Fri Jan 24 2020 12:18:48 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 12:18:49 -05:00
commit ed7b770fe1
17 changed files with 63 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Amin'izao gne momban'e fiavian'i Jesosy Kristy Tompontsika izay ame nanangonagny antsika iaraky aminazy: magnontany anareo iay,rahalà, \v 2 mba tsy ho mora helingelegnigny na hampitahorigny anareo,na ame fagnà,na ame hafatry,na ame taratasy ako hoe avy aminay,nohon'e vahatrin'e fahatongavan'izany andron'ny Tompo izany.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 K'avela hisy olo hamitaky anareo na ame fomba akohignaia. Fa tsy ho avy zany raha tsy hefaran'e fahatongavan'e fahalavoagny,da gne lelà mpandika lalàgny da aboaky,gne zanak'e fahasimbagny.[Fagnamarihagny:gne dikan-teny taloha sasany da mivaky hoe:"gne lalà mpanota aboky"]. \v 4 Izy gne manohitry sady mandratry gne tegnany am'izay rehetra antsoigny hoe Andriamanitra izay ivavahagny.Vokatr'izany,da nidoboky taminè fiangonan'Andriamanitra izy sady magnaboky gne tegnany akô gn'Andriamanitra.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Tsy tadidinareo moa fa tamine mbola niaraky taminareo da efa nizaka io raha io? amizao lalanareo ino gne mitazogny anazy,\v 6 mba hibohany ame fotoagny raiky avao.\v 7 Fa gne raha mifinin'e fandikan-dalàna da efa miasa, misy olo raiky avao amn'izao fotoagny izao mandra-pangalagny anazy tamin'e lalàgny.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Aveo gne tena mpandika lalàgny da hambara, izay izay hovonoin'i Jesosy Tompo ame fofonain'ny vavany.Gne Tompo da hitondra anazy amin'e tsy Nisy dikany amin'elalan'e fibohagn'e feviany. \v 9 Gne fiaviane mpandika lalàgny da noho gne asan'e satana miaraky ame hery rehetra,gne famantaragny,sy gne fahagagagny tsy marina,\v 10 da miaraky amin'e fitaky agnaby gnamin'e tsy fahamarinagny.Io raha io da ho andreo izay very,satria indreo da tsy nandray gne fihavan'e fahamarinagny mba ahavoavonjy andreo.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Noho izany antony izany da mandefa asan'e fahadisoagny Andriamanitra mba hinoan-dreo vandy. \v 12 Vokatr'izany da hotsaraigny aby indreo,indreo izay tsy Mino gne fahamarinagny.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa iay da tokony magnome fisaoragny an'Andriamanitra fehizay ho andreo, ralà nihavian'nyTompo.Fa Andriamanitra e nifidy anareo akô gne voaloham-bokatry ho ane famonjegny am'e fanamasinagny gne fagnà izy ame finoagny gne fahamarinagny.[Fanamariagny: gne dikan-teny hafa da mivaky ako izao:"Fa Andriamanitry da nifidy hatram'e voalohany ho ane famonjeny].\v 14 Izany gne nagnangiagny anareo tamign'alalane filazantsaranay mba ahazoanareo gne voninahitr'i Jesosy Kristy Tompontsika.\v 15 Ka noho izany, rahalà,mijoroa mafy.Tazony gne fahamarinagny izay nampianarigny anareo.Na tamin'gne tany.Na tamin'gne taratsinay.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Amin'izao aoka i Jesosy Kristy Tompotsika tegnany,da Adriamanitry Raintsika izay tiantsika sady nagnome antsika fankeherezagny mandrakizay izy ame fahatokisagny tsara ho an'e ho avy amign'alalan'e fahasoavagny,hankahery sady hametraky gne onareo amin'e asa tsara rehetra izy ame teny.\v 17 hankahahery sady hametraky gne fonareo ame asa tsara agnaby izy ame zaka.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Amin'izao fotoagny zao, rahalà, mivavaha ho anay, mba ho deraigny sy homem-boninahitry gne tenin'e Tompo, da akô izany avakoa gne aminareo. \v 2 Mivavaha mba ho afaky amindreo ratsy fagnà sy olon-dratsy iay, fa tsy gne rehetra gne manam-pinoagny. \v 3 Fa gne Tompo da mahatoky, izay magnamafy origny izy ame miambigny anareo amin'e ratsy.