Sat Mar 07 2020 17:21:05 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 17:21:05 +03:00
commit 7b64d6ce05
105 changed files with 215 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Rehefa avy gne andron'e Pantekosta, nivory tame toeragny raiky indreo aby. \v 2 Tampoky teo lat'andagnitry nisy feo akô rivotry mafy nifofofofo, da nameno gne tragno manontolo izay nipetrahan-dreo izany. \v 3 Nisy afo akô lela maro izay nizarazara, da nipetraky t'ambonin-dreo kiraidraiky aby. \v 4 Indreo aby da feno gne Fagnahy Masigny da nanomboky nizaka tamin'e fizaka maro samy hafa, araky gne nomen'e Fagnahy Masigny hizakan-dreo.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Da nisy Jiosy izay nipetraky ta Jerosalema, olon'Andriamanitry, avy ame firenegny maro ambanin'e lanitry. \v 6 Rehefa nandre anizany feo zany, da avy niaraky gne vahoaky sady sahiragny e saigny satria gne kiraidraiky da samy naharegny andreo nizaka tamin'e fizakany aby. \v 7 Indreo da talanjogny sady gaga; nizaka hoe: "Marina, fa tsy gne olo aby mizaka io me gne Galileanina?

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Nagnino gne naharegny andreo asika, ame fizakantsika tsiraikiraiky aby izay naha zakabe antsika? Partianina sy Medianina\v 9 da Elemita , da indreo mipetraky agny Mesopotamia, agny Jodia da Kapadokia, agny Ponto da Asia, \v 10 Frygia da Pamfylia, agny Egypta da Libya hatrany amin'e Kyrena, da indreo mpitsidiky avy e Roma, \v 11 Jiosy sy Proselyta, Kreatana sy Arabo, da regnitsika mikoragny ame fizakantsika momba gne asa zakabe anin'Andriamanitry. "

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Indreo da gaga sady sahiran-tsaigny; da nifampiresaky indreo hoe: "Ino e dikan'izany?" \v 13 Fa gne sasany nagneso sady nizaka hoe: "Indreo da mamon'e divay vaovao."

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa i Petera nitsangagny niaraky tamin-dreo raik'ambin'ny folo, nampiakatry gne feony, sady nizaka tamin-dreo hoe: "9 lelàn'i Jodeo sy anareo aby mipetraky eto Jerosalema, Aoka ho fantanarei izao, tandreo gne zakako aby io.\v 15 Ho an'e olo tsy mamo araky gne heverinareo, fa vatany vô ora fahatelo amin'e andro izao.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa izao gne vôzaka tamin'i Joela mpamimany: \v 17 'Amin'e andro farany,' Andriamanitry mizaka hoe: 'Halatsakiko amin'e olo aby gne Fagnahiko. Indreo zanakareo là sy gne zanakareo viavy da haminany, gne zatovonareo da hahita fahitagny, da gne lelà antitrinareo hagnonofy nofy.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Akô izany avakoa gne amin-dreo mpanompoko viavy am'ireo andro ireo. Halatsakiko gne Fagnahiko, da indreo da naminagny. \v 19 Iao da hampiseho raha mahagaga egny ame lagnitry ambony da famantaragny egny ame tany ambany, rà, afo, da enton-tsetroky.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Gne masoandro da ho lasa hizigny da gne volagny ho lasa rà, mialoha gn'andro zakabe sady miavaky hiavian'e Tompo. \v 21 Da gne olo aby izay mangaiky gn'agnaran'Andriamanitry da ho voavonjy.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Ry olon'Israely, tenomy izao zaka zao: Jesosy lat'e Nazareta, gne olo nampisehoagny anareo tamin'e gn'alalan'Andriamanitry mba ho marigny amin'e gn'asa lebe aby, da gne famantaragny aby izay nanin'Andriamanitry taminazy antegnategnanareo, araky gne fantatrin'e tegnanareo.\v 23 Io lelà io da natolotry gne drafitr'Andriamanitry izay efa nomanigny mialoha sy gne fahalalany, da gne tagnan'e mpadika lalàgny da anareo, namono anazy tame famantsihagny anazy tamin'e hazo fijaliagny. \v 24 Fa Andriamanitry nanangagny Anazy, nagnafaky Anazy tamin'ireo fanaintaignan'e fahafatesagny, satria sarotry ho Anazy e niala tam'izany.

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Fa i Davida mizaka momba anazay hoe, "Nahita gne Tompo teo anoloako isan'andro iao, fa eto an-tagnak'avanako Izy ka tsy tokony hangozohozo iao. \v 26Da tena faly gne foko sady niravoravo gne lelako. sady koa, gne nofitriko hivelogny amin'e fahatokiagny.

1
02/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Fa tsy nilôzanao ho agny amin'e Fiainagny tsy hita gne Fagnahiko sady tsy hamela gne Raiky Masigninao ho lo anao. \v 28 Nampahafantatry anà gne lalan'e fiainagny Anao; Anao da hameno fifaliagny anà amin'e gn'endrikiko. '

1
02/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Ry ralà, afaky mikoragny aminareo am-pitokiagny momba an'i Davida Patriarika iao: efa maty izy gne nalevigny, da gne koboriny da eto amintsika mandrak'androany. \v 30 Noho izany, mpaminany izy sady fantany fa efa nitangegny tamin'Andriamanitry, fa gne taranakiny gne ho eo amin'e seza fiandrianagny. \v 31 Efa hitany izany da nikoragny momba gne fitsanganan'i Kristy tame fahafatesagny, 'sady izy tsy navela tam'e fiainagny tsy hita, sady tsy nagnano gne nofotriny hontratrin'e fahaloavagny. '

1
02/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Io Jesosy io-Andriamanitry gne nanangagny Anazy, vavolombelogny amin'izany anay aby,. \v 33 Noho izany rehefa nasandratry gne tagnak'avanan'Andriamanitry Izy da nandray gne Fagnahy Masigny nampagnantegnainy avy tamin'e Ray, efa narotsakiny izany, izay hitanareo sady regninareo.

