agnaby anao, da afaky anigny batisa." Gne Etiopiana namaly hoe:"Mino iao fa Jesosy Kristy gne Zanak'Andriamanitry.") \v 38Ka nasain'e Etiopiana najanogny gne sarety. Nidigny negn'agny ame rano indreo, i Filipo izy ame tandapa, sady nanin'i Filipo batisa izy.

1
08/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39Refa niala gne rano indreo, da nentin'e Fagnahin'i Tompo i Filipo, ka tsy hitan'igny tandapa igny sanaky izy, fa nandeha tame fifaliagny tegny ame lalagniny. \v 40Fa i Filipo da nibôky tagny Azota sady nitety an'io faritry io izy, nitory gne filazantsara magneragn'e tanam-be agnaby mandra-pahaviny tagny Kaisaria.

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 8

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fa i Saoly, da mbola nizaka fandrahonagny fezay eka fa ndre hatrame famonoagny manohitry gne mpianatrin'i Tompo azaky, nandeha tagny ame mpisoronabe \v 2sady nagnotany andreo gne taratasy ho an'e synagoga tao Damaskosy, ka raha mahita ndre ia ndre ia eo ame lalagniny izy, ndre lela ndre viavy, da indesiny hifatotry agny Jerosalema indreo.

1
09/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 raha mbola nandeha izy, da izao gne niboky refa avy teo akekin'i Damaskosy izy, tampoky teo da nisy hazavagny namirapiratry nagnodidigny an'azy avy agny an-dagnitry;\v 4sady lavo tame tany izy ka naharegny feo nizaka tamin'azy hoe:"Saoly, Saoly, nagnino anao da magnenjiky Anà?"

1
09/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Saoly namaly hoe: "Ia anao, Tompo?" Hoy Gne Tompo: "Iao gne Jesosy izay enjehinao, \v 6fa mitsangàna, midira ao ame tanagny, sady hozakaigny aminao izay tsy maintsy ho amboarinao." \v 7Gne lelà izay niara'dia tam'i Saoly da nitsangagny tsy nahazaka, naharegny gne feo, fa tsy nahita ndre ia ndre ia.

1
09/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Nitsangagny avhy tame tany i Saoly, sady refa nanokatry gne masony izy, da tsy afaky nahita ndre ino ndre ino izy; ka notatagnandreo tame tagnany izy sady nentigny tagny Damaskosy.\v 9Tsy nahita izy nandritry gne telo andro, sady tsy nihinagny izy gne sady tsy nindrano.

1
09/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Sady nisy mpianatry tao Damaskosy antsovagny hoe Ananiasy. Nizaka tamin'azy tame fahitagny gne tompo: "Ananiasy!" Hoy izy: "Indro, ity iao, Tompo." \v 11Nizaka tamin'azy gne Tompo: "Mitsangàna, sady mandehana agny ame lalagny izay anTsovagny hoe Mahitsy, da refa ao an-dragnon'i Jodasy da mangataha ame lelà avy agny Tarsosy antsovagany hoe Saoly, fa mivavaky izy. \v 12Efa nahita tame fahitagny gne fevian'e gn'olo antsovagny hoe Ananiasy sady hametraky gne tagnany eo amin'azy, ka mety hahita indraiky izy. "

1
09/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Fa namaly i Ananiasy hoe: "Tompo, efa nandre tame maro momba an'io olo io Iao, mahakasiky gne ratsy naniny tame olonao masigny tao Jerosalema. \v 14Nanagny fahefagny tame lohan'e mpisorogny izy mba hisambotry izay olo agnaby magnatso gn'agnaranao eto." \v 15Fa gne Tompo nizaka tamin'azy hoe: "Mandehana, fa izy da fitaovagny nofidiko, mba hinday gn'agnarako eo alohan'e jentilisa izy ame mpanjaka sady gne zanak'Israely; \v 16fa ho abôkiko an'azy hoe akôgnaia gne fijaliany noho gn'ame gn'agnarako."

1
09/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Ka lasa i Ananiasy, sady niditry tao ame tragno . nametraky gne tagnany teo amin'azy, da nizaka izy hoe: "Rahalà Saoly, gne Tompo Jesosy, izay nibôky taminao tegny an-dalagny refa negn'aty anao, gne nandefa anà taty mba mety hahitan'e masonao sady ho fenon'e Fanahy Masina." \v 18teo no eo da raha akô sisik'ena trondro gne niendaky tame mason'i saoly, sady nahita izy; nitsangagny izy sady nanigny batisa; \v 19sady nihinagny izy ka nahazo hery. Nipetraky niaraky tame mpianatry tao Damaskosy nandritry gn'andro maro izy.

1
09/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Avy da nagnambara an'i Jesosy tao ame synagoga izy, nizaka fa Izy gne Zanak'Andriamanitry. \v 21Gn'olo agnaby naharegny an'azy da gaga sady nizaka hoe: "Tsy io me gn'olo namono olo izay nagnatso tam'io agnara io tagny jerosalema igny? avy tetoa izy mba hangala andreo ho fatoragny ho agny ame mpisoronabe." \v 22Fa lasa nihanahery i saoly, sady nampahery gne Jiosy izay nipetraky tao Damaskosy ka nagnaporofo fa Jesosy gne Kristy.

