auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-02-02 10:03:25 -05:00 committed by root
parent 1aa2e32682
commit 5c16e7babd
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany sa malala, satria magnantegna izany raha izany anareo, magnamboara e tsara indrindra avy agny aminareo mba tsy hisy pentigny sady tsy hanan-tsigny eo an-katrefany, am-piadanagny. Sady eritrereto avakoa e faharetan'e Tompontsika ame famonjegny, ako e nosoratan'i Paoly rahala malalantsika taminareo, arak'e fahendregny izay nomegny anazy. Paoly da mizaka izany raha izany ao ame taratasiny agnaby, izay misy raha sarotry takarigny. Olo tsy misy fahalalagny sady tsy miorigny gne m
\v 14 \v 15 \v 16 Noho izany sa malala, satria magnantegna izany raha izany anareo, magnamboara e tsara indrindra avy agny aminareo mba tsy hisy pentigny sady tsy hanan-tsigny eo an-katrefany, am-piadanagny. Sady eritrereto avakoa e faharetan'e Tompontsika ame famonjegny, ako e nosoratan'i Paoly rahala malalantsika taminareo, arak'e fahendregny izay nomegny anazy. Paoly da mizaka izany raha izany ao ame taratasiny agnaby, izay misy raha sarotry takarigny. Olo tsy misy fahalalagny sady tsy miorigny gne magnova izany raha izany, ako e hagnamboarany e soratry masigny hafa koa, ka mahalasa fahaverezagny ho an'e tegnany.

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Noho izany sa malala, satria fantatrareo izany raha izany, da tandremo e tegnanareo mba tsy ho voafandrik'e olo ratsy fagnahy k