1
02/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34 Fa i Davida da tsy niakatry t'andagnitry, fa izy nizaka hoe: 'Gne Tompo nizaka tamin'e Tomoo, "midoboa eto ame tagnako ankavanako, \v 35 mandra-pagnamboarako gne fahavalonao ho fipetrahan'e tongotrao. "' \v 36 Noho izany, aoka ho fantatr'e rehetra indrindra gne tragnon'Israely fa Andriamanitry gne nagnano Anazy ho Tompo sady Kristy, gne Jesosy izay nombohanareo. "

1
02/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Rehefa naharegny anizany indreo, voatsindrogny gne fon-dreo, da nizaka tamin'i Petera sy ireo apostoly ambiny hoe: "Ralà, ino gne tokony ho aninay?"\v 38 Avy eo petera nizaka tamin-dreo hoe: "Mibebaha magnamboara batisa, anareo tsiraidraiky aby, amin'e gnagnaran'i Jesosy Kristy ho famelagny gne fahotanareo, sady handresanareo gne fagnomezan'e Fagnahy Masigny.\v 39 Fa gne fampangnantenagny da ho anareo sy gne zanakareo da indreo aby izay lavitry, ka ho maro gne olo izay ho angian'e Tompo Andriamanitsika. "

1
02/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Niaraky tame zaka maro hafa gne nijoroany ho vavolombelogny sady nandrisihany andreo; nizaka izy hoe, "Vonjeo gne tegnanao am'ity taranaky ratsy fagnahy ity. " \v 41 Da indreo nandray gne zakany da nanigny batisa, da tokony fagnahin'olo teo amin'e telo arivo teo ho eo gne nampiagny tamin'io andro io. \v 42 Nanohy sady niharitry gn'asa fitoriagny gn'apostoly indreo, teo ame fanapahagny gne mofo sy gne fivavahagny.

1
02/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Avy tamin'e fagnahin'e tsiraidraiky gne tahotry, sady fahagagagny da famantaragny maro gne vita tamin'e gn'alalan' e apostoly. \v 44Indreo aby nino da nivory sady nanagny raha nitovy, \v 45 sady indreo da nivarotry gne taniny sy gne fanagnany da nizara izany tamin-dreo aby, araky gne nilainy aby.

1
02/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Da isan'andro isan'andro da nitohy nanompo tamin'e fomba fagnitegny mitovy tao ame tempoly indreo, sady nanapaky gne mofo t'andragno, da nizara hanigny tame fifaliagny sy fo feno fanetren-tegna; \v 47 Nidera an'Andriamanitry sady nahazo fankasitrahagny tamin'e gn'olo aby. Isan'andro gne Tompo da nagnampy gne isan-dreo voavonjy.

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Gne mpisorognibe nizaka hoe: "Marigny me izany rehetra izany?" \v 2 Stefana nizaka hoe: "Ry ralà sy ry aba, tenomy iao: "Gn'Andriamanitrin'e voninahitry nibôky tamin'e abantsika Abrahama tamin'izy te Mesopotamia, talohan'e nipetrahany ta Harana;\v 3 nizaka taminazy Izy hoe: "Mialà amin'e taninao anao miaraky amindreo fianakavianao, da mandehana agny ame tany izay abôkiko anao. "

1
07/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Avy teo niala gne tanin'ny Kaldeana izy sady nipetrky te Harana; nanomboky teo, tafaran'e nahafatesan'e abany, nindesin'Andriamanitry tagny amin'io tany io izy, izay ipetrahanao izao. \v 5 Tsy nomeny ho lova teo izy, tsia, tsy ampy hametrahagny tongotry minsy. Fa nagnome toky izy_ ndre da mbola tsy nanan-janaky aza i Abrahama fa_izy da hagnome gne tany anazy ho fanagnany sy ho an-dreo taranakiny afara agny.

1
07/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Andriamanitry da nikoragny taminazy akô izao, fa indreo taranakiny da hipetraky maharitry agny ame tanin'e firenegny hafa, sady indreo mponigny amignao da hinday andreo amin'e fagnandevozagny sy fampahoriagny mandritry gne efa-jato taogny. \v 7 'F'izy ho tsaraiko gne firenegny izay tompon-dreo, ' hoy Andriamanitry, 'da afaran'izany da hagnantogny sady hidera Anà eo amin'io toergny io indreo. \v 8Avy eo nomen'Andriamanitry an'i Abrahama gne fagnekegny amin'e famoragny, ka i Arahama da lasa aban'Isaka ary namora anazy tamign'andro fahavalo; Isaka da lasa aban'i Jakoba, ary Jakoba lasa aban'ireo patriarika roy ambin'ny folo.

1
07/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Satrio indreo patriarika da nialogny an'i Josefa, ka navidindreo tany Egypta izy; fa Andriamanitry da niaraky taminazy\v 10 sady namonjy anazy tamin'e olagniny aby. I Josefa da nomeny fankasitrahagny sy fahendregny tamason'i Farao, mpanjakan'Egypta, izay nametraky anazy ho governora manapaky an'Egypta sy ambonin'e fanagnany aby.

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Da avy gne mosary nagneniky an'Egypta sy Kana, sady fijaliagny zakabe, ary indreo razantsika da tsy nahita sakafo. \v 12 Fa rehefa naharegny i Jakoba fa nisy vary tao Egypta, nandefa andreo razantsika tamin'e dian-dreo voalohany izy. \v 13Tame dian-dreo faharoy i Josefa nampahafantatry gne tegnany tamin-dreo ralàny, da gne fianakavian'i Josefa da lasa fantatrin'i Farao.

1
07/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Josefa da nagniraky andreo ralàny hizaka an'i Jakoba abany mba hoavy agny Egypta, niaraky amindreo rahavaviny aby, teo amin'ny dimy ambin'ny fitopolo olo raha atambatry. \v 15Noho izany i Jakoba da nidigny tao Egypta, da maty izy, izy miaraky ame razantsika. \v 16 Nolanjaigny ho e Sekema indreo da nalevigny tame koboro izay novidian'i Abrahama tamin'e volafotsy tamin'ireo zanak'i Hamora ta Sekema.

1
07/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Rehefa nagnakeky gne fotoane fampangnantenagny, gne fampianaragny nanin'Andriamanitry tamin'ny Abrahama, da nihamaro sady nitombo gne olo ta Egypta,\v 18 mandra-pitsanganan'e mpanjaka hafa tao Egypta, mpanjaka izay tsy nahafantatry gne momba an'i Josefa. \v 19 Io mpanjaka io avao gne namitaky gne fokonolontsika sady nampahory andreo razantsika, indreo da nanery gne razantsika hiala gne zanany ambavan'e loza mba tsy ho velogny.

1
07/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Tam'izany fotoagny izany i Mosesy e teraky; izy da tsara teo agnatrehan'Andriamanitry sady notezaigny telo volagny t'andragnon'i Abany. \v 21 Rehefa najotso ta ivelany izy, da gne zanaky viavin'i Farao gne nanangagny sady niteza azy akô gne zanany là.