1
09/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23Tafaran'e gn'andro maromaro, niray saigny mba hamono an'azy gne Jiosy. \v 24Fa lasa lalan'i Saoly gne tetikindreo. Sady gne vavahady andro aman'aligny mba hamono an'azy indreo.\v 25Fa nangala an'azy tame gn'aligny gne mpianatriny sady namela an'azy hidigny tame rindrigny, nampidigny an'azy tao agnaty harogny.

1
09/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Refa avy teo Jerosalema izy, da Nagnandragny gne hagnatogny gne mpianatry i Saoly, nefa natahotry an'azy agnaby indreo, tsy nino fa mpianatry izy. \v 27Fa nangala an'azy i Barnabasy sady ninday an'azy teo ame Apostoly, sady nizaka tamindreo izy hoe akôgnaia gne nahitan'i Saoly gne Tompo tegny an-dalagny izy ame nizakanan'i Tompo tamin'azy, sady akôgnaia gne nitorian'i Saoly ame fahasahiagny tame gn'agnaran'i Jesosy tao Damaskosy.

1
09/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28Nihaogny tamindreo izy refa niditry sady niala an'i Jerosalema. Nizaka tame fahasahiagny tame gn'agnaran'i Jesosy Tompo izy \v 29sady niady hevitry niaraky tame Jiosy Grika; nefa mbola niezaky gne hamono an'azy avao indreo. \v 30Refa lalan'e rahalà izany, da nentindreo nidigny tagny Kaisaria izy sady nalefany ho agny Tarsosy izy.

1
09/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31Sady avy eo , gne fengonagny nagneragny an'i Jodia agnaby, Galilia,da i Samaria nanagny fiadanagny sady voaorigny; da nandeha tame fatahoragny an'i Tompo izy ame fampiononan'e Fanahy Masina, ka nitombo isa gne fiangoanagny. \v 32Da avy izany amizao, raha nandeha nagneragny gne faritry agnaby i Petera, da nandeha nidigny tagny ame mpino izay nipetraky tao ame tanagnin'i Lyda avako izy.

1
09/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33Nahita olo antsovagny hoe Aenasy tao izy, izay efa teo ame fandriany nandritry gne valo taogny,satria nalemy izy. \v 34Petera nizaka tamin'azy hoe : "Aenasy, magnasitragny anao Jesosy Kristy. Mitsangàna da amboaro gne fandrianao," sady niaraky tamizay da nitsangagny izy.\v 35Fa izay nipetraky tao Lyda izy ame tao Sarona agnaby da nahita gne lelà ka nitodiky tamin'i Tompo indreo.

1
09/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36Sady nisy mpianatry raiky natsovagny hoe Tabita tao Jopa, izay adika hoe "Dorkasy." Nagnano asa soa maro io viavy io sady nagnano fagnapiagny feno asa fiantragny izay nataony ho an'e sahiragny. \v 37Tamio andro io da narary izy ka maty; refa napandro an'azy indreo, da napetrakindreo tao ame efitry ambony izy.

1
09/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38Satria efa nagnakeky an'i Lyda i Jopa, sady naharegny gne mpianatry fa tao Petera, da nandefa olo roy tagny amin'azy indreo, niangavy an'azy: "Mevia aminay agny rô amizao koa amizao." \v 39Nitsangagny Petera sady nandeha niaraky tamindreo. Refa avy izy, da nitondra an'azy tao ame efitry ambony indreo, sady gne mpitondrategna agnaby nitsangagny teo agnilany nitomagny, nagnabôky an'azy gn'akanjo izy ame lamba nozarain'i Dorkasy tame fahavelogniny niaraky tamindreo.

1
09/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40Nalefan'i Petera tagny ambadikiny gn'efitry izy agnaby,nandohaliky ,sady nivavaky; avy eo, nitodiky tame gne faty, nizaka izy hoe: "Tabita, mitsangàna." Da nanokatry gne masony izy avy eo, sady nahita an'i Petera izy da niarigny. \v 41Avy eo nagnatatry gne tagnany tamin'azy i Petera sady nampitsangagny an'azy; da refa nagnatso gne mpino izy ame mpitondrategna izy, da nabôkiny tamindreo gne fahavelomany.\v 42Lasa niparitaky nagneragny an'i Jopa agnaby izany raha izany, sady olo maro gne nino an'i Tompo. \v 43Tamizany Petera da nipetraky andro maromaro niaraky tame lelà raiky antsovagny hoe Simona tao Jopa, izay mpandoko hoditry.

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 9

1
21/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Refa niala tamindreo iay da nandeha sambo, da nandeha lala-mahitsy negn'agny ame tanagnin'i Kosy, negn'agny ame tangnin'i Rody gn'andro magnaraky, sady avy ao da negn'agny ame tanagnin'i Patara. \v 2Refa nahita sambo niampita negn'a Foinika iay, da niditry tao iay ka nandeha sambo.

