diff --git a/13/01.txt b/13/01.txt index 21fd539..92ac2cf 100644 --- a/13/01.txt +++ b/13/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Fagnitelony iao gne nandalovako aty aminareo. "Gne fiampangagny marobe da tsy maintsy miorigny amin'gne porofo amin'e vavolombelogny roy na telo." Efa nizaka tamin-dreo izay nanota iao taloha sy tamin-dreo ambiny rehetra rehefa teo fagnidroany, da zakaiko indraiky izany:" Rehefa tonga indraiky iao, da tsy hiantra andre iao." \ No newline at end of file +\c 13 \v 1 Fagnitelony iao gne nandalovako aty aminareo. "Gne fiampangagny marobe da tsy maintsy miorigny amin'gne porofo amin'e vavolombelogny roy na telo." \v 2 Efa nizaka tamin-dreo izay nanota iao taloha sy tamin-dreo ambiny rehetra rehefa teo fagnidroany, da zakaiko indraiky izany:" Rehefa tonga indraiky iao, da tsy hiantra andre iao." \ No newline at end of file diff --git a/13/05.txt b/13/05.txt index c315fef..3ca7164 100644 --- a/13/05.txt +++ b/13/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Diniho gne tegnanareo ra tianareo ho hita fa aminin'gne finiagny anareo. Tsapay gne tegnanareo. Tsy mbola azonareo an-tsaigny me izany gne momba gne amin'e tegnanareo fa i Jesosy Kristy da aminareo? -Ra toa anareo ka tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. Iao da mahatoky fa anareo da hiaiky fa isika da nahomby amin'izany fitsapagny izany. \ No newline at end of file +\v 5 Diniho gne tegnanareo ra tianareo ho hita fa aminin'gne finiagny anareo. Tsapay gne tegnanareo. Tsy mbola azonareo an-tsaigny me izany gne momba gne amin'e tegnanareo fa i Jesosy Kristy da aminareo? -Ra toa anareo ka tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. \v 6 Iao da mahatoky fa anareo da hiaiky fa isika da nahomby amin'izany fitsapagny izany. \ No newline at end of file diff --git a/13/07.txt b/13/07.txt index 520451a..204c00a 100644 --- a/13/07.txt +++ b/13/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Amin'izao isika da mivavaky amin'Andriamanitry fa tsy afaky agnano ra ratsy anareo. Iao da tsy mivavaky gne afaky ahitagny fa isika da nahomby amin'gne fitsapagny. F'izy, iao da nivavaky gne mba ahafahanareo magnano izay mety f'izy isika da mety ho hita ako gne tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. Fa isika da tsy afaky gne hagnano ra manohitry amin'gne fahamarinagny, fa ho an'gne fahamarinagny raiky avao. \ No newline at end of file +\v 7 Amin'izao isika da mivavaky amin'Andriamanitry fa tsy afaky agnano ra ratsy anareo. Iao da tsy mivavaky gne afaky ahitagny fa isika da nahomby amin'gne fitsapagny. F'izy, iao da nivavaky gne mba ahafahanareo magnano izay mety f'izy isika da mety ho hita ako gne tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. \v 8 Fa isika da tsy afaky gne hagnano ra manohitry amin'gne fahamarinagny, fa ho an'gne fahamarinagny raiky avao. \ No newline at end of file diff --git a/13/09.txt b/13/09.txt index f751ee7..6ab0e86 100644 --- a/13/09.txt +++ b/13/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Fa isika da mifaly ra marefo sady mafy anareo. Fa isika avokoa da mivavaky mba ho ataontsika feno anareo. Manoratry itoa ra itoa iao ra magnalavitry anreo iao, ka ra miaraky aminareo iao da tsy voatery mitondra anareo an-katezeragny amin'gne fampiasagny gne fahefako- izay nomen'e Tompo ana, mba agnanganako anareo, sady tsy hanimba anareo. \ No newline at end of file +\v 9 Fa isika da mifaly ra marefo sady mafy anareo. Fa isika avokoa da mivavaky mba ho ataontsika feno anareo. \v 10 Manoratry itoa ra itoa iao ra magnalavitry anreo iao, ka ra miaraky aminareo iao da tsy voatery mitondra anareo an-katezeragny amin'gne fampiasagny gne fahefako- izay nomen'e Tompo ana, mba agnanganako anareo, sady tsy hanimba anareo. \ No newline at end of file diff --git a/13/11.txt b/13/11.txt index 3423769..65d48a5 100644 --- a/13/11.txt +++ b/13/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Farany, ralah, mifalia! miasà ho amin'gne famerenagny amin'gne laoniny, mahereza, mifagnekea gne kiraikiraiky, miaigna am-piadanana, da gne Andriananitry e fitiavagny sy gne fiadnana da hiaraky aminareo. Mifampiaraba anareo amin'e fanorohona Masina. \ No newline at end of file +\v 11 Farany, ralah, mifalia! miasà ho amin'gne famerenagny amin'gne laoniny, mahereza, mifagnekea gne kiraikiraiky, miaigna am-piadanana, da gne Andriananitry e fitiavagny sy gne fiadnana da hiaraky aminareo. \v 12 Mifampiaraba anareo amin'e fanorohona Masina. \ No newline at end of file diff --git a/13/13.txt b/13/13.txt index 97eca11..c037917 100644 --- a/13/13.txt +++ b/13/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Gne mpino marobe da magnano veloma anareo. [Fagnamarinagny: Gne dikan-teny sasany da magnabara e andininy faha 13 amin'e andininy faha 12 da magnano gne andininy faha 14 ho andininy faha 13.] Enga anie gne fahasoavan'e Tompo Jesosy Kristy, gne fitiavan'Andriamanitry, sy gne fiarahagny amin'e Fanahy Masigny ho aminareo marobe. \ No newline at end of file +\v 13 Gne mpino marobe da magnano veloma anareo. [Fagnamarinagny: Gne dikan-teny sasany da magnabara e andininy faha 13 amin'e andininy faha 12 da magnano gne andininy faha 14 ho andininy faha 13.] \v 14 Enga anie gne fahasoavan'e Tompo Jesosy Kristy, gne fitiavan'Andriamanitry, sy gne fiarahagny amin'e Fanahy Masigny ho aminareo marobe. \ No newline at end of file diff --git a/13/title.txt b/13/title.txt new file mode 100644 index 0000000..b240d89 --- /dev/null +++ b/13/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 13 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 5bc819b..38a6d6c 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -154,6 +154,13 @@ "12-14", "12-16", "12-19", - "12-20" + "12-20", + "13-title", + "13-03", + "13-05", + "13-07", + "13-09", + "13-11", + "13-13" ] } \ No newline at end of file