plt-x-antaifasy_1ti_text_reg/05/11.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 11 Fa ho andreo mpitondrategna mbola tanora koa, da ka magneky gne hanoratry andreo ao agnaty lisitry. Fa refa milavo-lefogny ame filan'e nofotry hanohitry an'i Kristy indreo, da ta-hanambandy.\v 12 Amin'izany indreo da hahazo sazy satria namadiky gne fanoloran-tegnany voalohany.\v 13 Ka lasa zatry malaigny koa indreo. Mandehandeha mitety tragno. Tsy hoe lasa malaigny fotsiny avao indreo, fa lasa mpifosa sy mpila ady avakoa. Mizaka raha izay tsy tokony ho zakaniny indreo.