1
21/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Refa avy nahita an'i Kyprosy, da namela an'izany tegny ampitan'e sambo ho agny Syria iayda nijanogny tao Tyro, tanagny izay namoahan'e mpitondra sambo gn'etagny tagnaty sambo. \v 4Raha vô nahita an'e mpianatry iay, da nijanogny tagny nandritry gne fito andro. tame gn'alalan'e Fagnahy da nandresy lahatry an'i Paoly fezay indreo mba tsy handeha ho agny Jerosalema.

1
21/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Refa tapitry gn'andronay tegny, da niala tao iay ka nandeha tame lalagninay, sady izy agnaby, niaraky tame vady aman-janakiny, nagnaraky nivoky tao ame tanagny. SAdy nandohaliky tegny amoron-dranomasigny da nivavaky \v 6sady nifagnano veloma. da niditry tao ame sambo iay, sady indreo niverigny tagny andragnony.

1
21/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Refa vitanay gne dia tagny Tyro, da avy tagny Ptolemaisy iay. Tagny da nifakahita tame rahala sady nijanogny andro raiky niaraky tamindreo.\v 8Gn'omaraigny n'igny da niala tao iay sady nandeha tagny Sezarea.Niditry gne tragnon'i Filipo atsika, evanjelita, izay raiky tame fito , sady nijanogny niaraky tamin'azy iay. \v 9Amizao io lela io da nanagn'anaky viavy virjiny efatry izay naminany.

1
21/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10Refa nijanogny tao nandritry gn'andro maromaro iay, da nisy mpaminany raiky nidigny avi tagny jodia nantsovagny hoe Agabo. \v 11Nagnatogny anay sady nangala gne fehikibon'i Paoly izy. Tamin'igny gne namehezany gne tombokiny izy ame tagnany sady nizaka hoe: "Hoy gne Fanahy Masina, 'da ako izao gne hamatoran'e Jiosy agny Jerosalema gne lela izay tompon'ity fehikibo ity, sady hanolotry an'azy eo antagnan'e Jentilisa.'''

1
21/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa refa nandagnogny kitay kakazo, sady nametraky an'izany teo ame gn'afo Paoly, da nisy menaragny nijotso nohon'e hafanagny, sady nifamolitry tame tagnany.\v 4 Refa nahita gne biby nihantogny tame tagnany gne tompo tanagny, da nifampiresaky indreo hoe: "Tena mpamono olo izay nilefa avy tagny an-dranomasigny io lelà io, raha gne rariny da tsy tokony ho velogny izy."

1
21/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Tafaran'io andro io, da ninday gne kitaponay iay ka niakatry negn'agny Jerosalema. \v 16 Da nisy gne mpianatry sasany avakoa avy agny Sezarea nagnaraky anay. Ninday lela raiky niaraky tamindreo izay nantsoigny hoe Menasona, lela avy agny Sipra, mpianatry mainty molaly, izay tokony hiresanay mipetraky.

1
21/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Refa avy tagny Jerosalema iay, da nandray anay am-pifaliagny gne rahala. \v 18Gn'omaraignin'igny da nagnaraky anay i Paoly ho agny am'i Jakoba, sady teo agnaby gne lohologny agnaby. Refa avy niarahaba andreo izy, da nitatitry tsiraidraiky gne raha agnabyizay \v 19Refa namboarin'Andriamanitry tame Jentilisa tame gn'alalan'e gn'asa fanompoagny.

2
21/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 20Refa naharegny an'izany indreo, da nidera an'Andriamanitry, sady nizaka tamin'azy hoe:
"Hitanao, o rahala, an'arivony firy gne nino tame Jiosy. Tapa-kevitry izy agnaby hitandrigny gne lalagna. \v 21Efa nozakaindreo gne momba anao, fa anao da mampianatry gne Jiosy agnaby izay mipetraky eo ame jentilisa hahafoy an'i mosesy, sady anao mizaka andreo tsy hamora gne zanany, sady tsy hagnaraky gne fomba taloha.

1
21/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22Ino gne tokony hohanitsika? Ho regnin- dreo tokôtry fa avy anao. \v 23Ka amboary izay zakainay anao. Managny lelà efatry izay nagnano voady iay.\v 24Ento ireo lelà reo da diovy miaraky amin-dreo gne tegnanareo, da haloavy ghe fandanian-dreo, Da ho fantatry gne olo rehetra fa gne raha izay nozakaigny momba anareo da diso. Ho fantatr'indreo fa anao da magnaraky lalàgny avakoa.

1
21/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25Fa mikasiky gne Jentilisa izay nino, iay da nanoratry sady nagnome torolalagny fa tokony hitandrigny gne tegnany amin'e raha vita sorogny ho an'e sampy indreo, avy amin'e rà, avy amin'izay nokendaigny, sady avy amin'e fijangajangagny.\v 26Aveo da nalain'i Paoly ireo lelà, da gne maraigny, izy nagnadio gne tegnany niaraky tamin-dreo, niditry tao ame fiangonagny, nagnambara gne vanim-potoagnan'e andron'e fagnadiovagny, mandra-pagnatitry gne fagnatitry ho an'e olo tsiraidraiky tamin-dreo.

