Sat Mar 07 2020 16:21:37 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 16:21:37 +03:00
commit ebebe34f8f
54 changed files with 116 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, apostolin'i Kristy Jeossy araky gne didin'Andriamanitry mpamonjy antsika izy amin'i Kristy Jesosy tokantsika,\v 2 ho an'i Timoty,zanaky lelà marina ao ame finoagny: Fahasoavagny, famindram-po, sady fiadanagny avy amin'Andriamanitry Ray izy amin'i kristy jesosy tompontsika.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Araky gne nangatahiko mafy ho ataonao refa niala tao Makedonia iao, mipetrà ao Efesosy mba hahafahanao mibeko gn'olo sasany tsy hampianatry foto-pampianaragny hafa. \v 4 Tsy tokony hitandrigny gne tantara izy ame tetiaragny tsisy fiafarany indreo. Io da niteraky adi-hevitry fa tsy magnampy gne drafitr'Andriamanitry, izay ame gn''alalan'e finoagny.

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Sady gne tanjon'e didy da fitiavagny avy ame fo madio, avy ame feon'e fieritreretagny tsara, sady avy ame finoagny tsy mihatsaravelatsy. \v 6 Gn' olo sasany da tsy nahatratry gne tanjogny sady niala tamin'io raha io ho agny ame " lahateny molamola".\v 7 Indreo da te ho mpampianatry lalàgny, kanefa indreo tsy mahazo gne raha zakanigny sady hizingizignindreo. \v 8 Fa itsika da mahafantatry fa gne lalàgny da tsara raha misy raiky mampiasa an'azy ame ara-dalàgny.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Itsika da mahafantatry an'izany, fa gne lalàgny da tsy nanigny ho an'olo marigny, fa ho an'e mpandika lalàgny izy ame olo mpikomy, ho an'e ratsy fagnahy izy ame mpanota, sady ho an'e andriamani-diso sy tsy masigny. Izany da nanigny ho an'e izay mamono an'i abany amin'ny endriny, ho an'e mpamono olo, \v 10 ho an' e ratsy fitondran-tegna ara-nofotry, ho an' e sodomita, ho an'e mpaka an-kerin'olo mba ho andevozigny, ho an'e mpavandy, ho an'e vavolombelogny tsy marigny, sady ndre ino nde ino hafa manofitry gne fampianaragny mahatoky.\v 11 Io fampianaragny io da mifagnaraky ame filazantsaran'e voninahitr'Andriamanitry voatahy izay nankinigny taminà.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Isaorako i Kristy Jesosy tompontsika. Nampahery anà Izy, fa naniny mahatoky iao, sady nagnambara anà ho ame fanompoagny Izy. \v 13 Iao da mpizaka ratsy, mpagnenjiky, sady lelà mahery setry. Kanefa nahazo famindram-po iao satria tame tsy fahalalagny gne nagnamboarako an'izany noho gne tsy finoagny. \v 14 Fa gne fahaosavan'e Tompontsika gne nandrakotry finoagny sy fitiavagny izay ao amin'i Kristy Jesosy.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Izao hafatry izao da azo antoky sady mendriky gne fagnekegny agnaby, fa i Kristy Jesosy da avy tetoa ambonin'e tany hagnavotry gne mpanota. Iao gne ratsy indrindra tamin'io.\v 16 Fa noho izany antony izany gne namindrandragny fo taminà, mba ame alalako, gne zakabe indrindra, i Kristy Jesosy da mety hagnabôky gne faharetagny agnaby. Nagnano an'izany Izy ho ohatry ho an' izay magniry hatoky an'Andriamanitry ho an'e fiainagny mandrakizay.\v 17 Sady ho an' e mpanjakan'e taloha, tsy mety maty, tsy hita maso, da ho an'Andriamanitry raiky, anie gne laza izy ame voninahitry mandrakizay doria.Amena.