Mon Mar 16 2020 15:17:51 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 15:17:52 +03:00
parent 362ad6e78d
commit d86ecf0a46
8 changed files with 15 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Fagnitelony iao gne nandalovako aty aminareo. "Gne fiampangagny marobe da tsy maintsy miorigny amin'gne porofo amin'e vavolombelogny roy na telo." Efa nizaka tamin-dreo izay nanota iao taloha sy tamin-dreo ambiny rehetra rehefa teo fagnidroany, da zakaiko indraiky izany:" Rehefa tonga indraiky iao, da tsy hiantra andre iao."
\c 13 \v 1 Fagnitelony iao gne nandalovako aty aminareo. "Gne fiampangagny marobe da tsy maintsy miorigny amin'gne porofo amin'e vavolombelogny roy na telo." \v 2 Efa nizaka tamin-dreo izay nanota iao taloha sy tamin-dreo ambiny rehetra rehefa teo fagnidroany, da zakaiko indraiky izany:" Rehefa tonga indraiky iao, da tsy hiantra andre iao."

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Diniho gne tegnanareo ra tianareo ho hita fa aminin'gne finiagny anareo. Tsapay gne tegnanareo. Tsy mbola azonareo an-tsaigny me izany gne momba gne amin'e tegnanareo fa i Jesosy Kristy da aminareo? -Ra toa anareo ka tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. Iao da mahatoky fa anareo da hiaiky fa isika da nahomby amin'izany fitsapagny izany.
\v 5 Diniho gne tegnanareo ra tianareo ho hita fa aminin'gne finiagny anareo. Tsapay gne tegnanareo. Tsy mbola azonareo an-tsaigny me izany gne momba gne amin'e tegnanareo fa i Jesosy Kristy da aminareo? -Ra toa anareo ka tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. \v 6 Iao da mahatoky fa anareo da hiaiky fa isika da nahomby amin'izany fitsapagny izany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Amin'izao isika da mivavaky amin'Andriamanitry fa tsy afaky agnano ra ratsy anareo. Iao da tsy mivavaky gne afaky ahitagny fa isika da nahomby amin'gne fitsapagny. F'izy, iao da nivavaky gne mba ahafahanareo magnano izay mety f'izy isika da mety ho hita ako gne tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. Fa isika da tsy afaky gne hagnano ra manohitry amin'gne fahamarinagny, fa ho an'gne fahamarinagny raiky avao.
\v 7 Amin'izao isika da mivavaky amin'Andriamanitry fa tsy afaky agnano ra ratsy anareo. Iao da tsy mivavaky gne afaky ahitagny fa isika da nahomby amin'gne fitsapagny. F'izy, iao da nivavaky gne mba ahafahanareo magnano izay mety f'izy isika da mety ho hita ako gne tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. \v 8 Fa isika da tsy afaky gne hagnano ra manohitry amin'gne fahamarinagny, fa ho an'gne fahamarinagny raiky avao.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Fa isika da mifaly ra marefo sady mafy anareo. Fa isika avokoa da mivavaky mba ho ataontsika feno anareo. Manoratry itoa ra itoa iao ra magnalavitry anreo iao, ka ra miaraky aminareo iao da tsy voatery mitondra anareo an-katezeragny amin'gne fampiasagny gne fahefako- izay nomen'e Tompo ana, mba agnanganako anareo, sady tsy hanimba anareo.
\v 9 Fa isika da mifaly ra marefo sady mafy anareo. Fa isika avokoa da mivavaky mba ho ataontsika feno anareo. \v 10 Manoratry itoa ra itoa iao ra magnalavitry anreo iao, ka ra miaraky aminareo iao da tsy voatery mitondra anareo an-katezeragny amin'gne fampiasagny gne fahefako- izay nomen'e Tompo ana, mba agnanganako anareo, sady tsy hanimba anareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Farany, ralah, mifalia! miasà ho amin'gne famerenagny amin'gne laoniny, mahereza, mifagnekea gne kiraikiraiky, miaigna am-piadanana, da gne Andriananitry e fitiavagny sy gne fiadnana da hiaraky aminareo. Mifampiaraba anareo amin'e fanorohona Masina.
\v 11 Farany, ralah, mifalia! miasà ho amin'gne famerenagny amin'gne laoniny, mahereza, mifagnekea gne kiraikiraiky, miaigna am-piadanana, da gne Andriananitry e fitiavagny sy gne fiadnana da hiaraky aminareo. \v 12 Mifampiaraba anareo amin'e fanorohona Masina.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Gne mpino marobe da magnano veloma anareo. [Fagnamarinagny: Gne dikan-teny sasany da magnabara e andininy faha 13 amin'e andininy faha 12 da magnano gne andininy faha 14 ho andininy faha 13.] Enga anie gne fahasoavan'e Tompo Jesosy Kristy, gne fitiavan'Andriamanitry, sy gne fiarahagny amin'e Fanahy Masigny ho aminareo marobe.
\v 13 Gne mpino marobe da magnano veloma anareo. [Fagnamarinagny: Gne dikan-teny sasany da magnabara e andininy faha 13 amin'e andininy faha 12 da magnano gne andininy faha 14 ho andininy faha 13.] \v 14 Enga anie gne fahasoavan'e Tompo Jesosy Kristy, gne fitiavan'Andriamanitry, sy gne fiarahagny amin'e Fanahy Masigny ho aminareo marobe.

1
13/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 13

View File

@ -154,6 +154,13 @@
"12-14",
"12-16",
"12-19",
"12-20"
"12-20",
"13-title",
"13-03",
"13-05",
"13-07",
"13-09",
"13-11",
"13-13"
]
}