1
07/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 I Mosesy da nampianarigny gne fahendregny aby nanagnan'ny Egyptiana, sady izy da nahery tame zakany sy gn'asany. \v 23 Ka rehefa ho efapolo taogny izy, avy tagnatin'e fony gne hitsidiky e ralàny, zanak'Israely.\v 24 Nahita israelita raiky izay nampahoriagny ka niaro anazy i Mosesy sady namaly gne nampahory anazy tame famonoagny ilay Egyptianina: \v 25 Nihevitry izy fa ho azon-dreo ralàny fa tamin'e gnalalan'e tagnany Andriamanitry e nagnavotry andreo, f'izy da tsy azon-dreo izany.

1
07/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Gn'andro magnaraky da avy tamin-dreo Israelita sasany izy raha indreo nifanditry,; nagnandragny e nampitony gne tsiraikiraiky aby izy, nizaka hoe: "Ry lelà, anareo da mpirahalà, magnino me anareo raha mifandratry?"\v 27 Fa gne raiky nagnano e tsy nety tame namany nanosiky anazy, da nizaka hoe: " Ia gne nanendry anao ho mpanapaky sady hitsara anay? \v 28 Tianao me gne hamino anà, akô gne namonoanao gne Egyptiana omaly? "

1
07/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Nilefa i Mosesy rehefa naregny an'izany; lasa mpiavy izy tame tanin'e Midiana, e niterahany gne zanany roy lahy. \v 30 Rehefa dila gn'efapolo taogny, nisy anjely raiky nibôky tame tany foagnh tegny tame tendrombohitry Sinay, teo ame lalafon'e voaroy nirehitry.

1
07/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Rehefa tsinjon'i Mosesy gn'afo, talanjogny izy tame fahitagny; da rehefa nagnantogny izy ka nagnety ilay izy, indro avy agny nisy feon'e Tompo nizaka hoe:\v 32 "Iao gn'Andriamanitry gne razagninao, Andriamanitr'Abrahama, da Isaka, ary Jakoba. " Nangovitry i Mosesy sady tsy nasahy nagnety.

1
07/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Gne Tompo nizaka taminazy hoe: "Alay gne kapa ame tongotrinao, fa io toeragny izay hitsangananao io da tany masigny. \v 34 Efa hitako tokôtry gne fijalian'e fokonolo izao ao Egypta, regniko gne fitaraignan-dreo, da efa nidigny nagnavotry andreo Iao; ka ankehitrinh, alefako ho agny Egypta anao. "

1
07/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Io e Mosesy gne tsy neken-dreo, rehefa nizaka indreo hoe: "Ia gne nanendry anao ho mpanapaky sady ho mpitsara?" Izy e tokagny izay nalefan'Andriamanitry sady ho mpanapaky no mpagnavotry. Andriamanitry nandefa anazy tamign'alalan'e tagnan'e gnanjely izay nipoitry tamin'i Mosesy tegny ame voaroy. \v 36 Nitariky andreo hiala ta Egypta i Mosesy, rehefa avy nagnano fahagagagny sy nandea tame ranomasigny mena, sady tegny agn'efitry nandritry gn'efapolo taogny.\v 37 Io avao ilay Mosesy e nizaka tamin'e fokonolon'Israely hoe: "Andriamanitry da hanangagny mpaminany ho anareo ame ralànareo, mpaminagny akô ana. "'

1
07/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Izy gne lelà izay tagnatin'e fiangonagny tao agn'efitry niaraky tame gn'anjely izay nizaka tame fizaka amin'e tendrombohitr'i Sinay. Izy gne lelà niaraky tamine zanantsika; izy gne lelà nandray gne zaka velogny zaraigny ho antsika.\v 39 Izy gne lelà izay tsy nankasitrahan-dreo razantsika; natosikin-dreo lavitry andreo izy, sady ame fondreo da niverigny tany Egypta indreo. \v 40 Tamin'io fotoagny io nizaka tamin'i Arona indreo hoe: "Hagnamboary Andriamanitry anay hitariky anay, akô i Mosesy, izay nitariky antsika hivoaky an'ny Egypta, tsy fantantsika izay niseho taminazy. "

1
07/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Da namb9try aomby là kidy indreo tamin'izany andro izany sady ninday fagnatitry teo amin'ilay sampy, da nifaly tame gn'asan'e tagnany indreo.\v 42 Nitodiky Andriamanitry da namela andreo mba ho fideragny gne kintagny egny an-dagnitry, arak'e voasoratry ta ame bokin'e mpaminany: "Anareo me nanolotry anà biby maty sy fagnatitry nandritry gne efapolo taogny tao agn'efitry, tragnon'e Israely?

1
07/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nekenareo gne tabernakelin'i Moloka da gne kintagnin'Andriamanitry Refana, da gne sary maro izay aninareo hideragny anazy, da izpao hinday anareo any ankotran'Babylona. "

1
07/44.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 44 Gne razantsika da nanagny tabernakidin'e fijoroagny vavolombelogny tame tany foagny, arak'e baikon'Andriamanitry rehefa nizakaka tamin'i Mosesy Izy, izay tokony naniny nitovy tame fomba efa hitany. \v 45 Io e tragnolay izay nalain'e razantsika, da nindesigny tao ame tany niaraky tam'i Josoa, t'agnatrehan'e razantsika, gne fanagnan'e firenegny izay nandroahan'Andriamanitry gne tany izay noraisin-dreo ho fanagnan-dreo manokagny, Ilay tragnolay da nitoetry tao ame tany nandritry gne andron'i Davida,\v 46 da izy nahazo fankasitrahagny tao ame fahitan'Andriamanitry sady nagnontany raha hahita toeragny hipetrahagny ho an'Andriamanitr'i Jakoba.

1
07/47.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 47 Fa i Salomona gne magnamboatry gne tragno ho an'Andriamanitry. \v 48 Ndre da izany aza, gn'Ambony indrindra da tsy nipetrky tagnatin'e tragno vita tamin'e tanagnagny, arak'e nozakain'e mpaminany hoe: \v 49 "Gne lagnitry e seza fiandrianako, da gne tany e fidoboan'e tongotriko. Trano akô ino gne afaky hamboarinao ho anà? hoy gne Tompo, na toeragny akô ino gne hijanognako?\v 50 Tsy tagnako me gne nambôtry anio raha marobe io?