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Managny fahatokisagny amin'e Tompo momba anareo iay, mba sady hanaovanareo gne hanohizanareo e raha izay nandidiagny anay anareo. \v 5 Gne Tompo anie hitariky gne fonareo amin'e fitiavan'Andriamanitry izy ame fiaretan'i Kristy.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Amin'izao mandidy anareo iay, rahalà, amign'agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hiala amindreo rahalà agnaby izay miaigny agnatin'e hakamoagny izy ame tsy araky e fomban-drazagny izay niraisinareo taminay. \v 7 Fa anareo tegnanareo da mahalala fa mety aminareo gne mangala tahaky anay. Tsy niara-niaigny akô indreo izay tsy nanagny fitsipiky iay. \v 8 Tsy nihinagny hanignin'olo tsy naloa vola iay. Kanefa, niasa andro aman'aligny tamign'asa soratry izy ame raha sarotry iay, mba tsy ho enta-mavesatry ho an'e tsiraidraiky aminareo. \v 9 Tsy hoe nohon'e tsy fanagnagny fahefagny gne nagnamboaranay anizany. F,izy, nagnano anizany iay, mba ho fitaratry ho anareo, da mba hanahaky anay anareo.

1
03/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Refa niaraky taminareo iay, da nandidy anareo hoe: "Raha misy raiky tsy te hiasa, da tsy tokony hihinagny Izy." \v 11 Fa maharegny iay fa miraviravy tagnagny gne sasany aminareo. Tsy miasa indreo fa mpitsabaka.\v 12 Amin'izao gne olo ako izany da didinay sady hanarinay amin'i Jesoa Kristy Tompo, mba hiasa am-pahanginagny sady hihinagny gne hanign'indreo manokagny.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 F'anareo, rahalà, ka mamoy fo amin'e fanaovagny izay marigny. \v 14 Raha misy tsy magneky gne zakantsika amin'ity taratasy ty, mariho eo imason'olo izy sady ka managny fifandraisagny aminazy, da mety ho megnatry Izy. \v 15 Ka raisigny ho fahavalo izy, fa hanaro ho akô e rahalàny.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa izy Tompon'e fiadanagny anie hagnome fiadagnagny anareo amin'io fotoagny sy amin'e fomba agnaby io. Ho aminareo agnaby anie gne Tompo.\v 17 Ity gne fagnamboarako veloma, iao Paoly, tamin'e tagnako, izay famantaragny amin'e taratasy agnaby. Io gne soratriko. \v 18 Gne fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie ho aminareo agnaby.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -5,3 +6,32 @@ This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
### You are free to:
* **Share** — copy and redistribute the material in any medium or format
* **Adapt** — remix, transform, and build upon the material
for any purpose, even commercially.
The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license terms.
### Under the following conditions:
* **Attribution** — You must attribute the work as follows: "Original work available at https://door43.org/." Attribution statements in derivative works should not in any way suggest that we endorse you or your use of this work.
* **ShareAlike** — If you remix, transform, or build upon the material, you must distribute your contributions under the same license as the original.
**No additional restrictions** — You may not apply legal terms or technological measures that legally restrict others from doing anything the license permits.
### Notices:
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
>>>>>>> 7168fa9fbea7028da17718b9f8f3e9bcba32b8de

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"LAPTOP-QI13TE04"
"LAPTOP-QI13TE04",
"MAD122"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
@ -42,6 +43,21 @@
"01-03",
"01-06",
"01-09",
"01-11"
"01-11",
"03-04",
"03-10",
"03-title",
"02-title",
"02-16",
"02-01",
"02-03",
"02-05",
"02-08",
"02-11",
"02-13",
"03-01",
"03-06",
"03-13",
"03-16"
]
}