auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-02-02 10:03:25 -05:00 committed by root
parent 0936f693c7
commit 1aa2e32682
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany sa malala, satria magnantegna izany raha izany anareo, magnamboara e tsara indrindra avy agny aminareo mba tsy hisy pentigny sady tsy hanan-tsigny eo an-katrefany, am-piadanagny. Sady eritrereto avakoa e faharetan'e Tompontsika ame famonjegny, ako e nosoratan'i Paoly rahala malalantsika taminareo, arak'e fahendregny izay no
Noho izany sa malala, satria magnantegna izany raha izany anareo, magnamboara e tsara indrindra avy agny aminareo mba tsy hisy pentigny sady tsy hanan-tsigny eo an-katrefany, am-piadanagny. Sady eritrereto avakoa e faharetan'e Tompontsika ame famonjegny, ako e nosoratan'i Paoly rahala malalantsika taminareo, arak'e fahendregny izay nomegny anazy. Paoly da mizaka izany raha izany ao ame taratasiny agnaby, izay misy raha sarotry takarigny. Olo tsy misy fahalalagny sady tsy miorigny gne m