1
21/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27Refa ho tapitry gne fito andro, gne Jiosy sasasasany avy agny Asia, nahita an'i Paoly tao ampengonagny, nampikorontagny gne fokon'olo agnaby, sady nisambotry an'azy. \v 28Nitabataba indreo hoe: "O olon'Israely ,ampio iay ". io gne lela izay mampianatry gn'olo agnaby hatraiza ka hatraiza gne raha izay manohitry gn'olo, gne lalagna, da ity tanagny ity. Fagnampin'izany, ninday Grika tao am-pengonagny avakoa izy da nandoto an'ity toeragny masigny ity.\v 29" Fa indreo taloha nahita an'i Trofima izay Efeziana niaraky tamin'azy tao an-tanagny, sady nieritreritry indreo fa iPaoly gne ninday an'azy tao am-pengonagny.

1
21/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30Nifanaritaky gne tanagny manontolo, sady niaraky nihazakazaky da nisambotry an'i Paoly gn'olo. Nisintogny an'azy hijotso ao ame fengonagny indreo, da nahidy teo noe eo gne varangara.\v 31Raha teo ampamonoagny an'azy indreo, da nisy vaovao avy tagny ame kapitenin'e mpiambigny fa mikorotagny agnaby Jerosalema raiky manontolo.

1
21/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32Avy da nangala miaramila izy ame kapiteny izy sady nihazakazaky nidigny negn'agny ame fokon'olo, da nijanogny namango an'i Paoly indreo.\v 33Da nagnatogny gne kapiteny da nisambotry an'i Paoly, sady nasainy nofatoragny tame rojo vy roy izy. Da nagnotany izy hoe ia izy da ino gne naniny.

1
21/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34Gne sasany tame fokon'olo nitabataba raha raiky sady gne hafa sasany raha hafa. Satria tsy afaky nizaka ndre ino ndre ino gne kapiteny nohon'e tabataba agnaby, da nasainy netigny ho agny ame rova i Paoly .\v 35Refa avy teo ame tohatry izy, da nindesin'e miaramila izy nohon'e herisetran'e fokon'olo. \v 36Fa nagnaraky tafara gne fokon'olo maro sady nanohy nihorakoraky hoe: "Vonoy izy"

1
21/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Raha igny ho entigny tao ame rova igny i Paoly, da hoy izy tame kapiteny hoe: "Afaky mizaka raha aminao me iao?" Hoy gne kapiteny hoe: " Mizaka Grika me anao?" \v 38 Tsy anao me gne Egyptiana, izay nitariky korotagny tagny aloha sady nitariky gne efatrarivo lahy an'e 'mpamono olo' nijotso avy tagny an-tany fogny?"

1
21/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 I Paoly da nizaka hoe: "Iao da Jiosy, avy agny ame tanagnin'i Tarsosy agny Kiliaka. Iao da olon'e firenen'e tanagny managny lanja. Mangataky aminao iao, avelay iao hizaka ame gn'olo". \v 40 Refa namela an'azy hizaka gne kapiteny, da nitsangagny teo ame tohatry i Paoly sady nagnano fihetsiky tame tagnany tame fokon'olo. Refa nisy fahanginagny laligny, da niresaky tamindreo tame fizakagny Hebreo izy. Hoy izy.

1
21/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 21

1
26/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Noho izany Agripa nizaka tam'i Paoly hoe: "Afaky mizaka ho an'e tegnanao anao." Da nagnatatry gne tagnany Paoly sady nagnano gne ferova-tegnany. \v 2 "Magnabôky gne tegnako akô gne faly iao, ry Agripa mpanjaka, mba hitondra gne raha mahazo anà eto alohanao androany manohitry gne fiampangan'e Jiosy agnaby; \v 3 indrindra, satria anao efa za-draharaha ame fomba amam-panao izy ame fagnotanian'e Jiosy agnaby. Noho izany da mangataky anao iao haharitry hiteno anà.

1
26/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Marigny fa, gne Jiosy agnaby da mahalala gne fomba fiainako hatrame fahatanorako tagny ame fireneko manokagny izy ame tao Jerosalema. \v 5 Indreo da nahalala anà hatrany amboalohany sady tokony hagneky indreo fa Fariseo fiainagny iao, gne matotry indrindra ame antokon'e fivavahatsika.

1
26/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Sady mitsangagny eto iao mba ho tsaraigny satria mitady gne fampagnatenagny izay nataon'Andriamanitry tame razantsika iao. \v 7 Fa ity gne fampagnatenagny nantegnain'e fokontsika roambinifolo ho resigny raha nanompo an'Andriamanitry andro aman'aligny tokôtry indreo. Ho an'izany fagnatenagny izany, ry Agripa mpanjaka, gne hiampangan'e Jiosy anà.\v 8Nagnino anareo gne mihevitry fa tsy azo inoagny fa manangagny gne maty Andriamanitry?

