auto save
This commit is contained in:
parent
9403dfeeac
commit
76372160cf
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Noho izany sa malala, satria fantatrareo izany raha izany, da tandremo e tegnanareo mba tsy ho voafandrik'e olo ratsy fagnahy ka ho very e fahamarinanareo. Fa mitomboa ame fahasoavagny izy ame fahalalagny e Tompontsika izy am'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. Ho an'azy anie gne voninahitry amin'izao fotoagny izao sady mandrakizay. Amena!
|
||||
\v 17 \v 18 Noho izany sa malala, satria fantatrareo izany raha izany, da tandremo e tegnanareo mba tsy ho voafandrik'e olo ratsy fagnahy ka ho very e fahamarinanareo. Fa mitomboa ame fahasoavagny izy ame fahalalagny e Tompontsika izy am'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. Ho an'azy anie gne voninahitry amin'izao fotoagny izao sady mandrakizay. Amena!
|
Loading…
Reference in New Issue