1
07/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51 Gne olo aby mahery hatoky sady tsy voafora agnaty fo sy sofigny, anareo da nanohitry fezay gne Fagnahy Masigny; anareo da magnano akô gne nanin'e razanareo. \v 52 Ia tamin'e razagninareo gne tsy magnenjiky mpaminany? Nivonin-drei gne mpaminany izay nibôky talohan'e fevisan'e Fahamarinagny, da aminizao anareo da lasa mpamadiky sady mpamono anazy avakoa,\v 53 anareo fokonolo izay nandray gne lalàgny napetrakin-dreo anjely, f'izy tsy notananareo izany. "

1
07/54.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 54 Da rehefa naharegny gne raha aby io gne mpikambagny ame filan-kevitry, tohigny gne fondreo, da nihidy vazagny indreo tamin'ny Stefana. \v 55 Fa izy, izay feno Fanahy Masigny, nagnety tsara gne lagnitry da nahita gne voninahitr'Andriamanitry, da nahita an'i Jesosy nitsangagny t'ankavanan'Andriamanitry.\v 56 Stefana nizaka hoe: "Iteo, itako misokatry gne lanitry, da gne zanak'olo mitsangagny ankavanan'Andriamanitry. "

1
07/57.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 57 Tamin'izany da nofopegnan-dreo mpikambagny ao ame filan-kevitry gne sofin-dreo, da nikiakiaky niaraky tame feo ambony, nihazakazaky indreo nandeha taminazy.\v 58 Notaritin-dreo ivelan'e tanàgny izy da nanomboky nitoray vato anazy indreo, da indreo vavolombelogny da nametraky gn'akanjony tame tongotr'ilay zaza là nangiagny hoe Saoly.

1
07/59.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 59 Raha nitoraky vato an'i Stefana igny indreo, nangaiky mafy gne Tompo izy sady nizaka hoe: "Tompo Jesosy, raiso gne fagnahiko." \v 60 Nandohaliky izy sady nangaiky tame feo mahery hoe: "Tompo, ka tazomigny izao ota izao hanoheragny andreo." Rehefa avy nizaka izany izy da resitory.

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha7

1
13/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Da tao ame fiangonagny tao Antioky, da nisy mpaminany sy mpampianatry maro tamignao. Indreo da Barnabasy, Simona (izay angiagny hoe Nigera)' Lisiosa avy amin'i Sirena, Manaena (gne rahalà izay niolonono tam'i Heroda mpanapaky), ary Saoly. \v 2 Raha mbola nidera gne Tompo sy nifady hanigny indreo, gne Fagnahy Masigny nizaka hoe: "Atokagny ho anà Barnabasy sy i Saoly, mba hambôtry gne asa izay nagnantsovako andreo. " \v 3 Tafaran'e nifadian-dreo hanigny, sy nivavahany, ary nametrahan-dreo tagnagny tamy gne lelà aby ireo.

1
13/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Da nagneky gne fagnahy Masigny i Barnabasy sy i Saoly ka nandeha nidigny tagny Selosia,; avy tegny indreo da niantsambo ho agny ame nosin'ny Sipra. \v 5 Rehefa tao ame tanàgnin'ny Salamina indreo, da nitory gne zakan'Andriamanitry tao ame synagogan-dreo Jiosy indreo. Sady nanagny an'i Jaona, Marka avakoa indreo mba ho mpaminany andreo.

1
13/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Da rehefa namakivaky gne nosy iray manontolo mandeha Pafosy indreo, da nahita mbagnano ody, izay mpaminagny Jiosy sandoky, da gn'agnarany da Bara Jesosy. \v 7 Mpagnano ody izay niaraky niasa tamindreo governora, Serjio Paolosy, izay lelà tena mahay. Nosamborin'io lelà io Barnabasy sy i Saoly, satria te haregny gne zakan'Andriamanitry izy. \v 8 Fa Elimasy "mpagnano ody" (izany gne nandikagny gn'agnarany) nanohitry andreo; sady niezaky gne hagnodignh e governora hiala amine finoagny izy.

1
13/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Fa i Saoly, gn'angiagny avakoa hoe Paoly, da femo gne Fagnahy Masigny, sady nandiniky anazy tsara. \v 10 Da nizaka hoe: "Anao rô zanak'e Devoly, anao da feno e karazam-pitaky sy faharatsiagny aby io. Fahavalon'e rehetra marigny anao. Tsy hijanogny gne hamily gne lala-mahitsin'e Tompo mihitsy anao, sa tsy izany?

1
13/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa indro ankehitriny, gne tagnan'ny Tompo aminao eo, da ho tonga jamba anao. Sady tsy hahita gne masoandro eky anao. "Teo no ho eo da hilatsaky tagnatin'i Elimasy gne fahanjavognegny sy fahamizignagny; nanomboky nivezivezy sady nangataky tame gn'olo izy mba hitantagny anzy ame tagnagny. \v 12 Rehefa avy nahita gne raha nibôky e governora, da nino izy, satria gaga tame fampenaragny momba gne Tompo izy.

1
13/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ary i Paoly sy gne namany da dila niantsambo avy Pafosy nandea ame Perga e Pafilia. F'izy i Jaona nisitaky andreo da hiverigny ta Jerosalema. \v 14 Paoly miaraky amin-dreo namany da nandeha avy ta Perga sady nandea te Antiokan'i Pisidia. Ary tao da nandeha tao ame synagoga tame gn'andron'e Sabata indreo da nidoboky. \v 15 Tafaran'e famakiagny gne lalàgny sy gne mpaminany, da nandefa hafatry tamindreo gne mpitariky gne Synagoga nizaka hoe: "Ô ralà, raha managny hafatry fampaherezagny ho an'olo etoa anareo, da zakay izany. "

1
13/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Da nitsangagny i Paoly sady nagnano fihetsiky tame tagnany, nizaka hoe: "Ô olon'Israely ary anareo izay magnome voninahitry an'Andriamanitry, mitenoma. \v 17 Gne Andriamanitry gn'olon'Israely da nisafidy gne abantsika sady nampitombo isa gne olo rehefa nipetraky ntao ame tanin'ny Egypta, da tame fanandratagny gne sandriny e nitaritagny andreo hivoaka tao. \v 18 Da nandritry gn'efapolo taogny teo ho eo gne nandeferany andreo tagny ame tany foagny. (Fagnamarihagny: Gne dikan'e teny taloha da mivaky akô izao: "Nandritry gn'efapolo taogny eo ho eo da nikarakara andreo tagny tame tany foagny izy. ")

1
13/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Da rehefa avy nandrava firenegny fito tagny ame tany Kanana izy, da nomeny gne fokonolontsika gne tanin-dreo mba ho lova.\v 20 Izany raha marobe nibôky izany da efa tamin'e faha dimampolo sy efa-jato taogny. Tafaran'izany raha aby izany, Andriamanitry nagnome mpitsara andreo mandra-pevisan'i Samoela mpaminany.