1
26/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Nisy fotoagny iao nihevitry tame tegnako fa tokony hagnano raha maro manohitry gn'agnaran'i Jesosy lat'agny Nazareta iao. \v 10 Nagnano an'izany tagny Jerosalema iao. Nagnidy maro tame mpino tagny am-pigadragny tame fahefagny noresiko avy tame lohan'e mpisorogny iao, sady refa voavono indreo, da nandatsaky gne vatoko hanohitry andreo iao.\v 11Nosaziko imarobe indreo tagny ame syngoga agnaby sady niezaky gne hampirisiky andreo mba hizaka ratsy iao. Vignitry mafy tamindreo iao sady nagnihagny andreo ndre tagny ame tanagny agny ambadiky aza.

1
26/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Raha mbola nagnano an'izany iao, da nandeha tagny Damaskosy niaraky tame fahefagny izy ame didy avy ame lohan'e mpisorogny;\v 13sady tegny an-dalagny negn'agny, tame mitataovovognagny, ry mpanjaka, da nahita hazavagny avy egny an-dagnitry iao izay mamiratry nohon'e masoandro sady izany da namiratry nagnodidigny anà izy ame lelà izay niara-dia taminà. \v 14Refa lavo tame tany iay agnaby, da naharegny feo nizaka taminà iao izay nizaka tame zaka hebreo hoe: 'Saoly, Saoly, nagnino anao gne magnenjiky Anà? Sarotry ho anao gne handaka fanindrognagny.'

1
26/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Avy eo nizaka iao hoe: 'Ia anao, Tompo me io?' Gne Tompo namaly hoe: 'Iao gne Jesosy izay enjehinao.\v 16miarena da mitsangana ame tombokao amizao; satria noho izao antony izao gne niboahako taminao, mba hanendry anao ho mpanompo da ho vavolonbelogny mahakasik'e raha izay lalanao momba Anà amizao sady gne raha izay ho aboakiko anao ao afara kely;\v 17sady hagnavotry anao ao ame fokon'olo izy ame Jentilisa izay hagnirahako anao Iao,\v 18mba hanokatry gne masondreo sady hampitodiky andreo hiala ame mizigny hoegn'agny ame fahazavagny sady ame herin'i Satana hoegn'amin'Andriamanitry, mba hafahandreo mandray avy amin'Andriamanitry gne famelan-kelokin'e fahotagny izy ame lova izay omeko andreo izay nohamasignigny tame finoagny Anà.'

1
26/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Noho izany , ry Agripa mpanjaka , nankato gne fahitagny avy tagny an-dagnitry iao; \v 20fa, gne an'izay tagny Damaskosy aloha, sady avy eo tagny Jerosalema,da nagneragn'e tanin'i Jodia agnaby, sady koa tame jentilisa, nagnome andreo gne hafatry iao fa tokony hibebaky sady hitodiky amin'Andriamanitry indreo, hagnano gne asa mendriky gne fibebahagny.\v 21Noho izany antony izany gne nisamboran'e Jiosy anà tao am-pengonagny sady niezaky hamono anà.

1
26/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22Nagnampy anà hatramizao Andriamanitry, noho izany da mitsangagny iao sady mijoro vavolombelogny ame olo tsotry izy ame mana-kaja tsy hizaka ndre ino ndre ino mihôtry an'izay nozakain'e mpaminany izy am'i Mosesy fa hiboaky; \v 23fa tsy maintsy hijaly Kristy, sady Izy gne voalohany hitsangagny ame maty mba hitsangagny ka hitory fahazavagny ho an'e fokon'olo Jiosy izy ame jentilisa."

1
26/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Raha vitan'i Paoly gne fiarova-tegnany, da nizaka tame feo mafy Festosy hoe: "Paoly, very saigny anao; gne fenaranao be lôtry gne naha very saigny anao."\v 25Fa hoy i Paoly hoe: "Tsy very saigny iao, ry Festosy tsara indrindra; fa ame fahasahiagny iao mizaka zakan'e fahamarinagny izy ame fahamatoragny. \v 26Fa gne mpanjaka mahalala momba an'izany raha izany; sady noho izany, mizaka amin'azy malalaky iao, fa resy lahatry fa tsy nisy tamizany nafiny tamin'azy; satria tsy namboarigny tagny ame takogny izany.

1
26/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27Mino gne mpaminany me anao, ry Agripa mpanjaka? Lalako fa mino anao." \v 28Agripa nizaka tam'i Paoly hoe: "Ao agnatin'e fotoagny foiky me gne handresehanao lahatry anà sady hagnamboaranao anà ho kristiana?" \v 29Hoy i Paoly hoe: "Mivavaky amin'Andriamanitry iao, mba ndre ho ao agnatin'e fotoagny foiky ndre fotoagny lava, tsy anao avao, fa ndre gne maharegny anà androany avakoa, da hitovy aminà, fa tsy miaraky amiregny rojo iregny."

