Thu Jan 23 2020 10:43:52 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-23 10:43:52 -05:00
parent deff445b61
commit ff8fdc20bb
2 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Am'izay da mivavaky isan'andro ho anareo avakoa iay. Mivavaky iay mba ho mendriky gne ho raisin'Andriamanitritsika ame fagnantsovagny anareo. Mivavaky iay mba ho tanterahiny ame hery gne fagnirianareo e fahatsaragny sy gne asan'e finoagnhy rehetry. \v 12 Mivavaky ho an'e raha aby anay mba homenareo voninahitry gn'agnaran'i Jesosy Tompontsika. Mivavaky anay mba hagnomezagny voninahitry anareo, nohon\e fahasoavan'Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Tompo.
\v 11 Am'izay da mivavaky isan'andro ho anareo avakoa iay. Mivavaky iay mba ho mendriky gne ho raisin'Andriamanitritsika ame fagnantsovagny anareo. Mivavaky iay mba ho tanterahiny ame hery gne fagnirianareo e fahatsaragny izy ame asan'e finoagny agnaby. \v 12 Mivavaky ho an'izany raha aby izany iay mba homenareo voninahitry gn'agnaran'i Jesosy Tompontsika. Mivavaky iay mba hagnomezagny voninahitry anareo, nohon'e fahasoavan'Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Tompo.

View File

@ -41,6 +41,7 @@
"01-01",
"01-03",
"01-06",
"01-09"
"01-09",
"01-11"
]
}