auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-02-02 10:03:25 -05:00 committed by root
parent 5c16e7babd
commit 9403dfeeac
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany sa malala, satria fantatrareo izany raha izany, da tandremo e tegnanareo mba tsy ho voafandrik'e olo ratsy fagnahy k
Noho izany sa malala, satria fantatrareo izany raha izany, da tandremo e tegnanareo mba tsy ho voafandrik'e olo ratsy fagnahy ka ho very e fahamarinanareo. Fa mitomboa ame fahasoavagny izy ame fahalalagny e Tompontsika izy am'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. Ho an'azy anie gne voninahitry amin'izao fotoagny izao sady mandrakizay. Amena!