1
13/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Da nangataky mpanjaka gne olo aveo, da Andriamanitry nagnome andreo an'i Saoly zanaky làn'i Kisa, lelà izay avy ame fokon'i Benjamina, mba ho mpanjaka mandritry gne efapolo taogny. \v 22 Da avy eo Andriamanitry nangala anzy tame fanjakany, da nanandratry an'i Davida mba ho mpanjaka n-dreo. Fa izany gne nozakain'Andriamanitry mikasiky an'i Davida hoe: "Efa nahita an'i Davida zanak'i Jesea iao mba ho olon'e foko, izay hanbôtry gne raha aby tiako hanigny.

1
13/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Fa avy ame taranak'io lelà io gne hitondran'Andriamanitry mpagnavotry ho an'Israely, da i Jesosy, arak'izay efa nampagnantegnainy hanigny. \v 24 Nanomboky niseho izany, talohan'e nahatongavan'i Jesosy, Jaona nagnambara voalohany tame fokonolon'Israely aby momba gne batisan'e fibebahagny. \v 25 Satria Jaona efa nahavita gn'asany, da hoy izy: "Ia gne hieritreretanareo anà!? Tsy iao gne izy. Fa tenomy, da gne kirarin'e tongotriny da tsy hahamendriky ana gne hanataky anazy.

1
13/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Ô ralà, zanaky avy ame taranak'i Abrahama, sady izay midera an'Andriamanitry aby aminareo eo, ho antsika gne nandefasagny izany hafatry momban'e famonjegny zany. \v 27 Fa idreo izay mipetraky e Jerosalema, sy gne mpitondran-dreo, da tsy mahafantatry anazy, ka tanterak' indreo gne nozakain'ny mpaminany izay vakiagny isan-tsabata gne amin'e fagnamelohagny anazy.

1
13/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Ndre da tsy mahita antony tsara hamonoagny anazy aza indreo, da nangataky tamin'i Pilaty avao mba hamono anazy. \v 29 Rehefa tanterakin-dreo gne raha aby izay voasoratry momba anazy, da nampidignin-deeo tame kakazo Izy sady nampatoriany tagnatin'e koboro.

1
13/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 F'izy Andriamanitry nampitsangagny anazy tamin'e maty. \v 31 Da hitan-dreo izay niaraky niakatry taminazy avy ts Galilia mandea e Jerosalema izy nandritry gn'andro maromaro. Da amzao da ireo olo ireo gne vavolombelogny ho an'e olo.

1
13/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Noho izany anay mizaka aminareo gne filazantsara izay nampagnantegnain'Andriamanitry tamin'e abantsika izay efa tanterakiny ho antsika,\v 33 zanakin-dreo, namin'e nananganany an'i Jesosy. Arak'izay efa voasoratry ao ame salamo faharoy hoe: 'Zanako anao, anio da ho tonga Rainao iao.' \v 34 Gn'antony nananganagny anazy tame maty da gne mba tsy hahasimba mandrakizay gne vatany, Andriamanitry nizaka akô izao: 'Homeko anareo gne fitahiagny masigny sy azo antoky nampanantenaigny an'i Davida. '

1
13/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Izany avakoa e nahatonga anazy nizaka tame salamo hafa hoe: "Tsy hamela e Masigny hahita gne lo anao." \v 36Satria rehefa nagnatanteraky gne fagniriagny maron'Andriamantry ho an'e taranakinh i Davida da azo-tory izy, ka nampatoriagny niaraky tamin-dreo abany izy sady gne vatagniny niharan'e fahaloavagny. \v 37 Fa izy izay natsangan'Andriamanitra da tsy nisehoan'e faharavagny.

1
13/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Ka aoka ho fantatrinareo izany, rô ralà, fa tamin'e gnalalan'io lelà io e nagnambaragny taminareo gne famelagny e fahotagny. \v 39 Amin'e alalan'olo tsiraidraiky izay mino da voamarigny ame raha aby izay mety tsy ho voamarignin'io lalàgnin'i Mosesy io.

1
13/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Ka mitandrema mba tsy hibôky aminareo izany raha nozakain'e mpaminany hoe: \v 41 "Indro, anareo rô mpagnano tsisy dikany, da ho gaga ary ho levogny. Fa Iao magnano asa ame gn'andronareo., Asa izay tsy ninoanareo mihintsy, ndre da misy olo magnambara anizany aminareo aza. "

1
13/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42 Rehefa dila i Barnabasy sy i Paoly, da niangavy anazy gn'olo mba hitorian-dreo teny amign'andro sabata magnaraky avao. \v 43 Rehefa tapitry e fivoriagny tao ame Synagoga, da maro tamin-dreo Jiosy sy inreo proselita mahafatra-po e nagnaraky an'i Paoly sy Barnabasy, izay nikoragnh tamin-dreo sady nampirisiky anazy mba hanohy ao ame fahasoavan'Andriamanitry.

1
13/44.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 44 Tame Sabata magnaraky, da gnakabeazan'e tanàgny manontolo e niaraky niangogny mba haregny gne zakan'ny Tompo. \v 45 Rehefa nahita gne fokonolo e Jiosy, da feno fialognagny indreo da nizaka nanohitry gne raha izay nozakain'i Paoly sady nagneso anazy.

1
13/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Fa Paoly sy Barnabasy nizaka ame fasahiagny sady nizaka hoe: "Ilaigny ho voazaka aminareo mialoha gne tamin'Andriamanitry. Fa rehefa manosiky anizany anareo sady mihevitry gne tegnanareo ho tsy mendriky gne fiainagny mandrakizay, da indro, hiverigny agny ame Jentilisa anay. \v 47 Arak'e nandidian'ny Tompo anay, magnano hoe: "Napetrako mba ho fahazavan'e Jentilisa anareo, izany e tokony hindesanareo famonjegny ho an-dreo izay agny ame fara-vazan'e tany. "

1
13/48.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 48 Rehefa naregny anizany gne Jentilisa, da faly sady nidera gne tenin'ny Tompo. Da maro gne voatendry ho ame finoagny gne fiainagny mandrakizay e nino. \v 49 Ary gne zakan'ny Tompo da niparitaky magneragny e faritry manontolo.

1
13/50.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 50 F'izy gne Jiosy da namporisiky andreo viavy mahafatra-po sady manan-danja, da indreo lelà mpitariky tame tanàgny. Niteraky fagnenjehagny ho an'i Paoly sy Barnabasy izany ary nanipy andreo ho agny ivelan'e sisin-tanin'e tanàgny. \v 51 Fa Paoly sy Barnabasy nagnintsagny gne vovoky tame tongotrin-dreo mba hanoheragny andreo,. Da avy eo indreo da nandea tagny ame tanàgnin'i Ikoniama. \v 52 Da gne mpianatry da feno hafaliagny sy gne Fagnahy Masigny.