1
26/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30Avy eo nitsangagny gne mpanjaka , izy ame governora, da gne Berenika avakoa, sady ndre gne nipetraky niaraky tamindreo;\v 31refa niala gne tragno fivoriagny indreo, da nifampiresaky sady nizaka hoe: "Ity lelà ity tsy magnano raha mendriky gne fahafatesagny na famatoragny." \v 32Hoy i Agripa tam'i Festosy hoe: "Ity lelà ity da afaky nalefa raha tsy natsovagny tagny am'i Kaisara izy."

1
26/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 26

1
27/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Refa tapaky fa tokony handeha sambo ho agny Italia iay, da napetrakindreo i Paoly izy ame gadra hafa ho eo ambany fitatagnan'e kapiteny raiky antsovagny hoe Jolio izay an'e rezimantan'e amperora.\v 2Niditry tagnaty sambo raiky avy agny Adramytena iay, izay hiondragny magnaraky gne sisin-tanin'i Asia. ka da nandeha an-dranomasigny iay. Aristarko avy agny Tesalonika agny makedonia da nandeha niaraky taminay.

1
27/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Gn'andro magnaraky da avy tao ame tanagnin'i Sidona iay, izay nitondran'i Jolio an'i Paoly tame hatsaram-pagnahy sady namela an'azy handeha ho agny ame namany handray gne fikarakarandreo. \v 4Avy tagny iay gne nandeha an-dranomasigny sady niondragny sambo nagnaraky gne moron'i kyprosy, nagnakeky gne nosy, satria nanohitry anay gne rivotry. \v 5Avy eo niondragny sambo namakivaky gne sisin'e tanin'i Kilikia izy am'i Pamfilia, avy tao Myra iay, tanagnin'i Lykia. \v 6Tagny, gne kapiteny da nahita sambo raiky avy agny Aleksandria izay hiondragny sambo ho agny Italia. Napetrakiny tao amizany iay.

1
27/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Refa niondragny sambo niadagny nandritry gn'andro maro iay sady gne farany da avy tame fahasahiragnagny teo akekin'i Kinido, da tsy namela anay andeha tamizany lalagny izany sanaky gne rivotry, ka da niondragny sambo nagnaraky gne takon-drivotry gne Kreta iay, mifanandrify ame Salmona.\v 8Nagnara-morogny tame fahasahiragnagny iay, mandra-pevianay tagny ame toeragny raiky hoe Tsara- fitodian-tsambo, izay akekin'e tanagnin'i Lasea.

1
27/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Sady nandany fotoagny maro iay, efa lasa avakoa gne fotoagny fifadia-kanin'e jiosy, sady lasa nampidi-doza gne mitikigny sambo. Ka da nampitandrigny andreo Paoly,\v 10sady nizaka hoe: " Ô lelà, hitako fa ity da izay ho amboaritsika ity da hisy faharatragny izy ame fatiantoky maro, tsy ho an'e entagny izy ame sambo avao, fa ho an'e aignitsika koa." \v 11Fa gne kapiteny nagnome lanja kokoa gne mpinday izy ame tompon'e sambo nohon'e raha izay vozakan'i Paoly.

1
27/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Satria ao ame seragnana da tsy mora raha hijanognagny mandritry gne rirignigny, da maro tame mpiondragny sambo gne nagnome hevitry gne hiondragny hiala teo, fa sao mba afaky mandalo gne tanagnin'i Foiniksa ame fomba maro iay, mba hipetraky agny mandritry gne rirignigny. Foiniksa da seragnana any Kreta, sady magnatriky gne megn'avaratry andrefagny izany. \v 13Refa nanomboky nitsoky moramora gne rivotry avy agny atsimo, da nihevitry gne mpitondra sambo fa nanagny izay nilaindreo. Ka da nampiakatry gne vato fantsiky sady niondragny nagnaraky an'i Kreta indreo, nagnakeky gne moron-dranomasigny.

1
27/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Fa afaky fotoagny foiky da nisy tafio-drivotry mafy, nantsoigny hoe Eoraklydona, nanomboky namely mafy avy agny ame nosy.\v 15Refa tratry gne tafiotry gne sambo sady tsy afaky nanohitry gne rivotry sanaky, da tsy maintsy nagnome lalagny gne tafiotry iay sady navengivengin'e rivotry tegny. \v 16Nandeha sambo nagnaraky gne moron'e nosy kidy raiky antsovagny hoe Kaoda iay, sady tame fahasahiragnagny gne nahafahanay niaro gne lakagny famonjegny aigny.

1
27/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Refa nampekarindreo gne lakagny famonjegny aigny, da nampesaindreo gne tadin'izany mba hamiezagny gne vatan'e sambo. Natahotry indreo fa tokony handeha ambonin'e fasiky mandrevon'i Syrtiso, ka da nalatsakindreo gne vatofantsiky gne ranomasigny sady nandeha ho azy tegny. \v 18Tratrin'e famelezagny mafin'e tafiaotry iay hagny ka ndre gne andro magnarakan'io da nanomboky nagnary entagny tagny ambadik'e sambo indreo.