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Izao didy izao ro gne omeko anao, Timoty, zanako, araky gne faminaniagny nanigny makasiky anao taloha, fa anao da mety hiady gne ady tsara,\v 19 gne fiazonagny gne finoagny izy ame feon'e fieritreretagny tsara. Tame fandavagny an'izany, misy gne nagnano sambo vaky gne finoagny.\v 20 Mitovy an'i Hymeneo sy Aleksandro, izay natolotry ho an' i Satana mba ampianaragny andreo tsy hizaka ratsy.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Voalohany indrindra noho izany, da mampirisiky iao fa gne fangatahagny, vavaky, fifonagny, sady fisaoragny da nanigny ho an'olo agnaby, \v 2 ho an'e mpanjaka izy amin' indreo agnaby eo ame fahefagny, mba ahafahantsika miaigny am-piadanagny sy miaigny milamigny ame toe-pagnahy araky an'Andriamanitry izy ame fahamendrehagny agnaby. \v 3 Izany da tsara sady azo ekegny eo anatrehan'Anandriamanitry mpamonjintsika.\v 4 Iriny mba hovonjegny agnaby gn'olo agnaby sady ho lasa ame fahalalagny gne marigny.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa raiky avao gn'Andriamanitry, sady raiky avao gne mpagnelagnelagny an'Andriamanitry izy ame olo, da i Kristy Jesosy. \v 6 Izy nagnome gne vatany ho vidim-pagnavotagny ho an'olo agnaby, mitovy ame fijoroagny vavolombelogny ame fotoagny raiky ho Izy.\v 7 Fa amin'izany tanjogny izany, iao, gne vatako, da nanigny ho mpitory sy ho apostoly. Mizaka gne marigny iao. tsy mavandy iao. Mpampianatry an'e jentilisa ame finoagny izy ame fahamarinagny iao.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Noho izany, tiako gne lelà ndre ia ndre ia mba hivavaky sy hanandra-tagnagny masigny tsy an-kavigniraragny na ame fifandiragny. \v 9 Akô izany avakoa, tiako gne viavy mba hisikigny akanjo magneva gne vatany, ame fahamendrehagny izy ame fahafehezan-tegna. Tsy tokony hagnano volo mirandragny, na volamena,na voahangy, na akanjo lafo vidy.\v 10 Tiako indreo hisikigny amn'izay mety ho an'e viavy izay magnabôky toe-pagnahy araky an'Andriamanitry ame gn'alalan'e asa tsara.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Gne viavy da tokony hianatry am-pahanginagny sady hagneky tanteraky.\v 12 Tsy apetrako hampianatry gne viavy na hampihatra fahefagny ame lelà, fa hijanogny ao agnaty fahanginagny.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa Adama gne noforonigny voalohany, avy eo i Eva. \v 14 Adama da tsy voafitaky, fa gne viavy gne voafitaky taneraky tame fandikan-dalàgny. \v 15 Ndre izany aza, hovonjegny izy ame gn'alalan'e fiterahagny zaza, raha mitovy ame finoagny izy ame fitiavagny sady fahamasinagny miaraky ame fahonognan-tegna.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Matokia izao zako izao.Raha misy olo magniry gne ho mpiandraikitry, da magniry asa tsara izy. \v 2 Noho izany da gne mpiandraikitry da tsy maintsy tsy mana-tsigny. Tsy maintsy manam-bady viavy raiky izy. Izy da tokony hahay handajalanja, hendry, tia filaminagny, tia mandray olo. Tsy maintsy mahay mampianatry izy.\v 3 Tsy tokony za-dratsy ame divay izy, tsy mpila-ady, fa koa, malemy fagnahy, feno fiadagnam-po. Izy da tsy tokony ho tia vola.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Tokony hitantagny tsara gne tokantragnony izy, sady gne zanany da tokony hagneky an'azy am-pagnazagny tanteraky.\v 5 Fa raha tsy mahay mitantagny gne tokantragnony izy, akognaia gne hikarakarany gne fiangonan'Andriamanitry?