1
19/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Da raha tagny kointy i Apolosy, da nandalo tami'e firenegny ambony i Paoly da avy tao ame tanàgn'e Efesosy, da nahita mpianatry sasany tao. \v 2 Hoy Paoly tamindreo hoe: "Nahazo gne fanahy Masigny zany anareo refa nino?" Hoy indreo tamin'azy hoe: " Tsia, mbola tsy naregny momba Fanahy Masina mitsy iay.

1
19/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Paoly nizaka hoe: "Tamign'ino zany sa gne nagnamboaragny batisa anareo?" Namaly indreo hoe: "Tamin'e batisan'i Jaona." \v 4 Da namaly i Paoly hoe: "Jaona magnano batisa ame batisan'e fibebahagny. Nizaka tamin'e vahoaky izy fa tokony hino e raiky ho avy afara indreo, izany da, ao amin'i Jesosy."

1
19/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 efa naregny an'izany gn'olo, da nanigny batisa tamign'agnaran'e Tompo Jesosy indreo. \v 6 Aveo refa nametraky gne tagnany tamin-dreo Paoly, da nilatsaky tamin-dreo gne fanahy Masigny da nzaka tamin'e fizakagny hafa sady naminagny indreo. \v 7 Tamin'e roa ambin'e folo teo ho eo izy rehetra.

1
19/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Niditry tao amin'e synagoga i Paoly da nizaka ame fahasahiagny mandritry gne telo volagny, nadresy lahatry sady nampagneky andreo gne momba gne fanjakan'Andriamanitry. \v 9 Fa refa mafy fo sady tsy nankàto gne Jiosy sasany, da nanomboky nizaka ratsy gne lalagny talohan'e vahoky indreo. Da nelan'i Paoly indreo da nentiny gne mpianatry, nandresy lahatry andreo isan'andro tao amin'e efitragno fampianaran'e Tiraniana. \v 10 Nitohy nandritry gne roy taogny zany, da izay rehetra nipetraky tao da naregny zakan'e Tompo, da indreo Jiosy izy ame Grika.

1
19/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Andriamanitry nagnano asa mahagaga tamign'alalan'e tagnan'i Paoly, \v 12 ndre da gne mosoara sy aron'akanjo izay mikasky an'azy azaky da naniny tame marary da sitragny gn'aretidreo da nijotso avy tamin-dreo gne fagnà ratsy.

1
19/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa nisy Jiosy mpangala fagnà ratsy nandeha tegny ame toeragny. Nangaiky gn'agnaran'e Tompo Jesosy indreo mba hanagnandreo hery hanoheragny gne fagnà ratsy refa nizaka indreo hoe: "Amign'alalan'i Jesosy izay nambaran'i Paoly, mandindy anao iao mba hijotso." \v 14 Gne pisorogny be Jiosy minday gn'agnaràny hoe Skeva da nanagny zanaky fito làhy gne nagnano an'izany.

1
19/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Nisy fagnà ratsy namaly andreo hoe: "Fantatriko Jesosy, da fantatriko Paoly; fa ia anareo?" \v 16 Gne fagnà ratsy tao amin'e lelàhy da niantsampy tame mpangala deoly da nilefa tao amin'e tragno nitanjàky sady naratry. \v 17 Lasa fantatry gne rehetra izany, izy ame Jiosy da gne Jentilisa, izay nipetraky tagny Efesosy. La natahotry mafy indreo, da gn'agnarany Tompo Jesosy da nomegny voninahitry.

1
19/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Sady koa, maro tamindreo mpino gne nagnatogny da nibebaky sady nagneky gne raha ratsy izay vitan-dreo. \v 19 Maro gne nihira ody gne niaraky ninday gne bokin-dreo sady nandoro an'izany tamason'e tsiraikiraiky. Refa nagnisa e tombam-bidin'iregny indreo, da farantsa volafotsy dimy aligny zany. \v 20 Da niparitaky tame fomba matanjaky gne tamin'e Tompo.

1
19/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Da refa nahavita gn'asa fanompoagny tagny Efesosy i Paoly, da nanapa-kevitry tame fagnà izy mba handalo agny Makedonia da Akaia tegny andalagy mengagny Jerosalema, hoy izy: "Refa avy agny iao, da tsy maintsy mandeha agny Roma avakoa. \v 22 Paoly nandefa roy tamin-dreo mpagnamy an'azy ho agny Makedonia, i Timoty da Erasto, izay nagnampy an'azy, Fa izy tegnany nijanogny fotôgny fohy tagny Asia.

1
19/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Tamin'izany fotôgny zany tagny Efesosy da nisy fanelingelegnagny zakabe mikasiky gne làlagny. \v 24 Fa nisy mpanefy volafotsy raiky antsovagny hoe Demetrio, izay nagnano gne sary sikotry volafotsn'i Diana, nampiditry vola be ho an-ndreo mpagnano asa tagnà. \v 25 Da nalagnony niaraky ireo lelàhy miandraikitry an'io asa io da nizaka hoe: "Tompoko, fantatrao fa amin'ity raharaha ty da mahazo vola be iay.

1
19/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Hitanao sady regninao zany, tsy tagny Efesosy avao, fa saiky magneragny an'Asia raiky manontolo, io Paoly io da nandresy lahatry sady nahataogny olo maro. Nizaka izy fa tsy Andriamanitry vita tamin'e tagnà. \v 27 Fa gne loza da tsy hoe gne arotsika avao gne tsy ho ilaigny sanaky, fa gne fiangonan'e andriamanim-bavy zakabe Diana avakoa da azo hevarigny ho tsy misy dikany. Da mety ho very voninahitry izy aveo, izy izay tompon'e Asia rehetra sy izao tontolo izao."

1
19/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Refa naregny an'izany indreo, da feno havigniragny indreo da nizaka mafy, nagnano hoe: "Zakabe i Diana an'i Efesosy. \v 29 Feno fifanjevoagny tao amin'e tanàgny raiky manontolo, da niar-nifagnaretsaka ho ao amin'e tragno fagnamboara fampisehoagny an-tsehatry gne vahoaky. Voasambotrn-dreo gne mpiara-dia tamin'i Paoly, Gario sy Aristarko, zay avy agny Makedonia.