1
27/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Tame ando fahatelo gne mpitondra sambo da nagnatsipy gn'entan'e sambo tagny ambadik'e sambotame tagnandreomanokagny. \v 20Refa tsy namiratry taminay nandritry gn'andro maro gne masoandro izy ame kintagny, sady mbola namely gne tafiotry zakabe, da very aby gne fagnategnagny gne hahavoavonjy anay.

1
27/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21Refa lasa lavitry tsy nisy hanigny indreo, da nitsangagny teo ame pitondra sambo Paoly avy eo da nizaka hoe: "Ô lelà, tokony niteno anà anareo, sady tst niondragny avy tagny Kreta, ho tratran'izao faharatrana izy ame fatiantoky izao. \v 22Amizao da mampirisiky anareo iao mba hahery, fa tsy hisy fahaverezan'aigny eo aminareo, fahaverezan'e sambo fotsiny avo.

1
27/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23Fa tame aligny da nisy anjelin'Andriamanitry izay tompoko, izay tompoiko avakoa_ nitsangagnyteo agnilako gne anjeliny \v 24sady nizaka hoe: 'Ka matahotry, ry Paoly. Tsy maintsy hitsangagny eo agnatrehan'i Kaisara anao , sady indro, Andriamanitry ao ame hatsaram-pagnahiny gne magnome anao gne miondragny sambo miaraky aminao agnaby.' \v 25Noho izany mionogna, ry lela! Fa mahatoky an'Andriamanitry iao fa hiboky araky izay voazaka tamina izany. \v 26F'izy tsy maintsy hidofotry ame nosy maromaro atsika."

1
27/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27Refa avy gn'aligny faha efatry ambin'ny folo, raha navengivengy tetsy da teroa tao ame ranomasin'i Adrea iay, tokony ho tame sasak'aligny da nihevitry gne mpitondra sambo fa nagnakeky tany indreo. \v 28Da nangala halalin'e rano indreo sady nahita fa efa-polo metatry gne halaliny; tafara kelin'izany, da mbola nangala refin'e rano avao indreo sady nahita fa telopolo metatry gn'alaliny. \v 29Natahotry indreo sao hidofotry ame vato iay, ka da nandatsaky vatofantsiky efatry avy ao afara indreo sady nivavaky mba hevian'e mandrainga tsy ho ela.

1
27/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30Gne mpitondra sambo da nitady fomba hialagny gne sambo sady nandatsaky gne lakagny famonjegny aigny tagny an-dranomasigny, sady nody nandatsaky gne vatofantsiky avy teo an-dohan'e sambo indreo. \v 31Fa Paoly nizaka tame kapiteny izy ame miaramila hoe: "Raha tsy mijanogny agnaty sambo io lela io, tsy ho voavonjy anareo." \v 32Avy eo gne miaramila nanapaky gne tadin'e lakagny ka dia namela an'izanyho lentiky.

1
27/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33Refa nanomboky nihanazava gn'andro, da namporisiky an'azy agnaby Paoly mba hangala hanigny maromaro. Hoy izy hoe: "Ity andro ity gn'andro faha efatry ambinifolo izay handignasanareo sady tsy hinananareo; tsy nihinagny ndre ino ndre ino anareo.\v 34Noho izany da mamporisiky anareo iao mba hizara sakafo, fa ilaigny izany mba hahavelogny anareo. Fa tsy hisy ndre raiky aminareo izay ho very ndre da gne singam-bolony raiky aza."\v 35Refa avy nizaka an'izany izy, da nangala mofo da nisaotry an'Andriamanitry teo amason'izy agnaby. Avy eo izy nizarazara gne mofo sady nanomboky nihinagny.

1
27/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36Avy eo da nahery izy agnaby sady nangala hanigny avakoa. \v 37Olo 276 iay no tao agnaty sambo.\v 38Refa nihinagny tsara indreo da nohamevagnindreo gne sambo tame nagnariandreo vary tagnaty ranomasigny.

1
27/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39Refa avy gn'andro, da tsy lalandreo gne tany, fa nahita tagnan-drano raiky nisy tora-pasiky indreo, sady nifandiniky indreo raha afaky hinday gne sambo tegny.\v 40Ka da notapahindreo gne vatofantsiky sady navelandreo tagny andranomasigny. Niaraky tamizay da nalatsakindreo gne tady teo ame familiagny sady natsangany gne lay ho eo ame rivotry; sady da niroso negn'ame tora-pasiky indreo.\v 41Fa avy teo ame toeragny raiky izay nisy ranomasigny nifanapaky indreo, ka nidofotry tame tany gne sambo. sady gne lohan'e sambo da rekitry teo da nijanogny tsy afaky nihetsiky, fa gne vodin'e sambo kosa nanomboky vaky nohon'e hamafy ben'e onjagny.