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Tsy tokony ho olo vao niova fo izy, mba tsy hieboeboany ka ho lavo ame fagnameloagny mitovy ame devoly. \v 7 Izy avao koa da tsy maintsy tsara laza ame olo egny ambadiky, mba tsy lavo agnaty fahafaham-baraka izy ame fandriky gne devoly.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Gne Diakona, akô izany avakoa, da tokony ho mendriky. Indreo da tsy tokony hisotro divay be lôtry na tsy malala voky ara-tsakafo.\v 9 Tokony hitazogny gne fahamarinan'e finoagny nambara miaraky ame feon'e fiheritreretagny madio.\v 10 Indreo avakoa da tokony ho sedraigny mialoha, avy eo da tokony hanompo satria tsy manan-tsigny indreo.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Gne viavy avakoa da tokony ho mendriky mitovy amin'izany. Tsy tokony ho mpagnendrikendriky indreo. Tokony hahay handanjalanja sady mahatoky ame raha agnaby. \v 12 Gne Diakona da tokony hanambady viavy raiky. Tsy maintsy mitantagny tsara gne zanany izy ame tokantragnony indreo. \v 13 Fa gne izay nanompo tsara da handray gne laza tsara izy ame fahatokisagny zakabe ame finoagny ho an'e vatandreo izay ao amin'i Jesosy Kristy.

1
03/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Manoratry an'itoa raha toa aminao iao, sady magnantegna gne ho avy tsy ho ela agny aminao iao. \v 15 Fa raha tara iao, da manoratry mba hahafantaranareo gne fitondran-tegna ao ame tokantragnon'Andriamanitry, izay fiangonan'Andriamanitry velogny, gne vato fehizoro sy fiorenan'e fahamarinagny.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Tsy azo andanagny fa gne fahamarinagny nambara izay araky an'Andriamanitry da zakabe: "Izy da nibôky tame nofitry, nomahirin'e fagnahy, hitan'e anjely, nambara tagnivon'e firenegny, ninoan'izao tontolo izao, sady nasandratry tamin'e voninahitry."

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Amin'izao fotoagny izao nizaka mazava tsara gne Fagnahy fa ame fotoagny agny afara agny da hiala ame finoagny gn'olo sasany sady mitandrema tsara gne amin'e fagnahy mpamitaky izy amin'e fampianaran'e demonia\v 2 ame fihatsaram-belatsihin'e mpavandy. Fa voamariky ame vy mamay gne feon'e fieritreretandreo.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ho raràndreo gne manambandy izy ame mangalaky hanigny izay noforonin'Andriamanitry ho zaraigny miaraky ame fisaoragny eo amin'izay mino sy izay mahafantatry gne marigny. \v 4 Fa gne raha agnaby izay noforonin'Andriamanitry da tsara. Tsisy handagnagny gne raha noraisintsika tamin'e fisaoragny. \v 5 Fa nohamasinigny tame zakan'Andriamanitry izy ame vavaky izany

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Raha apetrakinareo eo anatrehan'e rahalà io raha io, da ho mpanompo tsaran'i Jesosy Kristy anareo. Fa notaizagny tamin'e tenin'e finoagny sy tame fampianaragny tsara izay narahinareo anareo.\v 7 Fa lavo gne angano tanteraine ragnavavy. Fa koa, tariho hagnome voninahitry an'Andriamanitry gne tegnanareo.\v 8 Fa gne vatagny hofanina da kidy avao gn'azo ampiasagny an'azy, nefa fampiasa ame raha agnaby gne toetry araky an'Anandriamanitry. Mihazona gne fampagnantenagny amin'ity fiainagny amin'izao fotoagny izao ity izy ame fiainan-ko ho avy.