1
19/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Tehiditry tao amin'ireo vahoaky maro i Paoly, fa nosakanan'ireo mpianatry izy. \v 31 Sady avakoa, gne sasany tamindreo manam-pahefagny tao amin'e faritr'i Asia izay namany da nandefa hafatry nangataky an'azy mafy tsy hiditry ao amin'e tragno fagnamboaragny fampisehoagny an-tsehatry. \v 32 Olo sasan-tsasagny gne nizaka raha raiky , da gn'ane sasany hafa, satria tagnaty fifanjevoagny gne vahoaky. Gne ankamaroan-dreo azaky tsy nahafantatry mitsy hoe nagnino indreo gne niarak'avy

1
19/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Gne sasany tamin'e ahoaky gnevnampahafantatry an'i Alksadra, izay natosikin'e vahoaky ho egny aloha, da nagnano fihetsiky tamin'e tagnany i Aleksandra, tagnome fagnazavagny ho an-dreo izay nivory. \v 34 Fa refa nahafantatry indreo fa Jiosy izy, da nizaka mafy tamin'e feo raiky izy agnaby teo ho eo amin'e roy lera, nagnano hoe: "Zakabe gn'Artemisin'e Efesosy.

1
19/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 fa nampangigny gne vahoaky gneblehiben'e tanàgny, da nizaka isy hoe: "Anao olon'e Efesosy, olo ia gne teo da tsy nahafantatry fa gne tanagnin'e Efesianina da mpiambigny gne fiangonan'e Diana zakabe izy ame sary izay nilatsaky avy agny ame lagnitry? \v 36 Sady hita aveo fa tsy azo lavigny ireo raha reo, da tokony hngagny anareo da tsy hagnano ndre ino ndre ino tsy am-piheveragny. \v 37 Fa nentinareo ety amin'e fitsaragny ireo lelàhy reo izay sady tsy mpandroba tempoly sady tsy mpizaka ratsy gne andramanimbavi-tsika.

1
19/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Noho izany, raha nanagny fitoriagny manohitry gne tsirairaiky i Demetrio izy ame mpagnano asa tagnà izay miaraky amin'izany, da misokatry gne fitsaragny da misy solotegna ao. Apetray indreo hifampitory. \v 39 Fa raha mitady raha momba gn'olo hafa anareo, da tokony ho hatsangagny amin'e fivoriagny ara-dalàgny zany. \v 40 Fa indrindra atsika da tandindomin-doza ho voapanga mikasiky an'io andron'e tabataba io. Tsy misy antony zany fikorontanagny zany, da tsy ho afaky hagnazava an'izany atsika. \v 41 Refa nizaka an'izany izy, da noravaigny efivoriagny.

1
19/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 19

1
24/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'e dimy andro, Ananiasy ilay mpisorogny be, indreo loholo sasany, ary mpikabary angiagny hoe Tertylo da nandeha tagny. Ireo lelà ireo da ninday fitoriagny an'i Paoly tankatrefan'e governora. \v 2 Rehefa nitsangagny tankatrefan'e governora i Paoly, da nanomboky nitory anazy i Tertylo ka nizaka tamin'e governora hoe: "Noho anao da managny fiadanagny zakabe anay, ary gne fahitanao da minday fagnovagny tsara amin'e firenegninay eo;\v 3 ka am-pankasitrahagny tanteraky gn'andraisanay e raha aby izay aninao, rô Feliksa tsara indrindra.

1
24/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Mba tsy hitazomako anareo ela lotry, da nangataky fotoagny kidikidy aminareo iao mba hiteno anà am-pahatoniagny. \v 5 Fa io lelà io da hitanay fa mpagnakorontagny ary raiky ame nitariky gne Jiosy aby magneragny an'izao tontolo izao hitokogny. Izy e mpitariky gne sekta Nazareana. \v 6 Da izy avakoa e niezaky gne handoto e tempoly, ka dia nosamborinay izy. (Fagnamarihagny: Gne antonta-tarstasy aby taloha da nagnampy hoe: "Tianay ho tsaraigny arak'e lalàgninay izy.")

1
24/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 (Fagnamarihagny: Gne antonta-tarstasy taloha da ahitagny ao ame gnandininy faha 7 hoe: "Fa Lysia, mpiandraikitry, avy ary nangala anazy an-keriny tame tanàgninay.") \v 8 Rehefa magnontany an'i Paoly mikasiky gne raha aby io anao, da ho fantanao gne mikasiky gne fitoriagny naninay momba anzy aby io. " (Fagnamarihagny: Gne antonta-tarstasy taloha da nagnampy ao ame andininy faha 8 hoe: "Nandefa anay teo aminao.") \v 9 Indreo Jiosy avakoa da nagnampy trotraky gne fitoriagny io, sady nagnamafy fa marigny aby izany.

1
24/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa rehefa nitondroin'e mpanapaky hizaka i Paoly, da namaly i Paoly hoe: "Fantanao fa anao da efa avy mpitsara teto am'ity firenegny ity nandritry gne taogny maro, da faly gne tegnako magnazava aminao. \v 11 Ho fantanao fa tsy mbola nihoatry gne roy ambin'ny folo andro izay e neresako nidera ta Jerosalema.\v 12 Rehefa hitan-dreo tao an-tempoly iao, da tsy niady hevitry ndre taminia ndre taminia iao, sady tsy namporisiky gne vahoaky, ndre tamine Synagoga, na t'antanàgny.\v 13 Tsy afaky magnaporofo aminareo fitoriagny izay aniny amina amizao indreo.

1
24/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 F'izy iao magneky izao aminao, araky gne Fampianaragny izay angian-dreo hoe sekta, da akô izany avakoa gne hanompoako gne Andriamanitry gne razambetsika. Iao da mahatoky amin'e gn'olo aby izay ao ame lalàgny sy gne voasoratrin-dreo mpaminany. \v 15 Managny e fahatokiagny an'Andriamanitry akô ireo olo ireo iao, fa hisy gne fitsanganan'e marigny sy gne ratsy fagnahy ame maty. \v 16 Noho izany iao da miezaky mandrakariva mba hanagny fisaignagny madio eo agnatrehan'Andriamanitry sy gn'olombelogny.

1
24/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Da tafaran'e taogny maro da avy iao hinday fagnampiagny ho an'e fireneko sy fagnomezagny ara-bola.\v 18 Rehefa vitako izany, nisy jiolahy vitsivitsy avy agny Asia nahita anà tame fetin'e fagnadiovagny tao ame tempoly, tsy niaraky tame fokonolo na tabataba.\v 19 Ireo olonireo da tokony ho eo ankatrefanareo amin'izao da izaka izay hitorian-dreo anà, La managny raha indreo.