1
27/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42Gne tetik'e miaramila da gn'hamono gne gadra mba tsy hisy amindreo ho afaky andeha hilomagno ka hilefa.\v 43Fa e kapiteny ta hamonjy an'i Paoly, ka da najanogniny gne tetikindreo; sady nagnome beko gne mahay milomagno mba hiala gne sambo aloha da ho egny ame tany.\v 44Avy eo tokony hagnaraky gn'ambin'e lelà , gne sasany ambony kakazo fisaky, da gne sasany ambony raha hafa avy tao ame sambo. Akô izany gne nitranga ka iay agnaby da avy soa aman-tsara tegny ame tany.

1
27/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 27

1
28/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Refa avy soa aman-tsara iay, da lalanay fa gne tany da natsovagny hoe Malta. \v 2Gne tompo tanagny da tsy nagnome hatsaram-pagnahy tsotry taminay fotsiny, fa nampirehitry afo indreo sady nampandroso anay agnaby, nohon'e eriky be izy ame hatseky.

1
28/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Fa refa nandagnogny kitay kakazo, sady nametraky an'izany teo ame gn'afo Paoly, da nisy menaragny nijotso nohon'e hafanagny, sady nifamolitry tame tagnany.\v 4Refa nahita gne biby nihantogny tame tagnany gne tompo tanagny, da nifampiresaky indreo hoe: "Tena mpamono olo izay nilefa avy tagny an-dranomasigny io lelà io, raha gne rariny da tsy tokony ho velogny izy."

1
28/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Fa avy eo nagnifikifiky gne biby ho agnatin'e afo izy nefa tsy naratry akory.\v 6Nandigny an'azy mba ho voan'e tazo na ho faty tampoky indreo. Fa refa avy nagnety an'azy ela be indreo sady nahita fa tsy nisy raha tsy mahazatry nahazo an'azy, da niova hevitry indreo sady nizaka fa izy da andriamanitry.

1
28/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7sady tame tanagny akeky teo nisy gne tany izay an'e lelà lehiben'e nosy, lelà antsoigny hoe Poplio. Nandray anay izy sady nagnome hanigny anay tame hatsaram-pagnahy nandritry gne telo andro.\v 8Gne rain,i Poplio da nararin'e tazo izy ame fivalagnan-drà. Refa negna'amin'azy i Paoly, da nivavaky izy, nametraky gne tagnany teo amin'azy, sady nagnasitragny an'azy. \v 9Tafaran'e niboahan'izany, da nagnatogny an'azy avakoa gn'ambin'e fokon'olo agnaby izay narary teo ame gne nosy da sitragny. \v 10 Gne fokon'olo avakoa da nagnome voninahitry anay tame voninahitry maro. sady refa niomagny andeha sambo iay, da nagnome anay izay nilainay indreo.

1
28/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 afaka telo volagny iay da nandeha niondragny tame sambo izay nijanogny tao ame gne nosy nandritry gne rirignigny, sambon'i aleksandria, misy '" sarikambagnin'andriamanitry" eo alohan'e sambo. \v 12 sady refa avy tame gne tanagnin'i Sirakosa iay, da nipetraky tao nandritry gne telo andro.

1
28/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Niala avy teo iay gne niondragny sambo ka avy tagny ame tanagnin'i Regioma. Sady refa afaky andro raiky da nisy rivotry nitsoky avy agny atsimo, ka roy andro iay da avy tao ame tanagnin'i Potioly. \v 14 Tao gne nahitanay gne rahalà sasany sady nanasa anay mba hijanogny hiaraky amindreo mandritry gne fito andro. Tame gn'alalan'izany gne nevianay tagny Roma.\v 15Avy tegny gne rahalà, tafaran'e naregnesandreo gne momba anay, da avy nitsena anay hatragny ame Tsenan'i Apio izy ame tragnom-bahiny telo. Refa nahita gne rahalà Paoly, da nisaotry an'Andriamanitry izy sady nahazo hery.

1
28/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Refa niditry tao Roma iay, da nahazo alalagny hiaraky iaigny ame miaramila niambigny an'azy Paoly.\v 17Sady refa afaky telo andro tafaran'izay da nampagnantso niaraky gne lelà izay mpitariky teo ame Jiosy i Paoly. Refa niaraky avy indreo, da nizaka tamindreo izy hoe: "Ô rahalà, ndre da tsy nagnano raha ratsy tame gn'olo ndre gne fomban'e razatsika aza iao, da natolotry ho voagadra tagny Jerosalema teo antagnan'e Romana.\v 18Refa avy nagnadihady anà indreo, da nagniry gne hagnafaky anà, satria tsy nisy antony tokony hagnamelohagny anà ho faty.

1
28/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Fa refa nanohitry gne fagniriandreo gne Jiosy, da voatery iao nampagnatso an'i Kaisara, ndre da tsy akô gne hoe ninday fiampangagny hanohitry gne fireneko aza. \v 20Nohon'e antsoko, da, nangataky gne hahita anareoizy ame hizaka aminareo iao. Izany da nohon'e fahatokisan'e Israely momba gne hamatoragny ana amity rojo ity."

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More