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ity hafatry ity da mendri-pitokisagny sady mendriky gne fahafenoan'e fagnekegny. Fa noho izany da hitologny sady hiasa mafy itsika.\v 10 Fa mahatoky ao amin'Anandriamanitry velogny itsika, izay Mpamonjy gn'olo agnaby, indrindra indreo izay mino.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ambarao sady ampianaro io raha io.\v 12 Anio tsara tsy hisy olo hagnano tsinontsinogny gne fahatanoranao. Fa koa, anio ho ohatry ho andreo izay mino, ame fizaka, fitondran-tegna, fitiavagny, finoagny, sady fagnanaragny.\v 13 Mandra- pahaviko, tohizo gne famakiagny, gne fagnanaragny, izy ame fampianaragny.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ka anigny tsinontsinogny gne fagnomezam-pasoavagny izay ao aminao, izay nomegny anao tame gn'alalan'e faminaniagny, niaraky tame fametrahan-tagn'e loholona.\v 15 Tandrovy iregny raha iregny. Meteza ho ao amindreo, mba hiharihary amin'olo agnaby gne fandrosoanao. \v 16 Tandremo tsara gne vatanao izy ame fampianaragny. Tohizo iregny raha iregny. Fa raha magnano akô izany, da ho vonjenao gne vatanao izy amindreo izay miteno anao.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ka mivignitry gne rangaha. Fa koa, anaro akô i abanao izy. Anaro akô gne rahalà gne lelà tanora, \v 2 Anaro akô i endrinao gne ragnavavy, sady gne tanora viavy akô gne anakavy ao ame fahadiovagny agnaby.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Magnanja gne mpitondrategna, gne tena mpitondrategna .\v 4 Fa Raha manan-janaky na zafikely gne mpitondrategna raiky, da apetray indreo aloha hianatry hagnaboky fagnajagny ao ame tokantragnony. Apetray indreo hamaly babegny an'i abany amin'i endriny, satria ankasitrahan'Anandriamanitry izany.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa gne tena mpitondrategna da napetraky ho raiky. Mametraky gne fitokiagny amin'Anandriamanitry izy. Mitoetry hatrany amin'e fangatahagny izy ame vavaky isan'andro isan'andro. \v 6 Ndre izany azaky, gne viavy izay miaigny ho an'e fafinaretagny da maty, ndre da mbola velogny aza izy.

1
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Torio izany raha izany mba tsy anagnandreo tsigny. \v 8 Fa raha misy olo tsy magnome ho an'e havany akaiky,idrindra ho andreo izay ao ame ankohonany, da nandà gne finoagny izy sady ratsy lavitry noho gne tsy mpino.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Apetray hosoratagny ho mpitondrategna gne viavy izay tsy latsaky gn'enimpolo taogny, viavy raiky izay vadin'e lelà raiky. \v 10 Tokony ho fantatry noho gne asa tsara izy, ndre nikarakara gne zaza, ndre avakao, nampiatragno gne mpivahiny, ndre nanasa gne tongotr'e mpino, ndre nagnameva gne mahatra, ndre nanolo-tegna tame asa tsara agnaby.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa ho andreo mpitondrategna mbola tanora koa, da ka magneky gne hanoratry andreo ao agnaty lisitry. Fa refa milavo-lefogny ame filan'e nofotry hanohitry an'i Kristy indreo, da ta-hanambandy.\v 12 Amin'izany indreo da hahazo sazy satria namadiky gne fanoloran-tegnany voalohany.\v 13 Ka lasa zatry malaigny koa indreo. Mandehandeha mitety tragno. Tsy hoe lasa malaigny fotsiny avao indreo, fa lasa mpifosa sy mpila ady avakoa. Mizaka raha izay tsy tokony ho zakaniny indreo.

1
05/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Noho izany da tiako hanambandy gne viavy mbola tanora, hiteraky, hikarakara tokantragno, mba tsy ahafahany magnome iriky gne fahavalo havandy aminay ho nagnano ratsy. \v 15 Fa gne sasany efa nivily sahady hagnaraky an'e Satana. \v 16 raha misy viavy mino managny mpitondrategna, apetray izy hagnampy andreo, mba tsy hagnavesatry gne fiangonagny,mba hahafahany magnampy gne tena mpitondrategna marigny.