1
24/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Na koa, io olo maro io avao gne tsy tokony hizaka gne raha hitan-dreo tsy mety aty aminà rehefa nitsangagny teo ankatrefan'e filan-kevitrin'e Jiosy iao, \v 21 raha tsy hoe momba gne raha raiky izay nihikiako rehefa nijoro tategnategnan-dreo iao: 'Izany da mikasiky gne fitsanganan'e maty izay hitsaragny anà eto ankatrefanareo androany. '

1
24/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Ary Feliksa, izay nampafantarigny tsara momba gne Fampianaragny. Izy da nizaka hoe: 'Rehefa midigny avy e Jerosalema i Lysia mpandidy, da nanapa-kevitry gn'amin'e raharahanao iao." \v 23 Avy eo izy nandidy e kapiteny fa i Paoly da tokony hembenagny, fa mba hisy fahafahagny da tsy hisy amindreo namany ho sakagny ame fagnampiagny izay raha ilainy.

1
24/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Andro vitsivitsy tafaran'izay, da niverigny niaraky tamin'i Drosila vadiny i Feliksa, izay viavy Jiosy, da nalefa ho an'i Paoly izy sady naregny taminazy momba gne finoagny ao amin'i Kristy Jesosy. \v 25 Fa rehefa niady hevitry niaraky tamin'i Paoly momba gne fahamarinagny, fahononan-tegna, sy gne fitsaragny ho avy, da lasa nalia i Feliksa da nizaka hoe: "Mandeana manomboka izao. Fa rehefa managny fahafahagny iao afara ao, da handefa ho anao. "

1
24/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Nandritry an'izany fotoagny zany avao, da nagnantegna izy fa hagnome vola anazy i Paoly, nohonizany da nandefa ho anazy matetiky izy sady nikoragny taminazy. \v 27 Fa rehefa afaky roy taogny, da lasa governora nandimby an'i Feliksa i Porsio Festosy, f'izy Feliksa te ahazo sitraky tame Jiosy, da navelany ho hembenagny avao i Paoly.

1
24/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha24

1
25/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Am'izao fotoagny zao, Festony niditry tame faritany, da telo andro tafara taty, da niakatry avy te Kaisaria izy ho e Jerosalema. \v 2 Gne lohan'e mpisorogny sy indreo Jiosy manan-kaja da nitondra fagnamelohagny hitory an'i Paoly, ka namporisiky anazy sady \v 3 nangataky tamindreo mba hampiditry loza an'i Paoly_ka mety hampangaiky an'i Paoly ho e Jerosalema Festosy mba afahan-dreo mamono anazy an-dalagny egny.

1
25/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 F'izy Festosy namaly fa gadra e Kaisaria Paoly, sady izy vatategnany da hipody agny tsy ho ela.\v 5 "Nohonizany, indreo izay afaky," hoy izy: "da tokony handeha hiaraky aminay agny. Raha nagnano raha tsy nety e lelà igny, da tokony hitory anazy anareo. "

1
25/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Festosy da tsy hijanogny nihoatry gne valo na folo andro sady aveo nidigny nandea a Kaisaria, da gn'andro magnaraky da nipetraky teo ame toeran'e fitsaragny izy da nandidy an'i Paoly mba indesigny aminazy. \v 7 Rehefa avy izy, da nipetraky t'akeky teo indreo Jiosy avy te Jerosalema, da nitondra fitoriagny zakabe maro indreo izay tsy afaky noporofoin-dreo.\v 8 Niaro-tegna Paoly da nizaka hoe: "Tsy nagnano raha ratsy manohitry gne lalàgni'ny Jiosy iao na manohitry gne tempoly na manohitry an'i Kaisara. "

1
25/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 F'izy nitady izay ahazahoany gne fankasitrahan-dreo Jiosy i Festosy, ary noho izany da namaly an'i Paoly izy da nizaka hoe: "Te hiakatry ho e Jerosalema me anao sady ho tsaraiko momba gne raha tagny aby? \v 10 Hoy Paoly hoe: " Mitsangana eto ankatrefan'i Kaisara anao izay tsy maintsy hitsaragny anà. Tsy nagnano ratsy gne Jiosy iao, araky gn'efa fantatrinao tsara.

1
25/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 F'izy raha nagnano ratsy iao sady raha nagnano izay mendriky gne fahafatesagny, da tsy mandà gne ho faty. Fa raha tsy misy gne fitoriagn'andreo, da tsy misy olo afaky minday anà ho amin-dreo. Nangataky an'i Kaisara iao. " \v 12 Rehefa avy nikoragny tamin'e filan-kevitry Festosy, da namaly izy hoe: " Nangataky an'i Kaisara anao. Agny am'i Kaisara gne handehananao.

1
25/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Da tafarany gn'andro vitsivitsy, da avy tagny am'i Kaisaria i Agripa mpanjaka sy Berenika mba hamangy an'i Festosy.\v 14 Tafaran'e naha tao anazy nandritry gn'andro maro, da natolotr'i Festosy teo ame mpanjaka gne raharahan'i Paoly; nizaka izy hoe: "Nisy lelà raiky navelan'i Felix aty akô gadra. \v 15 Rehefa te Jerosalema iao, da ninday fitoriagny ity lelà ty taminà taty gne loholon'e Jiosy, da nangataky zaka fagnamelohagny ho anazy indreo. \v 16 Namaly andreo iao fa tsy fomban-dreo Romana gne manolotry olo mialohan'e hihatrehany andreo mpitory anazy sy hanagnany fahafahagny hiaro-tegna amin'e fiampangagny aby io.

1
25/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Noho izany, rehefa niaraky avy teto indreo, da tsy nandigny iao, fa gn'andro magnaraky da nidoboky tame sezan'e fitsaragny iao sady nibaiko gne gn'ampidiragny an'igny lelà igny. \v 18 Rehefa mitsangagny indreo mpiampanga ka nagnameloky anazy, da neveriko fa tsy nisy zakabe gne fitoriagny nindesin-dreo ho anazy.\v 19 F'izy, nifamaly indreo mahakasiky gne fivavahan-dreo manokagny sy momba anizany Jesosy izay maty izany, gne nambaran'i Paoly fa velogny. \v 20 Tsy azoko antoky gne fomba hagnadihadiagny ity tranga ity, ary noho izany da nagnontaniako izy raha vonogny gne ho e Jerosalema mba ho tsaraigny ane mikasiky gne fitoriagny.

1
25/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Fa rehefa nangataky gne hijanogny agnatin'e figadragny mba handigny gne fanapahan-kevitry gne Amperora i Paoly, da nandidy anazy iao mba ho tazomogny am-pigadragny ao izy mandra-pandefasako anazy agny ame Kaisara. " \v 22 Agripa nikoragny tamin'i Festosy hoe: " Te haregny ity lelà ty avakoa iao. "Omaray," hoy Festosy: "Haregny anazy anao."

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More