1
05/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Apetray gne loholona izay manapaky tsara mba ho raisigny ho mendri-boninahitry idroy agny, indrindra indreo izay miasa miaraky ame zaka izy ame fampianaragny. \v 18 fa hoy gne Soratra Masina hoe: "Tsy tokony hagnisy fehiny gne vavan'omby anao raha mbola mively voa izy". Sady koa: "Gne mpiasa da mendriky gne karamany."

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ka mangala fahavandesagny manohitry gne loholona raiky raha tsisy vavolombelogny roy na telo. \v 20 Ahitsio eo anatrehan'olo agnaby gne mpanota mba hatahotry gne ambiny hafa.

1
05/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Mandidy anao mafy iao eo anatrehan'Andriamanitry sy eo anatrehan'i Kristy Jesosy sady gne anjely voafidy, mba hihazonanao io didy agnaby io tsisy fitsaratsaragny sady mba tsy hagnamboaranao ndre ino ndre ino ame fandaniagny. \v 22 Ka maimaiky mametr-tagnagny ndre amin'ia ndre ia. Ka miaraky ao ame fahotan'olon-kafa. Tokony hitazogny gne vatanao hadio anao.

1
05/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Tokony tsy hisotro rano etsanaky anao. Fa koa, tokony handray divay kidy anao ho an'e vavony izy ame aretinao mateti-pihavy.\v 24 Gne fahotan'olo sasany da fantatry mibaribary, sady indreo da mandeha alohandreo ao ame fitsaragny. Fa gn'ota sasany magnaraky avy aty afara. \v 25 Akô izany avakoa, misy asa tsara fantatry mibaribary,nefa gne sasany aza da tsy azo afiny.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Apetray gn'olo agnaby izay ao ambanin'e Zioga akô gne andevo mba hagnano gne tompony ho mendriky gne haja agnaby. Indreo da tokony hagnano izany mba tsy hizakanagny ratsy gne agnaran'Andriamanitry izy ame fampianaragny. \v 2 Gne andevo izay managny tompo mino da tsy tokony hagnano tsinontsinogny andreo satria mpirahalà amin'azy. Fa koa, indreo da tokony hanompo gne tompony hatrany hatrany. Fa gne tompo izay nampiagny tame asandreo da mpino sady tiavigny. Ampianaro sady ambarao gne raha agnaby io.

1
06/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Dinio fa gn'olo da mampianatry ame fomba hafa sady tsy magneky gne fanoroantsika ara-pinoagny, izay, zakan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Dinio fa indreo da tsy magneky gne fampianaragny izay mitondra agny ame toetra araky an'Andriamanitry. \v 4 Izany olo izany da mirehareha sady tsy mahalala ndre ino ndre ino. Fa koa, izy da molan'e adihevitry izy ame fandresen-dahatry makasiky io zaka io. Iregny zaka iregny da miteraky fialonagny, fagnevatevagny, ahiahy ratsy, \v 5 sady gne fifandonagny eo ame olo maloto fisaignagny. Miala ame marigny indreo. Mihevirty izy fa gne toetra araky an'Andriamanitry gne fomba ahatongavagny ho mpanan-karena. [ Fagnamarihagny: Gne fandikagny taloha sasany da magnampy hoe: "Miala ame raha akô izany". Fa gne fandikagny tsara indrindra taloha da tsy magnampy an'izany.]

1
06/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Sady gne toetra araky an'Andriamanitry miaraky ame fahafaham-po da tombony zakabe. \v 7 Satria itsika da tsy niady ndre ino ndre ino amin'izao tontolo izao. Tsy hahavita hinday ndre ino ndre ino itsika.\v 8 Fa koa, apetray itsika ho afa-po ame hanigny izy ame fitafiagny.

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Sady indreo izay te ho lasa mpanan-karena da latsaky ao agnatin'e fakam-pagnahy, ao agnatin'e fandriky. Latsaky tagnatin'e hamolagny izy ame filagny mampidi-doza maro indreo, sady gne hafa avakoa mandetiky gn'olo ao ame faharavagny izy ame fandriganagny. \v 10 Satria fototr'e karazan-dratsy agnaby gne fitiavam-bola. Gn'olo sasany izay marigny da efa voavily niala tame finoagny sady nanindrogny gne vatandreo tame fahoriagny zakabe.

1
06/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa anao, rô lelàhin'Andriamanitry, mandosira gne raha agnaby. Miezaha mitady gne fahamarinagny, gne toetry araky an'Andriamanitry, gne fahatokisagny, gne fitiavagny, gne faharetagny sady gne hatsaram-pagnahy. \v 12 Media gne ady tsaran'e finoagny. Tazomo tsara gne fiainagny mandrakizay fa ho amin'izany gne namgiagny anao. Izany da makasiky gne nijoroanao vavolombelogny gne amin'izay inoanao teo anatrehan'e vavombelogny maro tamin'izay tsara.

1
06/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Iao da magnome anao izany didy izany eto anoloan'Andriamanitry, izay nahalasa gne raha agnaby ho velogny, sady eo anatrehan'i Kristy Jesosy, izay nizaka gne marigny teo anatrehan'i Pintio Pilato: \v 14 Tanjono tsara gne didy, tsy manan-tsigny, mandra-pibohan'e Tompontsika Jesosy Kristy.

1
06/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Andriamanitry da magnabôky gne fiboany ame fotoagny tokony ho izy_ Andriamnitry, gne raiky izay notahiagny, gne hery raiky, gne Mpanjaka izay manjaka, sady gne Tompo izay manapaky. \v 16 Izy raiky vao gne managny gne tsy fahafatesagny sady mipetraky eo ame hazavagny tsy azo hagnatognagny. Tsisy olombelogny mahita an'azy na afaky magnety an'Azy. Ho an'Azy anie gne voninahitry izy ame hery mandrakizay. Amena.

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Zakano gne mpanan-karena amin'izao tontolo izao mba tsy hirehareha, sady magnantegna gne harena, izay tsy azo antoky. Fa koa, tokony hagnantegna an'Andriamanitry indreo. Magnome antsika gne harena marigny agnaby Izy mba hifaliantsika.\v 18 Zakano indreo mba hagnano gne tsara, mba hanan-karena ame asa tsara, mba alala-tagnagny, sady vonogny hizara. \v 19 Amin'izany fomba izany, da ho tehirizindreo gne fototry tsara ho an'e vatany amin'izay ho avy, ka hifikirany gne tena fiainagny.

1
06/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Ô Timoty, arovy izay nomegny anao. Helay gne resaky mola izy ame fandresen-dahatry mifanohitry momba gne fangiagny diso gne amin'izay anigny hoe fahalalagny. \v 21 Gn'olo sasany da magnambara izany raha izany ka da tsy nahatadidy gne finoagny indreo. Ho aminareo anie gne fahasoavagny.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> f481417f9728882e3b72eb2e22e4e2f9f0e46aaf
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> f481417f9728882e3b72eb2e22e4e2f9f0e46aaf

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 Timoty

View File

@ -32,6 +32,61 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD122"
],
"finished_chunks": [
"01-18",
"01-12",
"01-09",
"01-05",
"01-03",
"01-01",
"front-title",
"01-15",
"02-13",
"02-11",
"02-08",
"02-05",
"02-01",
"03-16",
"03-14",
"03-11",
"03-08",
"03-06",
"03-04",
"03-01",
"04-14",
"04-11",
"04-09",
"04-06",
"04-03",
"04-01",
"05-21",
"05-19",
"05-17",
"05-14",
"05-11",
"05-09",
"05-07",
"05-05",
"05-03",
"05-01",
"06-20",
"06-17",
"06-15",
"06-13",
"06-11",
"06-09",
"06-06",
"06-03",
"06-01",
"06-title",
"05-23",
"05-title",
"04-title",
"03-title",
"02-title",
"01-title"
]
}